Liste des messages

Liste des messages, inserés par kidoropamba, par ordre de date
kidoropamba ( 07/11/2009 11:35)
Mitsangana ny stratéjia vaovao an'i TIM
Mazava izao fa miditra amin'ny plan B (sa "Z" tsy tadidiko intsony) izao ny TIM. Hita tao @ site GTT: http://www.dailymotion.com/video/x3rgwi_alquaidar-feat-alpha-5-20-sarcelles_music aie aie aie ... suite
répondu par pink le 08/11/2009 13:53
kidoropamba ( 05/11/2009 14:14)
co-prezidansa izany ve midika fa tsy filoha intsony TGV?hin
Naneho co-présidence izany koa le8 é. Midika inona moa izany: - Afaka mody ary ho lasa filoha ve ny dadan'ny sasany? - Tsy filoha intsony ve TGV? - Hanelina voay (fa tsy biby lava intsony) ve ny ... suite
répondu par kidoropamba le 05/11/2009 16:29
kidoropamba ( 04/11/2009 12:39)
Hiantsoy "Veterinera" Ra8 raha mbola manao krizy
Ny olona mandinika ny fivoahana @ kirizy mahazo an'i Madagasikara, Ra8 indray dia mbola manao kirizin'na puberté. Mahamenatra é. Izao no mba sosokevitro: Raha tsy misy fanafody mihitsy ahafahana m... suite
répondu par pikatti le 04/11/2009 20:36
kidoropamba ( 03/11/2009 17:10)
Tena guerre civile no tairain-dra8, hooaaaayyyyyyy!!!!!
guerre civile eo @ inteneto izao no tena plan B andra8. Manonofy antoandro hoa ny havantsika e. Andraso aloha Chissano tonga ary ndàna manao "masazy" é. Virja ange no ao é. Okazion an'ela izan... suite
répondu par xxx le 03/11/2009 18:22
kidoropamba ( 03/11/2009 15:58)
Manao "kirize de puberté" le8 ao Addis Abeba, hin hin hin
Nivoaka ny Trano izany ho le8 raha nanomboka ny dinidinika. Hiandry ny fiverenan'ny Joaquim Chissano izany indray hono satria nanao krizy de puberté le8. "Option" efa voavinanay mialoha izany lev... suite
répondu par pikatti le 04/11/2009 00:38
kidoropamba ( 03/11/2009 11:25)
Vita Ra8 satria tonga Guy Rivo ilay BSMM, hin hin hin
Efa nahazo tombony ihany Ra8 hatr'izay raha ry Manandafy, Fetison sy ny hafa no tao @ delegasiona. Io àry fa tonga indray Guy Rivo, ilay bandy BSMM (Be Sandry Mora Mandositra). Tadidinareo angamb... suite
répondu par pikatti le 03/11/2009 16:08
kidoropamba ( 02/11/2009 15:01)
Fanazavàna lehibe @izay hiseho ao Addis Abeba raham-pitso
Hifarana manomboka raham-pitso ny krizy izay mianjady @ Madagasikara. Hanomana ny fifidianana amin'izay isika ary ho rava ny ady lahy politika. Nataoko izao resaka izao satria raham-pitso, indrindra... suite
répondu par pikatti le 02/11/2009 19:42
kidoropamba ( 30/10/2009 14:28)
Addis Abeba: HANANGANA SAINA FOTSY RA8
hihihihihihihihihihihi, mahafinaritra be ny politika malagasy le aza. Heno izao vaovao farany fa tena tsipakin'ny miala aina ireny filàzana tao an-gazety nataon'ingahy levalo, "filoha voadaka-voude... suite
répondu par pikatti le 02/11/2009 20:18
kidoropamba ( 29/10/2009 20:30)
Takio haingana ny indemnité satrobory fa ho ratsy ny rahara
Afaingano ry satrobory ny fitakiana @ tonton ambroise na fetison, na jean aimé ilay "indemnité" mikasika ny tranonao nodoran'olona fa mety ho tara loatra raha aorian'ity Addis Abeba ity. Hataovy... suite
répondu par terrywui le 30/10/2009 11:45
kidoropamba ( 29/10/2009 16:53)
Ravao @ izay ny Tsena ry Gic à! Borkeo!
miandry daka vouden-dra8 avy @ GIC foana izahay mba handehanan'ny raharaha. Tsy manohana TGV velively fa kosa mba te ahita izany firenena malagasy miverina amin'ny laoniny izany ka mba tsy misy mpan... suite
répondu par pikatti le 29/10/2009 21:10
kidoropamba ( 29/10/2009 14:29)
400 trakitera.....
