Liste des messages

Liste des messages, inserés par kidoropamba, par ordre de date
kidoropamba ( 27/05/2009 19:15)
Aiza ny lojika? Averina an-taninandrazana ve Ravalo?
1300 ny tanindrana nogadrain-dRavalo t@ 2002, ary 8 Merina. 120 ny vehivavy tanindrana nataon'ny TIM ankeriny t@ 2002 300 ny tanindrana nataony sesi-tany t@ 2002 10 ny manamboninhitra novonoiny tao... suite
répondu par fijo le 28/05/2009 22:40
kidoropamba ( 27/05/2009 15:48)
Mila MIBOROSY NIFY Ra8 raha te hiverina an-tanindrazana
Tokony mba mibaboka ny heloka vitany amin'izay Ravalo fa TSY MANAO VAVA MAIMBO eran'izao tontolo izao io. Farafaharatsiny tokony mba manana "humilité" ity rangahy ity raha te hiverina an-tanindrazana... suite
répondu par andrywui le 28/05/2009 10:37
kidoropamba ( 27/05/2009 11:58)
Toa Manimanina an-dRavalo indray izaho izany kle
Toa tsy misy intsony ny vono olona tato ato satria voasambotra Manandafy, lany vola ny tao Magro ka na ny sônô aza dia tsy nisy carburant. Miady an-trano ny "légany" (legaliste io) ka misy ny te ha... suite
répondu par kidoropamba le 27/05/2009 16:04
kidoropamba ( 26/05/2009 15:20)
Lany vola ve Ra8? tapaka ny sônô tao @ Magro omaly
[b]dray dray dray dray! v ita ny an-dravalomanana satria lany ny vola. Tapaka ny sônô omaly tao @ MAGRO ka rava ny tsena.[/b] HIN!HIN!HIN!HIN!HIN! Magro Ankorondrano Le meeting en panne sèche ... suite
répondu par Noue le 26/05/2009 18:49
kidoropamba ( 26/05/2009 11:25)
Ravalomanana: Izao sisa no niafarany...
Toa nofinofy re sisa ny amin'izany Ravalomanana notompoinay mafy tao Iavoloha tao izanyt. Olona natahorana mihitsy satria maimbo vava be no sady mizahozaho. Raha vola ihany no maha rangahy dia tsy afa... suite
répondu par kidoropamba le 27/05/2009 11:50
kidoropamba ( 20/05/2009 12:43)
Mamahana lalitra tena ao @ Youtube indray levalo sana a
Legôna! Efa maromaro ihany ny bozaka nofohana izay fa izaho tsy mbola nahita bandy mi-planina sahala amin'ity levalo ity sana a. Any @ youtube (http://www.youtube.com/user/MadagascarPresidency ) i... suite
répondu par xxx le 22/05/2009 20:05
kidoropamba ( 19/05/2009 15:38)
8 volana aty aoriana Rabazily vao tonga saina
Rariny raha nandositra Ra8 ary nialokaloka @ ireo virjiny swaziland milalao nofom-pe satria tsy tafaverina antanindrazana. Satrobory sisa no manao tsianjery "Jao sy Mboty" ery @ Magro mikarama vary ... suite
répondu par xxx le 20/05/2009 14:25
kidoropamba ( 19/05/2009 11:04)
Rahoviana no samborina @ izay RANJEVA e?
Izaho aloha tsy hanaiky ny hamelàna an'ingahy Ramarisely ho afa-bela amin'ireny nataony ireny e. Ho sahy ve ny HAT hanambotra an'ity Marisely ity ka halefa any @ Manandafy manao stazy any sa ahoa... suite
répondu par fijo le 20/05/2009 20:16
kidoropamba ( 18/05/2009 16:29)
Rakotondramboa sy Yvan ve io mampifoka bozaka an-dra8 io?
