miandry daka vouden-dra8 avy @ GIC foana izahay mba handehanan'ny raharaha.
Tsy manohana TGV velively fa kosa mba te ahita izany firenena malagasy miverina amin'ny laoniny izany ka mba tsy misy mpanao jadona Ra8 intsony.
Matoky izahay fa raha miverina ny famatsiam-bola izay nanazaran-dra8 anay (fahazarandratsy) dia mba hisy vola amin'izay atokana @ fifidianana.
Na tezitra na tsy ireo mpomba andra8, "on sAN FOU", ny firenena aloha tsinjovina fa avelao ravalo sy ny redirediny any Swazi.
Solution finale no handrasana @ io Addis Abeba io.
- Filoha FAT: TGV
- vice-pdt: Rakotovahiny
- Praiministra: Mangalaza
- Ravalo dehors. Ery @ sisiny ery mitanty ràn-kena raha ilaina izany.
Borkeo @ izay fa ela loatra.
Deba le retour izao no mahafehy ny miaramila. Fetison, ministra ny fambolena; Tonton, ministra ny jono; Satrobory: gardien Magro @ alina.
Borkeo....Borkeo..