Liste des messages

Liste des messages, inserés par kidoropamba, par ordre de date
kidoropamba ( 04/05/2009 11:18)
Tsy misy scanner mahazaka iny lohabe'ny Manandafy iny
Nogadraina zahay dia tsy hita Manandafy mba niaro. Io ary izy izao mitaky scanner izany satria nidona t@ rindrina ny lohany. Tsss! avelao maty any fa tsy misy mandraharaha an'i manandafy eo e. Tok... suite
répondu par ravalotgv le 04/05/2009 16:19
kidoropamba ( 06/04/2009 08:16)
Aza adino ny midaroka an'i Gaetan sy Ranjeva Marisely e
Toa somary adino ihany ilay tokony hidarohana an'ingahy Gaetan razafindratandra sy ramarisely Ranjeva ka. Fanetry be an'ny tany ireny ka tokony faizina mafy dia mafy. ... suite
répondu par Oay le 06/04/2009 12:35
kidoropamba ( 03/04/2009 15:59)
Ireto TIM maty niakatra tosi-drà ve nolazaina fa voatifitra?
Araka ny fandihadihana nataon'ireo manampahaizana manokana @ "sondage capsule" dia fantatra izao fa miisa zato mahery ireo mpikambana TIM nodimandry nohon'ny fiakaran'ny "tosi-drà" tao anatin'ny roa ... suite
répondu par pink le 03/04/2009 21:03
kidoropamba ( 03/04/2009 11:52)
Miasà tsara, miasà mafy, fa aza manakorontana ry TIM à!
Aza manao kamo be tenda ry TIM ka hanakorontana lava izao ny tanjona. Efa mipetraka izao ny transition ary efa amperin'asa ny filoha HAT Andry TGV ka aza mandany andro manakorontana io. Mba mias... suite
répondu par kidoropamba le 03/04/2009 15:53
kidoropamba ( 02/04/2009 14:34)
Rerahan'ireto virjiny swaziland Ravalo san'a
Tena nahia kely lalao Ravalon-doza any. Miteny irery i sarah. Rerahan'ireto virjiny swaziland ravalon-doza ka lasa miteniteny foana ao à sadeky. Natao ny asizy nasionaly androany. Tao Rajems... suite
répondu par Garfield le 03/04/2009 10:17
kidoropamba ( 01/04/2009 16:02)
SADEKY no hiankinan-ilay "filoha voaroaka" Ra8
Aiza izao ingahy jentilisa fa tokony faizina mafy dia mafy izy sy ny lainga be any. Aiza izao ry noue sy ny fianakaviany tokony alefa any tsiafahy hanaovan-dry zalahy azy mahamay ao. Tsy ampy ... suite
répondu par fijo le 01/04/2009 20:26
kidoropamba ( 19/02/2009 16:48)
GADRAINA IREO MPANOHANA ANDRAVALO MPAMONO OLONA
Ireto olona mpanohana an'ilay mpamono olona Ravalomanana dia tsy maintsy gadraina. Mangataka ny mba ho lasa mpiambina fonja aho ka hitazona tsara ireto andriambavilanitra (ireo lehilahy moa tonga dia ... suite
répondu par xxx le 20/02/2009 04:45
kidoropamba ( 15/02/2009 15:24)
KAY 12 IHANY NY ISAN'IREO TIM-EUROPA SISA TAVELA?
Hitanay ny sarin'ireo mpanohana ny jadonan-dravalo any Europa manontolo. Kay 12 ihany sisa. hin!hin!hin!hin!hin!hin! Fa naninona loatra ALEFASO ANY TSIAFAHY DAHOLO FA MBOLA MISY TOERANA AO.... suite
répondu par belaza le 15/02/2009 18:42
kidoropamba ( 14/02/2009 15:19)
OMENA 15 ANDRO RAVALO HANGORONENTANA raha tsy izany dia.....
