Takio haingana ny indemnité satrobory fa ho ratsy ny rahara
1. kidoropamba (
29/10/2009 20:30)
Afaingano ry satrobory ny fitakiana @ tonton ambroise na fetison, na jean aimé ilay "indemnité" mikasika ny tranonao nodoran'olona fa mety ho tara loatra raha aorian'ity Addis Abeba ity.
Hataovy kabary rahampitso ao @ Magro ny fitakiana "indemnité" fa tsy voavalin-dra8 ilay "retour imminent" io.