atao toy ny tantara am radio ny histoire

1. reggae11 ( 06/12/2011 06:35)
Vahaolana hitako ary mahoby tokoa,raha toa ka ireo taranja tantara(histoire) rehetra manomboka any am kilasy farany ambany ka hatrany am terminal,no atao tantara toy ny amin'ny radio ireny.Ireto no antony ilazako izany:
-Azo sary an-tsaina ny zava nisy
-tsy hadino ilay izy fa afaka tantaraina(mba jereo ange ireny ankizy mitantara film reny e,tsisy latsaka mihitsy)
-tsy mahakamo ny mianatra azy(tsy mandany fotoana,tsy mandreraka,mampazoto)
Mbola maro ny tombon tsoa fa ianao manohy azy.
AHOANA NY FOMBA HANAOVANA IZANY?
Ampilalaovina ireo mpilalao tantara matihanina ny lesona oh: ny ao am R.N.M,zaraina toy ny kit scolaire avy eo ny C.D misy izany,iarahana mihaino am pianarana dia samy mihaino any an tranony.vAHAOLANA ny ahy ary mba ampitao any aminy ministera any izay mahita hita fa azo tanterahina tsara izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.579