co-prezidansa izany ve midika fa tsy filoha intsony TGV?hin

1. kidoropamba ( 05/11/2009 14:14)
Naneho co-présidence izany koa le8 é. Midika inona moa izany:
- Afaka mody ary ho lasa filoha ve ny dadan'ny sasany?
- Tsy filoha intsony ve TGV?
- Hanelina voay (fa tsy biby lava intsony) ve ny dadaniste?

Sa inona no tena dikan'izany?.

hin hin hin, afaingano ny resaka fa mila Dombolo izahay satria maika hanao masazy miaraka @ virja.
2. pikatti ( 05/11/2009 14:52)
slt elah kidoro
hin hin hin ahoana tsara hoe :lol:
mametra fanontaniana elah nefa mahita vola alohan'ny biby foana hin hin hin :-D
3. kidoropamba ( 05/11/2009 16:29)
Midehaka mafy mantsy ry BSMM mianakavy fa "favy be" ilay dadany.
Ny ahy indray dia tsotra ihany: Raha tena favy lery dia "mila mody" izy ary mila tsy prezy intsony TGV.

Raha tsy izany dia mafy ny daka voude ahazo an'i le8 satria tezitra ireo dadaniste ireo izao satria nanelina voay.

inhin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0886