vahaolana mahomby tsy maintsy mampivaha ny krizy politika

1. reggae11 ( 06/12/2011 06:55)
ity paika ity dia mamaha ny olana rehetra,avy am lesona psychosociologie ny anarako no nangalako azy.Mba andramo aminy disa 2 entre nareo zay miady ary saody mba mety?
A et B NO MIADY An! MISY 4 ny solution ary ny base dia ny FANDEFERANA:
-Mandefitra ny A ka manaiky izay takian' ny B
-mandefitra ny B ka manaiky izay takian'ny A
-mitaky marimaritra iraisana izy 2(aravona izay takiany A sy B):samy mandefitra izy 2 zany
-Samy tsisy mandefitra izy 2,zany hoe tsy nahita marimaritra iraisana:IO NO MAHATONGA NY OLONA 2 HIADY.
Hatramin'ny oviana kay no tokony handefitra? Hoy JESOA KRISTY:"hatramin'ny in-mpito polo fito"(70 a la puissance 7)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5463