Liste des messages
Liste des messages, inserés par kidoropamba, par ordre de date
kidoropamba
(
08/08/2008 13:16)
fAOndAsiON Ravalomanana: kitapom-bolam-bahoaka
Raikitra Ary ny lanonana. Tafapetraka amimpomba ofisialy ny kitapombola Ravalomanana na hoe: [u][b]fAOndAsion Ravalomanana[/b][/u] .
Io no handefasantsika ny zanatsika any zamerika mandrato fianaran...
suite
répondu par karavasy le 10/08/2008 09:56
kidoropamba
(
07/08/2008 08:28)
Ampiakariko ilay niVAO: Vaovao Tsara! vaovao mahafaly!
[u]vaovao mahafalay voalohany[/u]: [b]Lasa any Sina ny filoha hajaina Ravalomanana.[/b] Surprizy izy io ka gaga ireo atileta gasy raha nahita tany Sina fa ny filoha hajaina Ravalomanana mihitsy no mit...
suite
répondu par tsimati le 10/08/2008 04:48
kidoropamba
(
04/08/2008 08:46)
zokibe Ramarisely sy Piera Holidera
Io ary ilay efa nolazaiko: [b]Kay miara miasa ingahy zokiba Ramarisely ao @ afera EtirANzera sy ny filohan'i AREMA Piera Holidera[/b].
Hatr@ voalohany dia tsy natoky an'ity ramarisely ity fa hever...
suite
répondu par tsimati le 07/08/2008 23:04
kidoropamba
(
02/08/2008 09:55)
Te handoro tranon'olona ve ity saho ity?
Mitaky ny mombamomba ny rehetra i saho. Azo ekena io fa aza adino kosa fa [b]maro ireo mpanohitra ny fitondrAna izao ka mitady okAZion fotsiny handorOna tranon'ireo mpikambana ao à TIM, tahaka anay[/...
suite
répondu par tsimati le 10/08/2008 04:57
kidoropamba
(
31/07/2008 08:11)
Voan-dAlana avy any Libia, tanzania sy GabonE
Tena miaiky aho fa marani-tsaina be ny filoha hajaina, malagasy, Ravalomanana ka. Miaiky dia miaiky mihitsy aho.
[u]Vaovao Mahafaly hoantsika malagasy[/u], indrindra fa izay milaza azy fa sahirana...
suite
répondu par karavasy le 04/08/2008 16:49
kidoropamba
(
30/07/2008 11:28)
Ry vahoaka malagasy! Mba manAna hambompom-pirenena
Tena mahagaga mihitsy ny malagasy fa toa [u]tsy manana intsony ny atao hoe "[b]hambompom-pirenena[/b]"[/u] (fiErtE Nasionaly e).
Toe-javatra sahala @ vay ankAndrina izy io ka no sady maharary no mah...
suite
répondu par tsimati le 01/08/2008 14:15
kidoropamba
(
24/07/2008 09:55)
TSY RARINY! Hajao ny demokrasia eto @ serasera!
[u]Efa nolazaiko teto izy ity fa averiko indray[/u]: [u][b]Raha azo atao dia mba ataovy vidim-pidirana eto @ serasera[/b][/u] fa misy [i][b]tsy ara-drariny eto satria "omena" an'i namana Tsimati foana...
suite
répondu par imbatake le 24/08/2008 12:15
kidoropamba
(
22/07/2008 16:38)
sOverAiNEtE hoy ny sasany kanefa Bizna foana!
Efa nolazaiko teto fa bizna ihany ity ambadiky ny basy sy tafondro.
Io ary fa ho tonga ingahy Joyandet.
Vakio ity:
Madagascar / France / Déplacement à Madagascar d’Alain JOYANDET Secréta...
suite
répondu par tsimati le 23/07/2008 15:48
kidoropamba
(
22/07/2008 16:01)
Toa te hiala pA ry zareo QMM fa omeny an' MITTAL ny baolina
[b]Mitandrema hoa ianao ry filoha hajaina Ravalomanana fa maro ireo manolotra vato mafAna ianao.[/b]
Io[u] ary ilay nahiako[/u]: A[b]taon'ireto vahiny siPekilAsion ny tanindrAzan'i gasy.[/b] Raha na...
suite
répondu par tsimati le 25/07/2008 03:19
kidoropamba
(
22/07/2008 09:18)
Bizna fitaovampiadiAna indray izany zao no malaza
Tena miasa mafy, miasa tsara mihitsy ny filoha hajaina Ravalomanana.
Tratrany ary fa misy mitady hanao bizna basy sy fitaovampiadIAna mahery vaika eto madagasikara.
