Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dibbah ( 08/12/2011 15:57)
Tia vehivavy Bota
Izaho dia tia vehivavy bota,atao namana fotsiny dia efa milay,miaraka mandehandeha,misakafo ...... tohiny
novalian'i jesuisla ny 25/02/2012 14:27
vatofototra ( 08/12/2011 12:29)
REGARDER Vidéo Rajoelina à l'Elysée 07 décembre 2011
REGARDER Vidéo Rajoelina à l'Elysée 07 décembre 2011 http://www.vatofototra.com/... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2011 12:33
miarana ( 08/12/2011 12:01)
D’où vient le mot Noël ?
D’où vient le mot Noël ? Dans L'Ancien Testament il est écrit: Car un enfant nous est né, un fils nous est donné, Et la domination reposera sur son épaule; On l'appellera Admirable, Conse... tohiny
novalian'i miarana ny 19/12/2011 19:10
vatofototra ( 08/12/2011 08:58)
REGARDER Vidéo Rajoelina à Paris - Rakotoarivelo Pd CT
REGARDER Vidéo Rajoelina à Paris - Rakotoarivelo Pd CT http://www.vatofototra.com/... tohiny
vatofototra ( 08/12/2011 06:47)
REGARDER Vidéo Tsodrano zava-mahery - Patrick RAHARIMANANA Kandida Filoham-pirenena
REGARDER Vidéo Tsodrano zava-mahery - Patrick RAHARIMANANA Kandida Filoham-pirenena http://www.vatofototra.com/... tohiny
rijadolly ( 07/12/2011 21:54)
JOURNAL 07 DEC 2011, VAOVAO 07 DEC 2011
JOURNAL 07 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-07-dec-2011-5801877 VAOVAO 07 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-07-dec-2011-5802114 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/12/2011 02:51
mangabe ( 07/12/2011 13:38)
ganagana sy navet
Bjr, Soa dia misy manan re7 na ganagana sy navet ianareo? Merci e!... tohiny
RBNIR ( 07/12/2011 09:41)
O IZANY DIAKO
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=9p3-rloaxVQ[/youtube] 1. O ! Izany diako mahitsy hatrany re Ho any Aminao (Aminao ry Tompo) Fa ny hany tiako Ka hotompoiko anie dia Ianao. 2. Na hisompatra a... tohiny
novalian'i RBNIR ny 09/12/2011 12:31
rijadolly ( 06/12/2011 18:18)
JOURNAL 06 DEC 2011
JOURNAL 06 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-06-decembre-2011-5798029 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/12/2011 03:13
vatofototra ( 06/12/2011 10:22)
REGARDER Vidéo Vol couronne Ranavalona
REGARDER Vidéo Vol couronne Ranavalona http://www.vatofototra.com/... tohiny
novalian'i milamm ny 06/12/2011 22:26
reggae11 ( 06/12/2011 06:55)
vahaolana mahomby tsy maintsy mampivaha ny krizy politika
ity paika ity dia mamaha ny olana rehetra,avy am lesona psychosociologie ny anarako no nangalako azy.Mba andramo aminy disa 2 entre nareo zay miady ary saody mba mety? A et B NO MIADY An! MISY 4 ny s... tohiny
reggae11 ( 06/12/2011 06:35)
atao toy ny tantara am radio ny histoire
Vahaolana hitako ary mahoby tokoa,raha toa ka ireo taranja tantara(histoire) rehetra manomboka any am kilasy farany ambany ka hatrany am terminal,no atao tantara toy ny amin'ny radio ireny.Ireto no an... tohiny
rijadolly ( 06/12/2011 02:27)
JOURNAL, VAOVAO DU 05 DEC 2011
journal du 05 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-05-dec-2011-5794764 VAOVAO 05 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-05-dec-2011-5795531... tohiny
novalian'i rijadolly ny 06/12/2011 04:39
LazaDaddy ( 06/12/2011 01:02)
Nankaiza ny fiangonan'i Kristy?
Nankaiza ianareo fiangonana no toa anjakan'ny ratsy ny firenena? Mpanolana ankizy, jiolahy mitam-basy, valifaty, vono olona, mosavy, halatra, fifampiantsian’ny mpanao politika, fitiavam-bola sy voni... tohiny
novalian'i rijadolly ny 25/12/2011 02:48
didi10 ( 05/12/2011 16:42)
Izay mino sy atao Batisa no hovonjena
Tsara ny Tompo Efa mba nandinika ny Batisa natao tamintsika ve isika ka nanontany hoe: Ankasitrahan'Andriamanitra sa tsia? Samy manaika angamba isika fa ny Batisa dia dingana tsy maintsy atao handov... tohiny
novalian'i Prime ny 12/09/2018 14:22
didi10 ( 05/12/2011 16:41)
Izay mino sy atao Batisa no hovonjena
Tsara ny Tompo Efa mba nandinika ny Batisa natao tamintsika ve isika ka nanontany hoe: Ankasitrahan'Andriamanitra sa tsia? Samy manaika angamba isika fa ny Batisa dia dingana tsy maintsy atao handov... tohiny
novalian'i rijadolly ny 16/12/2011 16:21
christian777 ( 05/12/2011 12:17)
Ny tena fivavahana Marina
I Jehovah Andriamanitra no manorina ny Fivavahana marina. Tsy ny olombelona no manapaka izany na dia anao ahoana aza ny fahalalan'izany olona izany. Tsotra no tena hamatarana izany : - Ny fitandremana... tohiny
novalian'i Prime ny 28/03/2017 06:10
ari.malala ( 05/12/2011 08:13)
Satro-boninahitry ny Mpanjaka Ranavalona I
Very omaly alahady hono ny satro-boninahitry ny Mpanjaka Ranavalona I; (vaovao nolazain'ny RDB vao maraina teo)... tohiny
ndenn ( 04/12/2011 19:36)
Mafia immobiliere malagasy .
Misy fitarainana maro any @ fitsaràna eropeanina sy amerikana ary aziatika noho ny asan' olona jiolahy mpisoloky trano vaovao ao Antananarivo . Mila miambina ny asa vitany ny tsirairay avy indrindra ... tohiny
kooool4 ( 04/12/2011 04:47)
vinavina oscar 2012 - efa tonga any madagasikara ve ny sasantsasany amin'ireo sarimihetsika mety hahazo???
Ho avy indray izao ny 'cérémonie des oscars' ho antsika mpankafy sarimihetsika ka mba iza re no vinavina e? Meilleur film, meilleur réalisateur, meilleurs acteur et actrice sns.... Izahay eto fran... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0962