Mitady hanindry Prà ry zareo sivily ! ....
1. andrywui
(
14/12/2011 23:16)
aiza ka hatramina prà avy no efa sahin'ny sasany hanaovana hadalàna nefa efa hita zao fa pan pan pan no kilalaony !!
--mbà misaina ry sivily a ! tsisy hisangy aminareo mitsy eo raha vao manao zavatra tafahoatra eo nareo !... lezitim defens io , na atao aza oe tandroka hiaro ny vozona otran'ny bodika iany ny prà de olombelona otran olombelona iany ry zalah mpikaravato ireo ka tokony tsy katsihana lava eo !!! natao hiaro ko ane ry zalah reo e !! natao hiaro anareo sivily reo raha ny marina fa tsy nareo sivily natao arovana ndray no be style hitingina ery anannn ery !!! de voatery ny oul hi-pan pan pan pan

novalian'i andrywui ny 26/12/2011 00:42
2. andrywui
(
14/12/2011 23:19)
raha any amn miaramila kosa no hanaovana fika fopla bombina be otrizay de tsy hitsitsy mitsy ny bodika ka !! misy mafana kosa ve eny antanana nefa enao ery tsy manaiky harovana fa mikrann be amin'ny brodekin fona !! ..asio fetrany le fasahisahiana ry zareo sivily de tsy miainga ny maimbo vava a !! sarotra be ane raha vo miainga iny pan pan pan pan iny oa e !! ka na mpitsara enao na arbitre de tadidio fa lahy tokana le zavatra ee !!!!!
3. andrywui
(
14/12/2011 23:22)
io loha io oa natao hisainana fa tsy natao hipetrahan'ny satroka fotsiny !!! tenennn fona fa eheeee ...!!!! leo be ah
4. cpd8910
(
14/12/2011 23:35)
Mahazo mi-geste elah fa manana maimbo vava fa maimbo vava hany koa no hamonoan'ny kil an'elah. Maimbo vava ampanofain'ny naman'elah na namidin'ny akaman'elah any amin'ny sisiny tahaka ny nataon ity ranamana nosazian ny fitsarana ity.
Mahazo miresaka aloha elah zao fa be ny hihomehy an'ela refa ajedaky ny mpanamboatra koa elah hahaha.
Mahazo miresaka aloha elah zao fa be ny hihomehy an'ela refa ajedaky ny mpanamboatra koa elah hahaha.
5. cpd8910
(
14/12/2011 23:53)
Dray dray dray...hoatra hitako eto ny première pagen'ny gazety lehibe iray mpiseho isanandro indray andro any hoe "Maty voatifitr'ireo jiolahy misaron-tava tamin'ny kalack i andrywui (AK 47 zay basy tsy misy manana afa tsy ireo mpitandro filaminana= nampanofain'ireo na novarotin'ireo tamin'ny Mpanamboatra)"...hihihi tena amin'ilay oui araka ny fitenena io ry Andrywui an! pouaaa aza manody anie zany hihihi
6. cpd8910
(
15/12/2011 13:58)
K'aiza ry Andrywi a! tsy niresaka tsony fa zay vao saina tonga hoe kay tena mety hahavoa ny tena ihany koa ilay Pra sy bodega mampanofa na mivarotra basy amin'ny Mpanamboatra an! hahaha...mba misaina oaaaaaaa. Ampiasao ny saina fa io atidohan'angidina io hany no mahavoa anareo mpilanja basilava sy manao fanamiana itony (homme en uniforme).
Ny sandry kely, ny ati-doha toy ny peti-poids fa mieritreritra ho mafy be fa mba sendra noman'ny fanjakana alalana hilanja basy.
Ho avy any amin'ialaha hono ny Mpanamboatra rariva miaraka amin'ny AK 47...ho violé-drizalah ny vady, reny, zanaka vavy, anabavy, mpanampin'elah.
hahaha
7. andrywui
(
17/12/2011 01:24)
Huhuhuhu...mapme less elah ty bain ...n'y mpanampy tsy koá ra pehanlah fa n'y ankizy s n'y tsaiky ts miainga ...fa mba azonlah io ve alou le tantara sa elah faly hanohitra fotsiny e ,,ry Lerouny mpitsara ane zan e tsy matos mipoaka iray akory antanana nefa n'y pra efa reradahasa no bilan vannn ...
8. bazylou
(
17/12/2011 04:32)
o rawui a, io anie ry baina, zavatra tokana ihany no nahatonga ny olana e, tsy hoe misy basy ialahy dia milay, fa ilay fanarahana lalana mihitsy no tena nodikaina e.
ialahy pra indray ve ry baina no mampanofa amin'ny mpilaiso di arehfa tratra ialahy di amaneno, nefa efa hain'ialahy sy ampianarina an'ialahy fa mahafaty ny fanofana ny basy ampiasain'ialahy.
ialahy pra indray ve ry baina no mampanofa amin'ny mpilaiso di arehfa tratra ialahy di amaneno, nefa efa hain'ialahy sy ampianarina an'ialahy fa mahafaty ny fanofana ny basy ampiasain'ialahy.
9. cpd8910
(
18/12/2011 21:41)
Tsy mahagaga elah ry AndryWi raha mi-insiste be. Matetika tokoa tsy dia olona misaina sy nahita fianarana daholo no lasa mpilanja basy sy manao fanamiana toa ireny Prà sy Bôdika sy Rasil ireny. Toa ny petit poids ny atidoha ka tsy mahatakatra sy tsy mahita afa tsy ny eo amoron'ny orona.Sa mitampina kapa ny masonareo sy ny sofinareo ry zama a?
Efa resa-be mandeha eraky ny tanety, ary na olona farak zay tsy misaina dia afaka mahalala fa matoa misy AK47 azon ny mpandroba manao ny asaratsiny dia tsiamitsny hoe avy any amin ireo atidohan angidina tsy misy sandry miseho misetrasetra amin'ny basim -panjakana ireo satria raha tsy any andakazera tsy misy an'ireo AK 47 ireo.
Ary elah nga nahita ny dossiern io Prà tany Toliary io no tonga dia miseho sure be fa tsy nampanofa na nivarotra izy? sa elaha andevon'io bandy io dia miaro azy na o any na tsy o any?
Mba misaina ry bôdega sa Prà sa rasil aaaaaaaa! Tadidio foana ny teniko oe mbola ho avy any amin ialaha, ny havan elah akaiky ireo mpanamboatra nanofàna na nivarotan'ny naman ialaha basy ireo hi-violé, hametaveta ny renin ialaha, ny zanak ialaha vavy, ny vadin elaha, ny anabavin elaha eny fa na dia ny beben elaha aza...zay elah vao hanenina oe takizay tsy nanohana be fahatany ny Prà Toliara.
Teneno a refa vita matavy ny vadin elah sns hehehe

10. andrywui
(
26/12/2011 00:42)
Mbol mahia less izy zao à ...fa miadaladalah iany lisany civile fa pan pan pan légitimé défense less io bainnn à