N y nahagaga ahy kely fotsiny di...
suite
répondu par tsimati le 25/07/2008 03:27
kidoropamba
(
21/07/2008 16:39)
Mafy ny fiainana: Tonga ireo mpamelona hozatra maty
Io ary fa vaky bantsilana ilay resaka satria misy mampiseho ny fahaizany mamelona hozatra maty indray.
Misy hidiran'ity maligasizasion, ny dadarabe sy lelidec ve ity resaka fahaizana manokana amin'n...
suite
répondu par tsimati le 23/07/2008 17:45
kidoropamba
(
21/07/2008 13:36)
Maty hozatra hono ireo mpanohana ny filoha Ravalomanana
Manao dokambarotra ingahy ranitse fa [b]maty hozatra daholo hono ireo mpanohana ny filoha hajaina Ravalomanana rehetra[/b].
Izany koa raha bandy hanohitra bontolo kanefa kamo be tenda marina an!
...
suite
répondu par tsimati le 23/07/2008 15:40
kidoropamba
(
17/07/2008 18:20)
Akory atao: Marary andoha ny filoha hajaina!
[b]Vaky loha ny filoha hajaina antsika @ izao[/b]: Tsy nampoiziny izany mantsy ilay kabarin'ny Lelidec iny.
[i][b]Vaky loha satria TSY MANANA POROFO hanazavAna fa tena hamingana ity lelidec ity.[/b]...
suite
répondu par tsimati le 19/07/2008 00:05
kidoropamba
(
16/07/2008 08:46)
Tratra ilay tetik'irataktika: Mampalahelo!
[b]Ontsa ny foko![/b] [i][b]malahelo ka dia malahelo aho satria tratra ilay tetidratsin'ingahy Ratakitika[/b][/i].
[u]Izay tia tanindrAzana mantsy hoy izy[/u] dia tokony [b]manao varoboba an'i Madag...
suite
répondu par tsimati le 17/07/2008 02:53
kidoropamba
(
15/07/2008 18:32)
Jerijerevo ihany ny havantsika ao firantsa ao
Amin'izao sahotaka misy izao dia mba [b]jerijerevonareo any firantsa ihany ny havantsika ao bd suchet, ambasady gasy ao[/b]. Ndao hiara mientana hivavaka ho azy ireo mba tsy misy seza very fa [i][b]mi...
suite
répondu par tsimati le 19/07/2008 00:17
kidoropamba
(
15/07/2008 17:40)
Filma VVS indray no navaokan'i rataktika: lany kilE vE?
[b]Tena hain'i filoha hajaina rey olona ny manadAla ireo samy gasy e.[/b]
Notairiny Lelidec ny sinema diplaomatika dia tonga dia [b]namaoka ilay sary mihetsika fahiny tsy misy feo ary fotsy sy maint...
suite
répondu par tsimati le 17/07/2008 03:20
kidoropamba
(
12/07/2008 15:21)
Miangavy @ fanalAna ny sarin 'i badboy
[b]Tratrin'ny palipitasion foana aho raha mahita ny sarin'i badboy[/b]. Toa miodikondina izay ny lohako ary toa misy manindrona mafy ny foko.
Efa fitopolo taona mahery aho fa [b]tsy mbola nahita mal...
suite
répondu par tsimati le 13/07/2008 23:41
kidoropamba
(
10/07/2008 11:23)
Tongava nareo frantsay fa atao varoboba i Nosybe
Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana fa tena mahery.
Raha nivaoka tao @ "combien çà coute!" (TF1) fa kay maro ireo frantsay mividy ny [b]nosy kely[/b] maromaro ka [b]2 euro ny 1 m²[...
suite
répondu par tsimati le 13/07/2008 23:53
kidoropamba
(
09/07/2008 12:43)
Maligasizasion: 2 volana dia vita
Aleo deraina manokana ny filoha hajaina Ravalomanana @ ity maligasizasion izay ataony ity.
Haverina mantsy ny "kajy fototra", ny "tajefi", ry "jao sy mboty" izay nampandroso an'i Madagasikara fahiny...
suite
répondu par tsimati le 12/07/2008 15:19
kidoropamba
(
07/07/2008 10:28)
dray dray dray 60.000 ariary ny bizna @ laza adina BEPC
Tsy tafavaoka e! misangodimpanina ny lohan'ny ankizy fa mafy ny fiainana.
[u]Soa ihany fa nisy ny Institut of leadership ao iavoloha[/u] fa raha tsy izany dia tsy misy azo antenaina mihitsy ireto se...
suite
répondu par kanota le 09/07/2008 12:42
