Takio haingana ny indemnité satrobory fa ho ratsy ny rahara

1. kidoropamba ( 29/10/2009 20:30)
Afaingano ry satrobory ny fitakiana @ tonton ambroise na fetison, na jean aimé ilay "indemnité" mikasika ny tranonao nodoran'olona fa mety ho tara loatra raha aorian'ity Addis Abeba ity.

Hataovy kabary rahampitso ao @ Magro ny fitakiana "indemnité" fa tsy voavalin-dra8 ilay "retour imminent" io.

Haingana! Haingana!
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:45
2. pikatti ( 29/10/2009 20:51)
elah ve leity adala kidoro's group a, elah rery no tsy naheno zany ,efa antitra marina elah ty zany no bada-sofina :-D :-D
3. terrywui ( 30/10/2009 11:45)
inn ndray letsy zany bada sofina zany klé ! tototra mitsy rakidoro zany le ! lasa mapalaelo ndray lery ! ao VIVE TIM VIVE TIM VIVE YIM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0401