mitady partenaire na preneur

1. rafaely77 ( 24/11/2011 08:15)
cherche preneur ou partenaire pour exploration du Hg à madagascar 0322131560
novalian'i hasn ny 30/11/2011 14:47
2. hasn ( 30/11/2011 14:47)

rafaely77:

cherche preneur ou partenaire pour exploration du Hg à madagascar 0322131560


Salama
Any @" chambre de commerce" mora hanaovana io miarak@" ministeran'ny mine" (pour authentification-fanamarinana) ka izay azahoana io "certificat" aloha atao dia maro ny industriels mi s intéresser @ io (étrangers indrindra) . miditra maitso ahitra mantsy izao vanin'andro zao ka....! Mazotoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3962