Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kidoropamba, milahatra araka ny daty
kidoropamba
(
06/07/2008 15:52)
MametrA fialAna ry zokibe fa TSY LANY INDRAY M/car
Malahelo aho milaza eto fa [b]TSY LANY INDRAY ISIKA MADAGASIKARA[/b] hisolo toerana an'i afrika ao amin'ny konseil dE sEkiriotE ao amin'ny firenena mikambana. [u]Ry zareo mainty hoditra ANGOLA[/u] ind...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:43
kidoropamba
(
05/07/2008 10:08)
Maty ny filoha zambiAna, naman'i filoha Ravalomanana
Niaramboina mahatsiraviny ny firenena zambianina afak'omaly satria maty tsy tra-drano ny filohampirenena ao aminy. Io no valandresak'i filoha hajaina omaly raha vao tonga avy any charmelicheky izy.
...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:46
kidoropamba
(
03/07/2008 13:32)
Ingrid betancourt sy Ravalomanana
Miala tsiny aminareo mpisera fa [b]tsy tantiko[/b] ny tsy nampiaraka ireo anarana roa ireo satria tena malaza izao i Ingrid betancourt ka noheveriko fa rariny raha mba nampiarahako taminy ary ny anara...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:47
kidoropamba
(
01/07/2008 16:03)
Fangatahana @ mpikirakira ny serasera
Mba miangavy an'izay mikirakira an'ity serasera ity mba [u]hanisy vidim-pidirana[/u] eto @ serasera fa [u]tsy laitra ity ataon'i tsimati[/u] ity [b]satria @ 3 ora maraina lery dia efa eto[/b]. Tsy mat...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:19
kidoropamba
(
30/06/2008 11:51)
O ry filoha hajaina: Mba jerevo ihany akama...
Nampihomehy ahy mihitsy ny mahita ireo akama izay mba nanaosika mafy ny filoha hajaina kanefa mbola tsy nahazo toerana politika foana hatra'minizao. Ao izany ry satrobory sy ry manandafy rakotonirina ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 06/07/2008 06:33
kidoropamba
(
27/06/2008 10:55)
Be gardadekOro aloha ny filohanay an!
Faly be izahay raha nahita fa feno gardadekOro miambina ny filoha hajaina Ravalomanana t@ 26 jiona lasa teo iny. Hita mihitsy ary porofo mitohoka amin'iny tenda izany fa milamina ny tanAna ary tsy mis...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:37
kidoropamba
(
26/06/2008 19:11)
Aiza nareo ry penguin, kanota sy tsimati fa may ny tanAna???
Sao dia mba misy vaovao ianareo amin'izany zavatra nitranga ao Toamasina izany na marina io na tsia fa toa misy hitady hamingana indray ity filoha hajaina ity.
Izao mihitsy ny fotoana tokony hiarova...
tohiny
novalian'i tsimati ny 01/07/2008 01:55
kidoropamba
(
26/06/2008 07:28)
MAY NY PORT TOAMASINA: 1 MATY ARY 2 MARATRA MAFY
Rariny loatra raha tezitra ny filoha hajaina Ravalomanana omaly hariva raha tonga tany toamasina izy hankalaza ny fetin'ny fahaleovan-tena.
Nitady ho be zesta anefa izy ka nanome baiko ny TIM sy ire...
tohiny
novalian'i tsimati ny 02/07/2008 01:20
kidoropamba
(
24/06/2008 18:39)
13 tantsaha analavory: Condamné à Mort! Ok Ravalomanana!
Aleo ampiaraina tsara ny lalAna fa misy mitady anao dika vilana ireto tantsaha malagasy ireto.
13 amin'ireo tantsaha tao analavory namaly ny fitondrAna satria nesoriana ankeriny tamin'ny tokotaniny ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 01:09
kidoropamba
(
24/06/2008 11:56)
Amin'ny anaran'ny désantralizasion,voatendry ny PDS (nosibe)
Fisaorana mitafotafo ary Andriamanitra hanampy anie no arosonay ho anao ry filoha hajaina satria nahazo PDS vaovao ny vahoaka ao Nosibe.
[b]Efa niandry olomboafidy hatrami'n'ny volana desambra 2007 ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 26/06/2008 01:26
kidoropamba
(
24/06/2008 09:02)
500 milions isan'andro: Manambola kay ireto mpanohitra iret
[u][b]Mampivarahontsna mihitsy e[/b][/u]: Ny vahoaka malagasy izao dia miha mahantra hatrany, ny kirizy ara tsakafo efa tsy ahitana vaha olana, ny kirizin'ny solika mbola mamaivay, [u][b]kay ireto mpa...
tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:54
kidoropamba
(
23/06/2008 20:20)
Hoan'i kanota be konetaka nefa te-hiseho be hatoka
Aza manao fisainana "zaza mpandAny" ianao ry rahalahy kanota a. Ialao ny fialonana, ary aza matoky an'ireo Matsilo ireo ianao na i rajemison sy ranjivason aza no ao.
Ravalomanana Ihany, Ravalomanana ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:44
kidoropamba
(
21/06/2008 13:45)
Hikasa hanongam-panjakana ireo bestileo 17 nogadraina ireo?
Efa tsy hain'ny mpanohitra mihitsy ny atao satria efa voafehin'ny filoha hajaina Ravalomanana ny andrimpanjakAna rehetra: Ny depiote, HCC, senatera, rezion sy ny sisa dia mihidy daholo. Izany ka lehil...
tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2008 12:58
kidoropamba
(
19/06/2008 12:27)
Mpangalatra emaraody
Henatra hoanareo mpangalatra emeraody ny nandefa vatosoa 500 kg mahery any ivelany any kanefa an'i madagasikara io vatosoa io.
[b]Mankasitraka amin'ny fanidiana ny "le quartz" izahay[/b] satria faha...
tohiny
novalian'i tsoraka ny 20/06/2008 12:43