Izao izy e: Mazava ny stratejia ato @ vahoaka tarihin'ingahy lehiben'ny fahefana Avon'ny Tetezamita, Andry Rajoelina: 15 Andro no nomen'i ministry ny fiarovam-pirenena, jeneraly am-perin'asa MAMPIANIN... suite
répondu par tovolahy007 le 15/02/2009 15:28
kidoropamba ( 12/02/2009 14:01)
7.000 IREO TAO MAHAMASINA OMALY
Raha natao ny tombatomban'ireo mpanao statistika dia mazava izao fa 7.000 ny olona tonga tao mahamasina omaly. Ity ilay vaovao: CRISE POLITIQUE: PARTISANS DU PRÉSIDENT RÉUNIS, EN ATTENDANT RÉ... suite
répondu par Simpona le 12/02/2009 17:04
kidoropamba ( 11/02/2009 11:03)
MANERY ANDRAVALO HANAGANA SAINA FOTSY NY TAO MAHAMASINA
hin!hin!hin! Ompa variraraka no natao an'Andriamanitra satria nandatsaka ilay Orana. Tonga tao mahamasina mantsy ny sasantsasany @ vahoaka HANERY ANDRAVALO HANANGANA SAINA FOTSY. Mazava ny an'i TGV... suite
répondu par penguin le 12/02/2009 05:42
kidoropamba ( 11/02/2009 10:42)
NILAZA IREO TAO MAHAMASINA FA HANALA ANDRAVALO
Tonga tao mahamasina koa ny tenanay mba nihaino izay mba mety ho lainga afafin'ireto mpamono olona ireto. TSY SAHY RY ZAREO. Tena tsy sahy NY HANOHANA ANDRAVALO fa DIA NITAKY NY FIFANANTONANA @ TGV. ... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 00:42
kidoropamba ( 09/02/2009 14:37)
30 matin'ny Coutity! 180 matin-dRAVALO: iza no mafy?
Tena resy ingahy colonel coutity assolant e. Vitan'ny jeneraly Raoelina sy RAVALOMANANA ny baolina famonoana vahoaka malagasy. Aleo miatakataka izay matahotra hipotsihan'ny rà fa RAVALOMANA ATSY ... suite
répondu par ni81 le 10/02/2009 18:48
kidoropamba ( 09/02/2009 11:58)
Kidoro mbola velona.
Ahoana izy izany Ravalo a? Rava teo ny nafenina rehetra dia latsaka ilay saron-tava an? TSY HAMELANAY ALOHA ELA FA MIOMANA E. Mbola vao manomboka ny raharaha. La Gera no tadiavinao dia omena anao... suite
répondu par xxx le 09/02/2009 16:11
kidoropamba ( 01/02/2009 21:17)
Tena efa naloam*-bahoaka Ravalo ka miantso Afrikana
hin!hin!hin!hin!niantso afrikana indray koa levalo hijanonany @ sezany; Raha vao avy namaky banky foibe lery dia miantso ireo kilioban'ny jadona ao @ UA fa te hidongy toerana. Raha milaza ravaloman... suite
répondu par tsiafoi1 le 02/02/2009 07:58
kidoropamba ( 31/01/2009 19:59)
Aiza é! MAMAKY BANKY FOIBE NY ASANDRAVALO ATO
Manoloana izao raharaha misafotofoto izao dia ny MAMAKY BANKY FOIBE no ataon'ingahy Ravalo HAMELOMANANA AN'I TIKO sy MAGRO ary hikaramana ny mpikaramanan'ady. Tsy misy manaraka ny baikon-dravalo in... suite
répondu par vale le 01/02/2009 23:38
kidoropamba ( 26/01/2009 21:32)
1 jour de kombat d'efa MIFONA RAVALO, hin!hin!hin
Aiza izany hery be anao izany levalo a? Iray andro fotsiny ny kombat d'efa mifona nedala. hin!hin!hin!hin!tssssssss! tena sarim-bavy e. ... suite
répondu par xxx le 27/01/2009 07:48
kidoropamba ( 26/01/2009 13:08)
Tsiambaratelo ny an'i be tahotra! MAY NY TANàna e
Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany e. May aloha ny tanàna ato satria leon'ny laingan-dry jentilisa ny vahoaka. Tandremo ra-jentilisa fa mihobahoba be ny raharaha ato ka aza dia misehoseho loatra ... suite
répondu par vale le 26/01/2009 19:14
kidoropamba ( 26/01/2009 12:32)
May é: MBS, TVM, RNM, Mox sy ny racisma
Aiza nareo e. May ny tanàna ato. Mitady hery ravalo ka dia io nomenay ny tena herinay vahoaka. Potehina ny halatra rehetra nataondravalo. Hitondra ho aiza moa ity ravalo ity raha ny hatezeram-bah... suite
répondu par xxx le 26/01/2009 15:59
kidoropamba ( 24/01/2009 08:56)
Vahoaka efa 87.265 no efa tonga eto ambohijatovo (12ora zao)
Aleo mitabataba eo nareo fa izahay ato (ambohijatovo) dia efa mananika @ isa 87.265 olona eo ho eo. Orakoraka no misy ato ary iray ihany ny baikom-pitolomnana: MIALA RAVALOMANANA E! Manararaoitra c... suite
répondu par patrick2002 le 25/01/2009 13:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.029