Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna, milahatra araka ny daty
niryna
(
05/01/2007 19:48)
Miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra(speaking tongue)
Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i dadie ny 30/08/2007 15:05
niryna
(
05/01/2007 19:19)
Mankany an-danitra daholo isika rehefa miala eto...
Sendra niresaka ahy ity mpino iray raha nilaza izy fa isika rehetra hono dia samy ho any an-danitra daholo rehefa maty.Mino an\'izany ve ianareo sa manana fisalasalana:?::?:...
tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2007 13:02
niryna
(
04/01/2007 17:34)
Mangataka dia omena,mitadiava dia ahita...kanefa mbola tsy.
Ny Matio 7:7 dia manome fanantenana antsika fa raha mangataka isika dia omena, raha mitady dia ahita,ary raha mandondona dia hovohana..kanefa hoy ny teny hoe hatramin\'izao tsy mbola nangataka tamin\'...
tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 10:48
niryna
(
04/01/2007 16:12)
Ny fo no mitondra ny saina ahatonga antsika ........
Ny zavatra rehetra ataontsika dia avy ao amin\'ny fo avokoa ka makany amin\'ny saina.Ahoana tokony moa izany:?:...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2007 05:24
niryna
(
04/01/2007 15:58)
Ny kilema tsy azo hafenina, mba milaza ny marina?
Matetika na lahy na vavy dia manana toetra hafenina,misy milaza fa iny no kely hanany sady hiarovany ny tenany ka raha fantatry ny olona miaraka aminy iny dia matahotra izy hisaraka amin\'ilay olo-tia...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/01/2007 02:20
niryna
(
03/01/2007 18:19)
Ny sakrameta,moa ve zatra mandray fotsiny sa dia....
Anisany zavatra iray lehibe eo amin\'ny mpino ny fandraisana ny sakrameta na kominio.Misy fahazarana fotsiny ary dia mandray fe mandray fotsiny.Ny teny anefa milaza fa alohany andraisana azy io dia ma...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2007 13:38
niryna
(
03/01/2007 18:08)
Matsiro ilay sakafo eny amoron-dalama/madio ve?
Tena feno hipoka ny mpivaro-tsakafo eny amoron-dalana.Matsiro tanteraka ilay izy,saingy vao tonga any an-trano ny tena dia mivala mipiriritra.
Moa ve azo antoka ny dihon\'ireny?Ny tena tsy zakako dia...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2007 23:31
niryna
(
01/01/2007 03:18)
Zavatra vita gasy/vita sinoa tena tsy misy f.........
Raha dinihina ny fiainana taloha dia efa misy fandrosoana mihitsy ny firenen-tsika,saika hita daholo izay tadiavina ka ireo olona mpitsangatsangana aty tsy dia mila mitondra zavatra firy intsony fa sa...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/01/2007 05:53
niryna
(
30/12/2006 02:11)
Tsy maintsy mahita lesoka foana.
Fa maninona tokoa isika tsy maintsy mahita tenenina na fanakianana foana rehefa miteny? Maneso, tsy manome hery,misy fialonana ve ao,misy tsy fitiavana ve,tsy maintsy mamaly fotsiny,maneso,mandatsa,.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2007 05:22
niryna
(
26/12/2006 04:29)
Mila fanampiana mikasika ny web.hiram-pivavahana
Ny website izay misy hiram-pivavahana betsaka tao akoatry ny radiovazo.Amin'ny teny gasy ,frantsay,anglisy ilay fandaharana.Tsy tadidiko ilay izy fa misy hoe tongasoa eto amin'ny ravin'ala angamba izy...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 06/01/2007 21:17
niryna
(
25/12/2006 03:27)
Momban\'ny karazana aretina sy fanafody tsotra nefa.......
Manana fahalalana ireo zoky antitra ka na misy aza ny fanafody dia mahita zavatra ainga eo an-tanana eo izy kanefa mahaomby.Mba mahafantatra ve ianareo.Santionany aretina vavony, aty, maso, fo, votsy,...
tohiny
novalian'i mamiel ny 07/08/2017 05:26
niryna
(
25/12/2006 03:21)
Satana misy tandroka sy rambo.
Mba lasa ny saiko hoe fa maninona ny satana no misy rambo ,misy tandroka ary sary ratsy no atao aminy? Ao anaty baiboly ve io sa dia eritreritra fotsiny?...
tohiny
novalian'i cutie ny 24/01/2007 01:19
niryna
(
25/12/2006 01:18)
Hevitra mety mahasoa ity.
Misy hevitra mety mahasoa ny namana ve mikasika ny fikolokoloana ny vatana,saina,tarehy,maso, nify, tanana,fo, kibo, fanahy sns...
Efa nahita soritra ve ianao ka nahatsara anao?
Izay zavatra efa net...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2007 03:22
niryna
(
24/12/2006 23:54)
Tanjona /Ezaka @ 2007?
Inona no tanjona na ezaka tianao atao amin\'ny taona 2007 ? Ohatra miala amin\'ny sigara, toaka, paraky, toetra ratsy, hiezaka ny ho tonga aloha fa tsy mihazakazaka, hanangona ,hanova toetra ho tsara ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/01/2007 02:57
niryna
(
23/12/2006 05:52)
Aza manahy ny ho ampitso.Manana finoana ve ve ianao amin\'io?
Voasoratra ao anaty baiboly io teny io.Ahoana no fahazoanao sy fampiaranao azy amin\'ny fiainana?...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/01/2007 16:00
niryna
(
20/12/2006 17:09)
Te ahalala ny tena andro naterahan\' i Jesosy ? Jereo eto
Maro ihany izay resaka Noely sy mitady ny tena andro nahaterahan\'i Jesosy.Kanefa tsy dia mazava hoe oviana marina.Mba afaka milaza amin\'ireo namana maro ve ianao?...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/01/2007 05:32
niryna
(
17/12/2006 23:30)
Ny zaza kambana,misy toetra hitovizany ve sa...
Efa nahita ankizy kambana ianareo.Manao ahoana ny toetrany,mitovy foana ve araka ny mahakambana azy sa dia mifanipaka? Nahita zazalahy kely roa izay aho notantanan-dreniny amin'ny ilany avy.Eo am-pian...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2006 02:48
niryna
(
17/12/2006 23:22)
ody tava,tsy mandaitra ny odi-panda,hanalana ny tasy
Mety mahalala fanafody fanadiovana tarehy ve ianareo.Efa nandramana daholo izao rehetra izao fa sady tsy mitombo no tsy mihena,na ny odi-panda aza tsy nampihotsina azy,lany vola rakalakely mitety doko...
tohiny
novalian'i rvm ny 04/11/2014 23:30
niryna
(
17/12/2006 20:30)
Mila fanalana andro ihany koa ireo antitra.
EFa misotro ronono hono no filaza azy kanefa aho aloha tsy mbola nahita antitra nividianan'ny zanany ronono izany.Mila fialamboly isika rehetra na antitra na tanora.Ny any ivelany dia misy toerana nat...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2006 03:09
niryna
(
17/12/2006 20:02)
Fotoan-gasy.Inona no vahaolana.
Tena tsy mety miala ny fanaovana fotoan-gasy mihitsy isika na aiza na aiza.Efa toetra ve io amin'ny maha-malagasy ka tsy azo ialana sa dia tsy manome fanajana no tena izy.Mahita vahaolana ve ianareo k...
tohiny
novalian'i kitjo ny 15/01/2007 06:36