Heno fa miaraka any amin'ingahy levalo any @ vakansa any afrika atsimo any Rakotondramboa sy Yvan. Ireo izany ve le olona mampifoka bozaka an'ity dada ity sa misy mpanolotsaina vahiny karamaina la... suite
répondu par xxx le 19/05/2009 02:25
kidoropamba ( 18/05/2009 09:48)
Rongony: 2 options hoy levalo: Négociation sy Ady an-trano
Manonofy ve ity levalo ity sa ilay rongony hifohany isa-maraina io no mahatonga azy midain-daina tahaka izao? Raha nanome Interview tao @ Al jazzira moa lery (hita ao @ madagascar tribune: http://... suite
répondu par xxx le 18/05/2009 20:02
kidoropamba ( 18/05/2009 09:19)
Kay TSY MATY akory Razily legôna
Hita izao fa ry Manandafy sy ny forongony ihany no nanafina an-drazily @ izay atao dokam-barotra ity Razily ity. Efa boky enina izao no nivaoka avy @ ndry zareo mitonontena fa legaliste mikasika andr... suite
répondu par xxx le 18/05/2009 11:28
kidoropamba ( 15/05/2009 11:59)
Fifidianana: Merina sa tanindrana no atao filoha?
Io izao no tetik'ady mandeha izao mikasika an'ity fifidianana ity. Ny Merina dia manana an'i: - Ravalo - Ratsirahonana - Rajemison - Razafindravaha - Andry TGV Ny tanindrana indray dia manan... suite
répondu par rakaroka le 15/05/2009 20:08
kidoropamba ( 15/05/2009 10:52)
Taolam-balo tao manjakamiadana: hanaovana ODY gasy
Tratra ny tetiky Ravalo. Haka ny taolam-balo tao manjakamiadana hanaovana ody gasy hiverenana eo @ fitondrana. Tsy le le...Tena efa mitapy Ravalo sana à. Raha nijery AL JAZIRRA TV aloha sy ny RFI ... suite
répondu par kidoropamba le 18/05/2009 09:17
kidoropamba ( 12/05/2009 11:15)
Hoatrinona izao ny vola lany niantsoina an'i Jimmy Carter?
Efa tsy hain'ny dadan'ny lisany nandositra ankatoka any swaziland mihitsy ny handaniany ny volam-bahoaka nangalariny io. Voasambotra ry manandafy sy ireo mpividy olona; lany ny vola hijanona any Ivel... suite
répondu par kidoropamba le 12/05/2009 14:47
kidoropamba ( 12/05/2009 09:46)
Loza: Saika Namidin-dRavalo ny taolampatin'ny manjakamiadana
Soa ihany fa teo CAPSAT. Manambotra ireo izay nahavaon-doza. ... suite
répondu par xxx le 12/05/2009 12:00
kidoropamba ( 12/05/2009 08:36)
Tsy misy Rova azo dorana intsony hanakànana ny tanindrana
Inona ary no atao? Tsy misy Rova dorana mihitsy ny dada sy zanany hanakànana an'ireto tanindrana ireto hiverina @ fitondrana. Ity CAPSAT ity angamba no azo tsakotsakoina ka lazaina fa hoe tanindran... suite
répondu par xxx le 12/05/2009 09:40
kidoropamba ( 11/05/2009 11:44)
Iza moa CAPSAT?
[b]Les soldats, sous-officiers et officiers de la CAPSAT[/b] ([i][b]Corps des personnels et des services administratifs et techniques[/b][/i]) de Soanierana, conduits par le colonel Rakotonandrasana N... suite
répondu par pikatti le 11/05/2009 16:33
kidoropamba ( 11/05/2009 11:20)
Hisaorana ry cdt Charles, lilison sy ny CAPSAT
Afaka mitomany izay very seza sy mpamono olona fa manana ry cdt charles sy ny CAPSAT dia manana adidy hitrongy ny fahavalom-pirenena mpamono olona. Raha tsy teo CAPSAT dia efa exilé izao Andry TG... suite
répondu par pikatti le 11/05/2009 15:08
kidoropamba ( 11/05/2009 09:20)
Maro ny ray amandreny nanao CAPSAT ny anaran-janany
Tena mahavelom-bola aloha ireto miaramilan'ny CAPSAT ireto e. Hita fa mbola misy miaramila tia tanindrazana ihany ka tsy manaiky vidim-bola sahala amin'ireo jeneraly vitsivisty. Porofo fa tiam-bah... suite
répondu par xxx le 11/05/2009 12:57
kidoropamba ( 10/05/2009 17:08)
Hisaorana ny CAPSAT nampandositra an'i levalo
Na inona lazaina na inona lazaina fa hoe mafy levalo, mafy TGV, mafy ratsirahonana, mafy satrobory....CAPSAT ihany aloha no nampiditra ny bolina e. Raha tsy teo ireo dia mbola nagerendravalo ny lo... suite
répondu par benkintana le 11/05/2009 13:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0294