Ahoana tsara ilay "imminent" io le8 ô?
1. kidoropamba
(
26/10/2009 17:43)
8 volana izao lery no nilaza fa "imminent" no hiverenany. Kanefa lalao voude foana no mahamay azy miaraka amin'ireto vehivavy swaziland manao fifaninana @ fangetorana fotsiny no fandaniandry zareo fotoana.
Sadaikatra ihany zahay hoe: Imminet ve sa tsy imminent ilay fiverenana?
- Naika eliana aza efa nogadraina, navotsotra, ary nandositra; fotoana maro be izay no lasa.
- Manandafy efa nogadraina, navoaka, nalefa tany Maputo
- Raharinaivo efa nogadraina, nalefa à hopitaly.
- Ry deputé ranaivo kosa efa nody mandry.
- Alain andriamiseza efa lasa ministra
- Rajems efa nanaiky hatao vice-pdt
- Sylla efa nanaiky hanao pdt CT
- Monja efa miady @ TGV
- Tonton Ambroise efa tsy mahazo miditra Magro
Dia mbola "imminent" ihany hoy le8 ny hiverenany kanefa ny fotoana miha mandroso ihany.
Azeon'ny lery antsaina moa ve izany "imminent" izany sa tsia? Fantary lery ve izany dikan'ny imminent izany sa tsia?
Hajanony hoa io filalaovana vouden'ny swaziland manao fifaninanana mangetotra io fa tsy mahasoa anao. tsssssssss....

novalian'i pikatti ny 26/10/2009 22:08
2. pikatti
(
26/10/2009 17:47)
de aiza no misy an'elah @ reo zao leity sa mbola tsy nahazo pilasy foana ha ha ha
3. patriick2002
(
26/10/2009 17:49)
Sao mba misy sopapa any klé zah kou te hilalao voudy sorgho sana a
4. ifiona
(
26/10/2009 17:59)
kidoropamba:
Hajanony hoa io filalaovana vouden'ny swaziland manao fifaninanana mangetotra io fa tsy mahasoa anao. tsssssssss....
nen'i KPB ko d zany foana :-w :-w
:roll: :-D :-D :-D (l)
5. pikatti
(
26/10/2009 18:03)
Hevi-body koa nen'lery zany no sady tsangan'olona ,nendasin-dry zalahy mafy tao nedala de potsaka mbamin'ny hémoroïde-ny :-D :-D
7. kidoropamba
(
26/10/2009 20:53)
Ahoana moa Ra8 no hody kanefa izao no zavatra mandrotsirotsy azy isan'andro any: http://www.youtube.com/watch?v=qKPC-krnV48&feature=fvw
Miandrasa an'i Paoly ao nareo @ Magro fa aleo aloha, hoy Ravalo, mirevirevy an'ireto e.
Tsy misy olona hody izany eo.
Miandrasa an'i Paoly ao nareo @ Magro fa aleo aloha, hoy Ravalo, mirevirevy an'ireto e.
Tsy misy olona hody izany eo.
8. pikatti
(
26/10/2009 22:08)
Tarika kidoro group no hitako ao , ha ha ha, hay ve elah ty mampandrevy an'i dada any klé :-D :-D :-D