Mazava ho azy izany fa tsy mila resahina intsony.Tena misy asan'ny devoly mahery mihintsy raha hoe ny fitiavana seza sy tombotsoa no andeha hamonoana olona .Tsy rariny izany na dia atao ary hoe bo koa ny alahelon'ny olona amin'ny charles tamin'ny ratsy vitany fa ny famonona kosa tsy azo ekena .Vonona ny hamoaka ny ratsy sy ny secret rehetra mantsy i charles ka tena ho ratsy ho an'ny hat izany ka hitadiavany ny fomba rehetra mba hanampenany ny vavany.Tsy maintsy ho havoaka mantsy izy araka ny tondrozotra ka matahotra ny ho tohiny ny hat.Io moa no tonga amin'ny hoe mahana ny mpanao ratsy satria hipoitra eo daholo ny ratsy nafenina rehetra.
Ny tsy azon'ny mpanao politika anefa dia izao,ny vahoaka ange tsy adala e,mahay mandinika lalina ny olona fa tsy hoe hanaovana bala rora eo dia hoe tsy hahalala ny marina.
Samia mandinika fa tena mampalahelo ny mahazo ny firenena malagasy.