Col Charles:tompon'ny marina izay mampididoza
1. nilex
(
15/12/2011 14:02)
Tsy mainsy havoaka i col charles afaka andro vitsivitsy araka ny tondrozotra.Ny olana anefa dia efa nivadika tamin'ny hat izy ary tena vonona ny hilaza sy hanatsikafina ireo fomba mamoehatra rehetra nataon'ny hat mba hangalana seza.Tena lasa poizina lehibe ho an'ny hat i col charles ankehitriny ary tena atahorany mafy io olona io satria mahalala ny marina rehetra kanefa tsy namana intsony.Mitovy laharana tanteraka ankehitriny eo anatrehan'ny hat i ra8 sy charles.Mampalahelo tokoa mantsy ireny filazana nataon'i chales teny amponja ireny sy ny ttsy nalefany fa dia tena famitahambahoaka fotsiny ireny tolona rehetra ireny.Ohatra akaiky ny raharaha 7 février izay nanaovana sorona olona maro kanefa araka ny voalazan'i col charles dia ry zareo ihany no nitifitra ireny olona ireny mba hanenjehina ny fitondrana avy eo.Tokony ho tonga saina mihintsy ireny olona mitonona ho AV7 ireny fa matimaty foana ny havany sy izy ireo izay naratra.Ny sasany indray moa dia hita mihintsy fa politika fotsiny no mody hitarihany an'io.
Ny mahagaga fotsiny dia hoe fitiavana toerana sy vola no hahavitana mamono olona toy izao mahazo an'i colonely charles izao.Efa fisainandevoly mihintsy izany fa tsy politika intsony.
Samia miheritreritra sy mandinika avokoa fa lasa lavitra ny raharaha ny zava-misy eto madagasikara ankehitriny ary mbola ??????? ny ho avy.

novalian'i bazylou ny 17/12/2011 04:05
2. rijadolly
(
15/12/2011 14:57)
Hoy i nilex:
Mampalahelo tokoa mantsy ireny filazana nataon'i chales teny amponja ireny sy ny ttsy nalefany fa dia tena famitahambahoaka fotsiny ireny tolona rehetra ireny.Ohatra akaiky ny raharaha 7 février izay nanaovana sorona olona maro kanefa araka ny voalazan'i col charles dia ry zareo ihany no nitifitra ireny olona ireny mba hanenjehina ny fitondrana avy eo.
Raha izany no tena marina dia tena marina koa izany ity fanadiadiana ity e!
Inona marina ary ny tena zava-miafin'iny 7fevrier iny e!
3. nilex
(
16/12/2011 05:33)
Sarotra ny mamaritra ny marina satria mbola tena ny ankilany ihany no mahazo micro izao ka tsy azo atao ny mihaino feo tokana.
Mahagaga tokoa ireny zavatra nitranga ireny fa diniho lalina tsara.Rajoelina vao taty aloha dia efa nivily lalana hody hono,nefa izy no nitarika ny olona ho eny an,tokony tsy hiala hatramin'ny farany izy.Ireo mpitarika maro teo aloha dia tsy mba nisy voatifitra izany mihintsy fa ahoana sa nankaiza tampoka teo fa ny ny olona foana no voa teo.Tokony ho nisy mpitaritolona mba voa teo na dia iray fotsiny aza nefa ry zalahy efa nahafantatra mialoha raha ny fijery azy ka dia nisitrika.Ny vahoaka foana no atao sorona dia avy eo ny mpitondra mody mivazavaza sy miseho ho tena milay dia azony ny seza.Avy eo anefa ireo olona natao sorona lasa any aoriana any fotsiny.
Samia mandinika lalina rehefa misy zavatra mitranga fa ataon'ny olona tohatra fotsiny.