400 trakitera.....
1. kidoropamba
(
29/10/2009 14:29)
Nioraka be ny mpanoratra ao @ madatimes fa hoe "mpamboly" izany hono levalo ka nahatsapa fa "trakitera" no nomen'ny vahoaka malagasy fa tsy "blindé" hoan'ny miaramila. Izay hono no nahatonga azy nahongan'ny miaramila.
Aleo hazavaina tsara ilay resaka fa mbola misary gaigy indray madatimes, ekipandra8:
- 7 taona rangahy dia 400 tirakitera ihany no mba nomenao ny tantsaha
- 13 miliona mahery ny tantsaha dia 400 ihany ny tirakitera mba novinidinao kanefa sahinao nividy raopilanina mitentina 60 miliona dolara.
- Tirakitera vidinao kanefa 80% n'ny tantsaha mitrongy vao homana, ka na ny vola hihinana aza tsy misy ka va mainka vola hikojakojana tirakitera?
Ka noho izany dia "mba tsy hampiongana anao intsony" dia Blindé izany no vidianao raha tafaverina eo ianao?
Tratrako indray ianao tamin'iny ary vola very hoa ireny vola omenao an'ireo bandy tsy manankatao mamorona bilaogy "gratouiii" ireny.

répondu par fijo le 29/10/2009 22:30
3. kidoropamba
(
29/10/2009 15:08)
Tsy azo atao ny miteny ratsy ary manaratsy olona tsy manantsiny.
Aleo aloha tsy manana bilaogy toy izay manana kanefa mandainga rano ray fotsiny ary mamahana lalaitra ny patron any swazilandy.okay?
Aleo aloha tsy manana bilaogy toy izay manana kanefa mandainga rano ray fotsiny ary mamahana lalaitra ny patron any swazilandy.okay?
4. yukaa
(
29/10/2009 15:14)
Ka i kidoro anie hitako manao resaka maloto foana ao ambany ao dia eto enao mianan-kendry e,tsy manaratsy olona tsy manan-tsiny toa andR8 aho fa le kidoro no ataoko hoe mantsina amany fa tsy enao :lol:
5. Mirananirina
(
29/10/2009 15:18)
13 miliona mahery ny tantsaha dia 400 ihany ny tirakitera mba novinidinao kanefa sahinao nividy raopilanina mitentina 60 miliona dolaraMarina fa tsy mety iny.Nefa ny tena pire dia ity tgv mandany volampanjakana sy mandroba fananan'olona aminy alalany famonoana sy fampitahorana ity.Delegasiona gasy firy moa ny nitsangatsangana taminy fivoriambe iny????Firy milliards no lany?????avy eo mbola nandeha nitety firenena hafa daholo koa????Sa vola ampaosiny daholo no lany tamin'ireny???
6. kidoropamba
(
29/10/2009 15:20)
Tsy mbola misy resaka maloto aloha narosoko teto fa ilay "ahavon'ny politika" no mety tsy arakareo. Politika avo lenta hoa no hezahiko entina eto fa toa tsy maharaka indray ny sasany izay nozarina t@ fanazazàna saina.
F'angaha heverinao fa tongatonga ho azy ny nampivadika tampoka an'i terrywui? Frappe crane mafy loatra no eto ka tsy nahatanty choc dia iny lasa nivadika iny. Aza adino fa ilay 3V ihany no hizorana raha te hanaraka ny politika avo lentan"ny madagasikara: Vehivavy-voudy-Vola.
Tsy teny ratsy izany fa "approche systémique" ao @ politika malagasy. Mifampiankina io. specialista amin'io ange ny dadanareo e.
"Haute politique" é.

8. xxx
(
29/10/2009 15:24)
Efa 1,6milliards $ no very t@ izao fanonganam-panjakana izao,ary miakatra 15millions € ny fivezivezena sy ny hotely sns lanin'ireto mouvances 4reto nohon'io fanonganam-panjakana io ihany :( :( :(
10. yukaa
(
29/10/2009 15:28)
Efa 1,6milliards $ no very t@ izao fanonganam-panjakana izao,ary miakatra 15millions € ny fivezivezena sy ny hotely sns lanin'ireto mouvances 4reto nohon'io fanonganam-panjakana io ihany:oops: :( =((
11. kidoropamba
(
29/10/2009 16:55)
Vola hanarenana ilay fanapotehanareo tao anatin'ny 7 taona io.
Mbola kely ary ireo satria 800 milliars de $ no nangalarin'ny lery any swaziland.
Ny Airmad tsy voaloany, ny Aro nofitahiny.
tssssssss....
Mbola kely ary ireo satria 800 milliars de $ no nangalarin'ny lery any swaziland.
Ny Airmad tsy voaloany, ny Aro nofitahiny.
tssssssss....
12. pikatti
(
29/10/2009 20:55)
Efa 1,6milliards $ no very t@ izao fanonganam-panjakana izao,ary miakatra 15millions € ny fivezivezena sy ny hotely sns lanin'ireto mouvances 4reto nohon'io fanonganam-panjakana io ihany:-D :-D :-D :-D
lanin'i Andry daholo ve zany sakaaa, wadray loza ty raha io no mahazo vola avy ireo firenen-dehibe raha izany fa tonhga de mampamangy ,feno ny paosy de eo Gasikara fa mihahaka :-D