Hiantsoy "Veterinera" Ra8 raha mbola manao krizy
1. kidoropamba
(
04/11/2009 12:39)
Ny olona mandinika ny fivoahana @ kirizy mahazo an'i Madagasikara, Ra8 indray dia mbola manao kirizin'na puberté. Mahamenatra é.
Izao no mba sosokevitro: Raha tsy misy fanafody mihitsy ahafahana mi-kalmé an'ity le8 ity dia ento any amin'ny veterinera izy fa manana fanafody sahaza azy ry zareo. Tadidio fa na ireny elefanta, na ireny biby goavana be ireny dia kalme raha mahazo ny fanafody sahaza azy.
Mila mivoaka ny krizy ny firenena ary tsy olana na dia TGV no eo @ lohany eo raha toa ka samy voazarazara efatra ny seza sasany.
Tsy havonavona akory ny hitondrana ny firenena. Tokony misaotra aza ianao io le8 fa nomena amnistie, ary natao senatera à vie, satria raha nojerena ny nataonao rehetra dia any Tsiafahy no mendrika anao mandrakizay dory amena.

novalian'i pikatti ny 04/11/2009 20:36
2. Rajakoo
(
04/11/2009 12:55)
Enao io mihitsy tokony no hikalmena ,tsy mahita lazaina fa mirediredy tsisy farany fotsiny eto,ny sasany manaraka vaovao ,enao manao krizin'antidahy :evil:
4. patrick2002
(
04/11/2009 14:08)
antsoy haingana i Onjan`i Tinondia ,na i Bodo mpihira fa ireny no mampi calmé an`i Ravalo :-D :-D :-D
5. pikatti
(
04/11/2009 14:12)
i Mialy ndray zao no reven-dry zalahy voay be klé :-D :-D :-D
cadeau d'annif 73ans i deba ,kay le aza efa mamarotra vady ry bitrovoalavo zany sakaa :-D :-D :-D

7. pikatti
(
04/11/2009 14:35)
Mialy lesy tantine-ko a, tsy mahazo atao zany fomban'elah isany zany,ny mitoraka lafarina ihany no haiko atao ,zay anie no lazaiko fa tsy reven'i Mialy i bitrovoalavo mihivingivina ny hijanona @ ty "transistor" ty e :lol:
8. kidoropamba
(
04/11/2009 15:23)
Tsy tokony nasehoko teto hoa ilay "bisous sur la tomate" an'i Dr Sakis fa tena naha lasa adala ny mouvansa sasantsasany.
Tsssssss....ny gasy hoa tena mirevy 3V foana e.

9. pikatti
(
04/11/2009 15:44)
Tsy division'elah reny kidoro fa ndàna elah mampiditra sipozitoara de kalamina aloha :-D :-D :-D
11. pikatti
(
04/11/2009 20:36)
papoose ;-)
mbola nampikalma an'i kidoro e,diso be loatra ve le dôzy ha ha ha,
o leity rakidoro a,azafady lesy a,dôzina elefanta ndray le voaraiko teo ,mba hampitao any aminy any any lesy zany rapataty a :-D