Aoka mba ho sérieux @ izay lay resaka

1. kidoropamba ( 26/10/2009 21:01)
Tena mihintsanintsana ny nounou an'ireto vehivavy swaziland ireto sanabavy hanaovan-dra8 azy.
Tsy misy izany hody "imminent" izany eo hoy Ravalo fa tonga dia mitsambikina ary miantsampy amin'ireto no tetik'ady isan'andro. Aleo ahemotra indray ny Addis Abeba, sahala t@ fanemorana an'iny Génève iny. hi hi hi hi.

Tsy hanao sonia izany Ravalo raha mbola filohan'ny HAT ingahy TGV. Kanefa hafa ny ao ambadika ao: Hijery sy hiantsampy amin'ireto no tena tanjony: http://www.youtube.com/watch?v=qKPC-krnV48&feature=fvw

Tssssss!!!!! Ravalo hoa tena mahay mananodonto ny ekipany e.

Imminent hoa no hihantsampiany @ ireto ravaka nounou be ireto. San'a hihihihihihihihihihihihi
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 22:02
2. pikatti ( 26/10/2009 22:02)
:-D :-D :-D :-D :-D
sao kosa ary elah rakidoro diso pays sannn é,hotran'elah daholo ny olona hitako ao ,ary iza reo leity ny vadin'elah voudy sorgho zany klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0608