Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rijadolly ( 17/12/2011 03:37)
TAMBERINA 2011 TVPLUS MADAGASCAR
TAMBERINA 2011 TVPLUS MADAGASCAR http://blip.tv/tv-plus-madagascar/tamberina-2011-5829463... tohiny
rijadolly ( 16/12/2011 18:24)
JOURNAL 16 DEC 2011, VAOVAO 16 DEC 2011, TAMBERIN'NY TAONA 2011
JOURNAL 16 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-16-decembre-2011-5828323 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 16/12/2011 23:23
Enry ( 16/12/2011 09:17)
Tiako ianao
Izaho dia bandy tia bandy, satria ny ato an-dohako dia sipa... tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 15:29
vatofototra ( 16/12/2011 05:33)
REGARDER Vidéo Tsy voajanahary ny aretin'i Colonel Charles hoy ny fianakaviany
REGARDER Vidéo Tsy voajanahary ny aretin'i Colonel Charles hoy ny fianakaviany http://www.vatofototra.com/... tohiny
novalian'i siga_soa ny 16/12/2011 06:38
rijadolly ( 15/12/2011 22:31)
JOURNAL 15 DEC 2011, VAOVAO 15 DEC 2011
JOURNAL 15 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-15-decembre-2011-5825559 VAOVAO 15 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-15-desambra-2011-5825861 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 16/12/2011 04:06
nilex ( 15/12/2011 14:02)
Col Charles:tompon'ny marina izay mampididoza
Tsy mainsy havoaka i col charles afaka andro vitsivitsy araka ny tondrozotra.Ny olana anefa dia efa nivadika tamin'ny hat izy ary tena vonona ny hilaza sy hanatsikafina ireo fomba mamoehatra rehetra n... tohiny
novalian'i bazylou ny 17/12/2011 04:05
guant ( 15/12/2011 08:45)
fanangezana vatana
fanontaniana ho an'ireo efa nanana traikefa amin'ity raharaha ity: aona ny atao ra tena hanangeza tena am sakafo!inona no produit ra misy ohatra proteine,na ankotrany de aona ny fomba fihinanan azy mi... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:00
vonynive ( 15/12/2011 07:53)
SEKOLIN'NY RAY AMANDRENY
Miarahaba antsika rehetra, satria efa mikorosy fahana ny fanabeazana eto Madagasikara dia tsara raha arenina dieny izao maro ireo miezaka manabe amin'ny fahatsarana ny taranaka fa ny tiana horesahina ... tohiny
novalian'i sipagasy ny 31/12/2011 09:18
vatofototra ( 15/12/2011 05:41)
REGARDER Vidéo Niditra hopitaly i Colonel Charles
REGARDER Vidéo Niditra hopitaly i Colonel Charles http://www.vatofototra.com/... tohiny
rijadolly ( 15/12/2011 02:00)
VAOVAO 14 DEC 2011
VAOVAO 14 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-14-decembre-2011-5822791 ... tohiny
cpd8910 ( 14/12/2011 23:56)
PROPOSITION FANATSARANA FITSARANA- RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony
nisarika ny saina ny raharaha nahafaty ny Mpitsara iray tany toliary izay nodarohan'ny Polisy tao an-toerana. L'appareil judiciaire du pays touche complètement le fond. Sao dia mba tokony hasiana f... tohiny
cpd8910 ( 14/12/2011 23:39)
Mahazo mihomehy zay mpakasitraka ny Prà sy Bodika sy Rasil...fa mbola ho avy ny Mpanamboatra hamono azy amin'ny Basy nampanofaina sy namidin'ireo bôdika sy Prà sy Rasil namany
Mahazo mi-geste aloha zay mpakasitraka ireo Pràn' i toliary fa manana maimbo vava fa maimbo vava hany koa no hamonoan'ny kil azy. Maimbo vava ampanofain'ny Pràa na bodega na Rasil naman'izy ireo na ... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 18/12/2011 21:36
andrywui ( 14/12/2011 23:16)
Mitady hanindry Prà ry zareo sivily ! ....
aiza ka hatramina prà avy no efa sahin'ny sasany hanaovana hadalàna nefa efa hita zao fa pan pan pan no kilalaony !! --mbà misaina ry sivily a ! tsisy hisangy aminareo mitsy eo raha vao manao zava... tohiny
novalian'i andrywui ny 26/12/2011 00:42
cpd8910 ( 14/12/2011 23:12)
PROPOSITION FANATSARANA FITSARANA- RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony
nisarika ny saina ny raharaha nahafaty ny Mpitsara iray tany toliary izay nodarohan'ny Polisy tao an-toerana. L'appareil judiciaire du pays touche complètement le fond. Sao dia mba tokony hasiana f... tohiny
cpd8910 ( 14/12/2011 23:11)
MILA FANARENANA NY FITSARANA SY NY POLISY ZANDARY SNS....
nisarika ny saina ny raharaha nahafaty ny Mpitsara iray tany toliary izay nodarohan'ny Polisy tao an-toerana. L'appareil judiciaire du pays touche complètement le fond. Sao dia mba tokony hasiana f... tohiny
sitlo ( 14/12/2011 19:14)
Ny pra no manao dictature fa tsy ny mpitsara raha momba an'i Toliara
Nilaza ny pra fa tsy hilafitra amin'ny endrika "dictature" rehetra izay mety hitarika korotana eo amin'ny firenena hono ry zareo. Izy no nivarotra basy ho an'ny dahalo. Izy no nanafika fonja. Izy no ... tohiny
novalian'i milamm ny 14/12/2011 22:07
Gasy101 ( 14/12/2011 14:59)
CArte TELEFONIQUE IANTSONA AN DAGO MORA BE!!!
mora be maro isa ny aty anaovako prix masaka be isika fa za ande ody an tanana nefa bola mis 20 aty ... tohiny
novalian'i cardy ny 24/02/2012 12:39
rijadolly ( 14/12/2011 11:25)
La plus belle demande en mariage du monde
[b] La plus belle demande en mariage du monde [/b] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=iRSckSzEN70[/youtube]... tohiny
rijadolly ( 13/12/2011 19:04)
JOURNAL DU 13 DEC 2011,....
JOURNAL DU 13 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-13-decembre-2011-5819297 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 14/12/2011 15:59
Summer ( 13/12/2011 18:53)
salama daolo misy zavatra mba manitikitika ahy de ...
salama daolo misy zavatra mba manitikitika ahy de nanoratra aho, za efa nisara-panambadiana, manana zanaka 2.nisy ol niaraka tamiko efa ela b de zao zahay niona de niverina niarak.Tsy tadidiko intsoy ... tohiny
novalian'i hanjaris ny 22/05/2012 12:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6905