Liste des messages
Liste des messages, inserés par kidoropamba, par ordre de date
kidoropamba
(
23/10/2009 15:45)
TGV, lou! Ra8, lou!Roindefo, lou!
Nilaza Monja Jaona fa "lou" dolidoly ireo mpanao politika. Io indray izao no miseho amin'izao.
Vola avy aiza, ary taiza no hiveloman-dra8 ao afrika atsimo ao kanefa potika dolidoly ny fananany tao d...
suite
répondu par pikatti le 26/10/2009 17:45
kidoropamba
(
10/09/2009 15:20)
Andry: Tanora tsy tia seza fa matahotra VERY SEZA
Tena tsy misy ilàna azy mihitsy ra-TGV raha toa ka na dia i Zafy aza sahy mifanandrina aminy. Tanora hoe, tanora, kanefa mbola toe-tsaina lomorona nahafaty ny firenena no mibaiko ny lohany.
Tsy f...
suite
répondu par pikatti le 11/09/2009 21:48
kidoropamba
(
10/08/2009 12:01)
Vitan'i ZAFY ny baolina
Ry zareo mpomba an-dra8 mbola tsy nahatelina ilay tsy fiverenan'ny dada @ "ordre constitutionnel" (hi hi hi hi hi hi), ry zareo TGV mbola mitsakotsako ny taolan'ny fizarazarana ny seza sy ny fahefana,...
suite
répondu par Mirananirina le 10/08/2009 16:15
kidoropamba
(
05/08/2009 11:32)
Matahotra ho tapahan'ny GTT loha Ravalo any Maputo
Nilaza Ravalomanana fa tena tsy te hilatsaka intsony fa hody antanindrazana ka hanarina ny TIKO. Tsy manaiky ny GTT ka efa nanao menace fa raha mlanao sonia Ravalo fa hoe tsy hilatsaka intsony dia ho ...
suite
répondu par fijo le 05/08/2009 20:15
kidoropamba
(
04/08/2009 11:39)
ARABAINA MANOKANA NY HENDRY ZAFY ALBERT
Misaotra anao ray amandreny Zafy a:
Marina daholo izay rehetra nolazainao: Ny Transition, ny charte, ny reconciliation nationale, ny filaminana sy ny sisa.
Io ianao irery no tena à l'aise hiarak...
suite
répondu par nytsiry le 05/08/2009 08:48
kidoropamba
(
02/08/2009 17:38)
Raha Ra8 sy TGV dia samy namono olona
Noho maha merina azy ihany izany no hifidianana n'i TGV sy Ra8 na dia hita be izao fa efa nifofo ny ain'ny vahoaka malagasy maro ry zareo?
Tsy ekena kosa izany e. Mpamono olona izany tsy tokony ho...
suite
répondu par fijo le 04/08/2009 21:34
kidoropamba
(
28/07/2009 13:40)
Mbola misy zavatra fehezin'ny Andry ihany ve?
Ry Hajo, decentralisation, milaza fa "tolérant" loatra ela
Ry Julien, maneho ny faram-pahaizany @ CEPE sy BEPC
Ry Roindefo manao propagandy
Ry Ratsirahonana efa manao convention ao Epinal
Ry hasi...
suite
répondu par fijo le 28/07/2009 22:43
kidoropamba
(
17/07/2009 11:43)
Daka voude hoa no ahazo an'ity TGV ity
VAOVAO MISONGADINA
http://www.taratramada.com
FIANARANTSOA, MAHAJANGA…
Manery mafy ireo mpitaky amnistia
FIANARANTSOA, MAHAJANGA…
Manery mafy ireo mpitaky am...
suite
répondu par emma22 le 19/07/2009 12:39
kidoropamba
(
17/07/2009 08:07)
Solution SANI ABACHA
Tsy hijanona mihitsy ity FIAVONAN'ALIKA ataon'ny HAT sy Ravalomanana ity, marina mafy e.
Raha mba te Hiavona mantsy dia mba manana hery na fahaleovan-tena izay avy amin'ny herim-bahoaka. Fa RAHA MBO...
suite
répondu par fijo le 18/07/2009 18:57
kidoropamba
(
07/07/2009 19:04)
Aoka tsy RA8 no HANJONONAREO VAHOAKA
Tsy misy tsy mahafantatra ny halatra sy vono olona nataon-dra8. Izay no antony nanesorana azy teo.
