JOURNAL, VAOVAO DU 05 DEC 2011
1. rijadolly
(
06/12/2011 02:27)
journal du 05 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-05-dec-2011-5794764
VAOVAO 05 DEC 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-05-dec-2011-5795531

novalian'i rijadolly ny 06/12/2011 04:39
2. rijadolly
(
06/12/2011 02:37)
Nisy nangalatra ny satro-boninahitry ny mpanjaka vavy Ranavalona I, ny alin'ny sabotsy nifoha alahady teo no nitrangan'izany tetsy amin'ny lapan'Andafiavaratra.
Basy mitondra ny marika Dominion arms grizzly mag miisa 12 no saron'ny mpitandro filaminana, saika hampidirina tao amin'ny seranan-tsambon'i Toamasina.

4. rijadolly
(
06/12/2011 03:32)
RFI: Cambriolage du dépôt de munitions
Si des armes ont été saisies par la Gendarmerie nationale à Toamasina, des milliers de balles de type 7/62 ont cette fois disparu de la soute à bombe du Premier Régiment de la Force d’Intervention ou RFI d’Ivato.
Cette disparition de munitions a été constatée dans la nuit de dimanche dernier, si bien que nul ne peut définir précisément quand le vol a eu lieu, ni dans quelles circonstances il s’est produit.
Pour le moment, aucune enquéte officielle n’a été menée étant donné que les éléments de la Gendarmerie nationale ne sont pas autorisés à s’introduire dans ce camp militaire. Il faudra pour ce faire attendre une autorisation spéciale émanant de l’Etat-major général de l’Armée malgache.
Un autre cas de vol avait été signalé dans ce camp en septembre 2006. Deux cartons de vétements militaires ainsi que des chaussures Rangers avaient disparu. Deux individus avaient alors été suspectés. Par ailleurs, la Section des recherches criminelles de Toamasina a mis la main, il y a quelques jours, sur 12 fusils de marque DOMINION ARMS GRIZZLY MAG ainsi que sur plusieurs fusils à pompe, calibre 12. Selon les explications recueillies, il s’agirait de munitions importées de l’étranger et introduites clandestinement dans le port de Toamasina.
Quatre individus ont été arrétés dans cette affaire. A l’issue de l’instruction, deux d’entre eux ont été placés sous mandat de dépôt à la maison carcérale de Toamasina, le premier ayant été pris en flagrant de délit de négociation de prix avec un revendeur.
Suite à cette saisie, le Directeur de la Police Judiciaire, le colonel Mbahelison, appelle les citoyens à communiquer toute information susceptible d’aider les Forces de l’ordre dans leurs recherches, notamment à retrouver la trace d’autres fusils introduits illégalement sur le territoire national. Notons que ces fusils n’ont jamais servi auparavant et qu’ils étaient encore chargés au moment de leur saisie.
TR/MR

5. rijadolly
(
06/12/2011 04:39)
Ny faran'ny herinandro lasa teo, dia nisy ny taratasy nalefan'ny mpitarika ny ankolafy Ravalomanana, Zafy Albert ary ny Uamad-Monima, any amin'ny vondrona iraisam-pirenena, ka anisan'izany ny minisitra lefitra misahana ny raharaham-bahiny afrikanina tatsimo
Ho an'ny androany, dia ny avy eo anivon'ny raiamandreny mijoro no nihaona tamin'ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka.
Taorian'ny fametrahana tamin'ny fomba ofisialy ny mpikambana vaovao eo anivon'ny parlemantan'ny tetezamita, dia ny fifidianana ny birao maharitra eo anivon'ny parlemanta no dingana manaraka hotanterahana amin'ity herinandro ity.
Androany no nigadona teto Madagasikara ny mpitarika ny biraom-pifandraisan'ny SADC eto Madagasikara.
Nametra-pialana androany tsy ho mpikambana eo anivon'ny CST Ramatoa Saraha Georget Rabeharisoa noho ny fahitany fa mivaona amin'ny fampiharana ny tondrozotra ny zava-misy amin'izao fotoana
Nanamafy ny praiminisitra Omer Beriziky tamin'ity androany ity, fa tsy afaka mody an-tanindrazana Marc Ravalomanana raha tsy tafapetraka ny fitoniana ara-politika araka ny voalazan'ny tondrozotra.
Manoloana ny raharaham-pirenena amin'izao fotoana izao, dia nitondra ny heviny andriamatoa Betiana Bruno, mpikambana eo anivon'ny CST.
Mitaky ny famoahana ny gadra politika ireo havany. Androany, dia nisy ny hetsika notanterahan'izy ireo teny amin'ny ministeran'ny Fitsarana Faravohitra.