Nioraka be ny mpanoratra ao @ madatimes fa hoe "mpamboly" izany hono levalo ka nahatsapa fa "trakitera" no nomen'ny vahoaka malagasy fa tsy "blindé" hoan'ny miaramila. Izay hono no nahatonga azy naho... suite
répondu par fijo le 29/10/2009 22:30
kidoropamba ( 28/10/2009 16:19)
3 volana: Nirodana ireo Lainga nahangona tao anaty 7 taona
Porofo hoa io fa tena "mauvaise gouvernance" ny an-dravalo satria tsy hitandravalo mihitsy ny fihavian'ny "missile" avy tato @ mpanohitra. Nolazaina fa mpanohitra "bado indrindra eran'izao tontolo i... suite
répondu par pikatti le 29/10/2009 12:25
kidoropamba ( 28/10/2009 14:31)
"Ny hany fahotako dia ny nampandroso haingana loatra i Mcar"
Malahelo aho namaky an'i dadanareo tao @ Lemonde: http://www.lemonde.fr/afrique/article/2009/10/28/madagascar-le-president-dechu-accuse-la-france_1259709_3212.html PalpitaSion koa palpitaSion. Mar... suite
répondu par pikatti le 29/10/2009 12:17
kidoropamba ( 27/10/2009 15:00)
Scoop: Tratra Ravalomanana
Vaovao vao haingana, ary vao izao: http://www.youtube.com/watch?v=uu17K5JjsnE ... suite
répondu par terrywui le 28/10/2009 11:49
kidoropamba ( 26/10/2009 21:01)
Aoka mba ho sérieux @ izay lay resaka
Tena mihintsanintsana ny nounou an'ireto vehivavy swaziland ireto sanabavy hanaovan-dra8 azy. Tsy misy izany hody "imminent" izany eo hoy Ravalo fa tonga dia mitsambikina ary miantsampy amin'ireto n... suite
répondu par pikatti le 26/10/2009 22:02
kidoropamba ( 26/10/2009 17:43)
Ahoana tsara ilay "imminent" io le8 ô?
8 volana izao lery no nilaza fa "imminent" no hiverenany. Kanefa lalao voude foana no mahamay azy miaraka amin'ireto vehivavy swaziland manao fifaninana @ fangetorana fotsiny no fandaniandry zareo fot... suite
répondu par pikatti le 26/10/2009 22:08
kidoropamba ( 26/10/2009 16:34)
Tsy verina indray Ra8 fa maimbo sorgho ao Swaziland
Gaga ny maro fa tsy tafiditra tao @ Magro ny rahalahin'ny Ra8, tonton Ambroise. Tsy afaka miala ny fofon'ny voudin'ny swaziland ra8 satria maimbo maimbo sorgho ny anao lahy. Iny, mirevy ary mana... suite
répondu par pikatti le 26/10/2009 22:10
kidoropamba ( 26/10/2009 14:39)
Miandry an-dra8 hamerina ny volan'ny Banky centrale izahay
Miandry mafy dia mafy an-dra8 izahay mba hamerenany ny volan'ny banque centrale nangalariny ary nandehanany nikirakira ireo vehivavy tao swaziland. Mitongava mamerina ny volambahoaka ra8 fa any Tsia... suite
répondu par terrywui le 26/10/2009 16:24
kidoropamba ( 25/10/2009 16:26)
Asaivo mody i 1er Tour mba ho vita e
Asaivo miverina ao Dago izany 1er tour malaza avy ao swaziland izany hanaovan'ny zanak'i Jaoba azy ao. Mihevitra an'i jean laborde tsy vazaha mantsy lery ka avelao hiditra eto fa ao Satrobory, alain a... suite
répondu par terrywui le 26/10/2009 16:12
kidoropamba ( 25/10/2009 10:29)
Vavaka: HAVERENO NY SAFO-DRANO fa lou i Madagasikara
Na ny mpomba an-dra8, na ny mpanohana an-drajoelina, na ry zareo mpomba an'i Monja Roindefo, na ireo mouvansa isan-karazany dia tena lou daholo. Ny vahoaka malagasy no mihinana ny faisana noho ny af... suite
répondu par pikatti le 26/10/2009 17:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0382