Any aminareo ny fitondrana izao. Na ianareo hitsinjo ny tombontsoam-pirenena ka hiaraka aminareo ...
suite
répondu par ouiandry le 08/07/2009 04:08
kidoropamba
(
07/07/2009 13:58)
Tairo ny coup d'Etat raha tsy ho hendry ity TGV ity e
Tokony karakarain'ny miaramila ireto HAT ireto raha tsy mety ho tonga saina.
TSY MILA MPIKARAMAN'ADY VAHINY fa ny miaramila gasy no mandray ny fitondrana e. :* :* :* ...
suite
répondu par fijo le 08/07/2009 21:44
kidoropamba
(
07/07/2009 13:20)
Tena tsy lasa izao ra-HAT a
Hajanony amin'izay ilay hafetsefetsena fa io ihany no nampi-daboka andra8 teo e.
Arosoy ny amnistie generale; apetraho ny Transition inclusive (iarahan'ny maro); avereno ny Parlement; ka arosoy ny f...
suite
répondu par fijo le 08/07/2009 21:43
kidoropamba
(
19/06/2009 11:03)
TSY MILA Côtier Izany ry zareo GTT/Ra8
Dorana no tena mendrika an'ireo fahavalon'ny malagasy izay mihantsy adim-poko.
Miseho vatana izao ireo mpanavakavaka mpomba andra8 ireo. Tena manana fisainana ambany dia ambany mihitsy. Hita fa hets...
suite
répondu par fijo le 19/06/2009 20:52
kidoropamba
(
11/06/2009 08:56)
Aza omena bozaka intsony ny GTT azafady e
Izao no vokany raha mahazo bozaka ny GTT. Na dia efa be be taona dia mbola tena mi ouah ouah ouah be mihitsy e.
Ajanony amin'izay io fanomezana bozaka ny ray amandreny io fa tsy mety e:
http://ww...
suite
répondu par ravatorano le 12/06/2009 07:35
kidoropamba
(
08/06/2009 14:18)
SONIAVO IO CHARTE IO mba handaminana ny fiainam-pirenena
Manao antso avo amin'ireo izay mbola milaza azy ho tia tanindrazana malagasy aho mba handoro ny volon-tratrany amin'izay ka hijanona @ extremisme mamono vahoaka sy mamono firenena, ka hanao ny ambo-po...
suite
répondu par tsiafoi1 le 09/06/2009 05:46
kidoropamba
(
08/06/2009 11:16)
ADDIS ABEBA,Ra8,Ratsiraka,Zafy,TGV - ho tonga ny election
Manomana ny terrain izao TGV. Handeha any Addis Abeba ny mpitondra (taloha sy ankehitrio) hanao sonia ny charte ahafahana mametraka ny rafitry tetzamita sy ny fifidianana.
Na misy banga aza ny sonia...
suite
répondu par papala le 09/06/2009 08:12
kidoropamba
(
05/06/2009 11:48)
Resaka sérieux: HILATSAKA HO FILOHAMPIRENENA NY TENAKO
Hafaliana tsy homby tratra no hilazako anareo eto tapaka sy namana fa hilatsaka ho kandida amin'ny filoham-pirenena izay ho avy ny tenako. Ny soritr'asa ho tanterahina moa dia ho lazaina aminareo mian...
suite
répondu par kidoropamba le 08/06/2009 11:03
kidoropamba
(
29/05/2009 11:15)
Fisaorana feno an'i Cdt Charles: MISAOTRA TOMPOKO!
Hafaliana tsy omby tratra ny nahitana an'indray an'i Cdt Charles izay NAMERINA NY FILAMINAM-BAHOAKA teto Madagasikara, tao @ assise militaire iny.
[u][b]Misaotra anao ny vahoaka ry Cdt Charles[/b][/...
suite
répondu par ndaty le 29/05/2009 17:21
kidoropamba
(
29/05/2009 08:00)
Porofo fa tsy hody izany Ra8
Izao no porofo fa tsy hody izany Ravalo:
http://farm4.static.flickr.com/3658/3324234266_06abae6f87.jpg
Tsy ahita sy tsy hilalao an'izao kilalao izao mihitsy lery raha miverina any Madagasikara. Ka...
suite
répondu par fijo le 29/05/2009 21:45
kidoropamba
(
28/05/2009 22:13)
Tsy din Ra8: Tena mahery ny Bozaka ao Sud-afrika
Izao no voalazan-dRaalo omaly tao @ Magro:
[i]Politique
Marc Ravalomanana
« Un retour avec des forces de pacification »
Marc Ravalomanana très critique envers les forces de l’or...
suite
répondu par xxx le 30/05/2009 14:30
