Scoop: Tratra Ravalomanana
2. nancy
(
27/10/2009 15:27)
i kidoro koa isaky ny miteny dia ny viavin'i swaziland foana. Sao dia i kidoro kosa aza no milendalenda be amin'ireto viavin'i swaziland ireto dia Ra8 no hosoram-potaka lava izao e. Te hoalefa any ve kidoro e?
kidoropamba:
Vaovao vao haingana, ary vao izao: http://www.youtube.com/watch?v=uu17K5JjsnE
3. kidoropamba
(
27/10/2009 15:37)
Nisy fahadisoana ilay fandefasana "zotra" teo satria tsy hitako tampoka ilay nilaza vaovao. Na izany na tsy izany kosa dia mazava fa tena tsy arakareo ny "haute politique". Tandremo hoa fa sarotra ny politika malagasy.
4. locl
(
27/10/2009 16:10)
RAHA HITAN'NY OLONA NANAO INY REPORTAGE INY HIANAO DIA MAHITA LOZA FA TSY I RAV8 VELIVELY NO NANAOVANY AN'INY.
RAHA NY FAHITAKO AZY DIA TOI MIHINTSY NO MI-PHANTASMER AMIN'IRETO SAWI VEHIVAVY IRETO
;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
RAHA NY FAHITAKO AZY DIA TOI MIHINTSY NO MI-PHANTASMER AMIN'IRETO SAWI VEHIVAVY IRETO
;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
6. kidoropamba
(
27/10/2009 19:35)
aoka kosa e. Nisy fahadisoana hoa ny fandefasana "lien" tamin'iny. Na izany na tsy iozany dia tsara ihany ny ahafantarana ny tena asa amandraharahan'ny dadan-dry zareo any Swaziland any. Hita fa tsy "mipetra-potsiny" lery fa tena manana anton'asa mazava.
