Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rijadolly ( 27/11/2011 02:12)
VAVAO 26 NOV 2011
Taorian'ny fahatongavan'ny amiraly Ratsiraka dia araka ny voalaza tao anatin'ny fanambarana izay navoakan'ny avy amin'ny ankolafy Ravalomanana dia andrasana tsy ho ela ny zanak'ity Filoha teo aloha it... tohiny
sitlo ( 26/11/2011 18:41)
Aza mino anjambany
[u]Inona no fototry ny finoana?[/u] tsy fahalalàna oh: taloha tamin'ny andron'ny grika dia nino ry zareo fa nisy ny andriamanitry ny rivotra. Nivavaka ry zareo ary nanao an'ireny fandoroana emboka m... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 06/12/2011 05:38
niryna ( 26/11/2011 17:43)
Ilay Teny tonga Nofo
Manahoana daholo indray o1 andao ary hovaina kely indray ny lohahevitra ary samy afaka mizara izay mba kely fantany isika hilazana fa efa tany amin'ny fiandohana dia efa niaraka ny Ray sy Ny zanaka a... tohiny
novalian'i nahomy ny 13/12/2011 14:42
hendricks ( 26/11/2011 14:16)
salut
slt!daholo ntsika namana rehetra e! Raha mb mis mahay blague mikasik "JESOA "Reny ry reto dia mb andefaso fa misy ilaiko an'azy @fampianarana any an-pianarana. Misaotra mialoha anareo... tohiny
hasn ( 26/11/2011 10:12)
laptop mamono tena matetika sady tampoka!!!
Salama daholo ny namana Misaotra mialoha koa @ zay mety ho fanampiana Mamono tena tampoka ny laptop ko: Acer aspire 5315 celeron ... Mipekopeko (feo) sy mipendrapendrana (jiro) ny processeur! dia mih... tohiny
novalian'i hery ny 17/01/2012 09:44
hasn ( 26/11/2011 10:11)
Salama daholo ny namana Misaotra mialoha koa @ zay...
Salama daholo ny namana Misaotra mialoha koa @ zay mety ho fanampiana Mamono tena tampoka ny laptop ko: Acer aspire 5315 celeron ... Mipekopeko (feo) sy mipendrapendrana (jiro) ny processeur! dia mih... tohiny
vatofototra ( 26/11/2011 08:50)
REGARDER Vidéo Imbiky Anaclet invité du Zoma Onitiana Realy TVPlus 25 novembre 2011
REGARDER Vidéo Imbiky Anaclet invité du Zoma Onitiana Realy TVPlus 25 novembre 2011 http://www.vatofototra.com/... tohiny
rijadolly ( 25/11/2011 17:49)
JOURNAL 25 NOV 2011; VAOVAO 25 NOV 2011; INVITE DU ZOMA 25 NOV 2011
JOURNAL 25 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-25-novembre-2011-5767577 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 27/11/2011 07:03
didi10 ( 25/11/2011 16:39)
agape radio: tsy mety misokatra fa lanin'ny virus ny site
Faly miarahaba ny namana rehetra. Anisan'ny mpihaino ity radio evangelika malagasy en ligne ity ny tenako, mampalahelo anefa fa vao manokatra io site io aho dia misy décharge na virus tena masiaka b... tohiny
novalian'i rijadolly ny 23/12/2011 17:41
vatofototra ( 24/11/2011 18:39)
REGARDER Vidéo arrivée Ratsiraka 24 novembre 2011 à Madagascar
REGARDER Vidéo arrivée Ratsiraka 24 novembre 2011 à Madagascar http://www.vatofototra.com/... tohiny
novalian'i kooool4 ny 27/11/2011 03:09
rijadolly ( 24/11/2011 17:49)
JOURNAL 24....NOV 2011
JOURNAL 24 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-24-novembre-2011-5765182 ... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/12/2011 16:34
made21 ( 24/11/2011 14:55)
inona no aretina afakan'ny "MANDRAVASAROTRA"? Misa...
inona no aretina afakan'ny "MANDRAVASAROTRA"? Misaotra mialoheee!... tohiny
novalian'i bichette ny 09/02/2012 08:07
rafaely77 ( 24/11/2011 08:15)
mitady partenaire na preneur
cherche preneur ou partenaire pour exploration du Hg à madagascar 0322131560... tohiny
novalian'i hasn ny 30/11/2011 14:47
vatofototra ( 24/11/2011 08:03)
4 ans voire un mandat de 5 ans sans Etat ni de Président et dirigeants élus
4 ans voire un mandat de 5 ans sans Etat ni de Président et dirigeants élus http://www.vatofototra.com/... tohiny
YDIFAS ( 24/11/2011 03:19)
MIFANTOKA
Miarahaba antsika amin'ny alalan'izao hafatra izao. Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra. Manana anjara goavana eo amin'ny fiainantsika ny fifantohana. Miantraika ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 26/11/2011 03:28
rijadolly ( 23/11/2011 20:13)
JOURNAL 23 NOV 2011
JOURNAL 23 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-23-nov-2011-5762260... tohiny
novalian'i rijadolly ny 24/11/2011 02:21
andrywui ( 23/11/2011 20:12)
Mazava be fa tsy mahazo miditra antanana i dada e ...
miditra daholo ity ny oul rehetra na olotsotra na mpanao politika fa i dada tsy mahazo fa ratsy toetra ... tohiny
novalian'i nilex ny 25/11/2011 05:46
andrywui ( 23/11/2011 20:12)
Mazava be fa tsy mahazo miditra antanana i dada e ...
miditra daholo ity ny oul rehetra na olotsotra na mpanao politika fa i dada tsy mahazo fa ratsy toetra ... tohiny
papala ( 23/11/2011 13:20)
andao hitsena an'i dadabe Ratsiraka!!!!
rehefa hitsena an' i Ratsiraka zany rahampitso ( le 24/11/11) ny mouvance de misy fanamina hanaovana mitovy de zao lay izy: - manao satroka penjy (UNDD) ohatry ny an' i Zafy Albert ... tohiny
novalian'i doria ny 23/11/2011 16:16
anja91 ( 23/11/2011 11:50)
mitady tovolahy 30-35 ans ho vady
salama daolo nareo ! za reto mba mitady namana lehilahy iarahana an ! eo anelanelan ny 30-35 taona , marihina alou fa mbola tsy manambady io olona tadiaviko io e oay saika adinoko ! za vehivavy 30taon... tohiny
novalian'i as2pika ny 06/06/2018 13:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6321