Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 19/09/2006 06:11)
Papa Norbert, ilay mahay manangeza
Malaza sady ilaharana be ny mankao amin'ny papa Norbert fa mahay manalehibe araka izay ilaina ny mahalehilahy. Tena marina io hoy ny gazety Malaza omaly izay.... tohiny
novalian'i Ratitih ny 27/03/2017 13:02
rabaradaka ( 19/09/2006 06:09)
Mitady ra, hono
Rehefa hanao zavatra iray amin'ny fomba feno devoly ny olona iray dia manome ra, fa tsy nanaiky ity kalanoro tamin'ny tany fady iray any Ambanja fa ran'olona no ilainy, dia nanapahan'ingahy kely ny fa... tohiny
novalian'i booboo ny 19/09/2006 10:31
rabaradaka ( 19/09/2006 06:02)
Misy tsy mety mihitsy ao amin'ny paositra malagasy ao
Aiza ve nama dia efa hita mibaribary ny halatra ataon'ny sasany dia jeren'ny fanjakana fotsiny, sa hanaovana propagandy angamba ny vola nangalarina tao ? Dia azo inoana ve fa vola amina miliara no mih... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2006 20:05
rabaradaka ( 19/09/2006 05:59)
Ho avy indray ny fety
Samy mijerijery izay azo haleha sy hidirana ny vahoaka fa ho avy ny fizarana vary, ny fanomezana teeshirt, kasikety, ny fizarana yaourt, ny tsinjaka be vata. Amin'ny vahoaka tsotra dia matetika adino ... tohiny
novalian'i papala ny 19/10/2006 11:48
rabaradaka ( 09/09/2006 08:18)
Ohatry ny efa lasa kely mihitsy
Niverina nanao tapody fohy aho satria hitako fa misy mpanao politika efa manomboka mihalasa adala sa hoe efa manomboka mitapy. Ohatra (tsy hanonona anarana aho), misy Jeneraly izay ka saika isan'andro... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:21
rabaradaka ( 09/09/2006 08:12)
Hitondra inona amin'ny toekaren'ny isan-tokatrany ny solika
Na dia mbola tsy ofisialy aza ny vokatra dia efa manakaiky ny hivoahan'ny vokatry ny fanadihadiana. Fa mba hitondra inona amin'ny tokantrano Malagasy ny fisian'ny solika ao Bemolanga, Maintirano Antsa... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 09:07
rabaradaka ( 09/09/2006 08:09)
Ny fampirafesana
Matetika dia ny any an'indran-tany foana no atao ohatra rehefa miresaka fampirafesana, ohatra ny Antandroy dia manambady 7 ny tena mpananam-bola. Fa tsy hitantsika angaha ity fampirafesana tsy hay laz... tohiny
novalian'i cabot ny 17/11/2006 23:38
rabaradaka ( 09/09/2006 07:45)
Tany rehetra tany na atoandro na alina
Salama daholo aloha fa elaela zay tsy nifampitafa. Sendra tany rehetra tany ny tena nijery ny nanatrika ny zava-misy raha ny any ambanivolo aloha dia tsotra ny azy : nahavita sy mahavita azy i Ravalom... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2006 22:06
rabaradaka ( 17/08/2006 10:31)
Betsaka no marary noho ny fako miandrona be
Tena tsy lasa intsony ny fako eto amin'ny tanàna e, tena tsy lasa, dia lazao hoe angaha ny commune no manao an'izany ! Aleo rangahy hitadiavana hevitra ny handaminana ny tanàna fa tena afabaraka mih... tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 11:51
rabaradaka ( 04/08/2006 08:09)
Inona ny vokadratsin'ny fako manerana ny tanàna
Mba manontany re inona ny vokadratsin'ny fako miparitaka manerana ny tanàna eo amin'ny fahasalamana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2006 20:56
rabaradaka ( 03/08/2006 06:26)
Rahoviana indray no hisy fihaonana
Fotoana fialan-tsasatra izao, mba malaladalaka ny fotoana, tsy tsara ve raha mba asiana fihaonana na fiarahana miaraka kely ? Ndao moa e... tohiny
rabaradaka ( 03/08/2006 06:24)
Hilatsaka sa tsy hilatsaka dadatoa e
Tsy haiko fa nanafatra ahy dadatoanay hoe hilatsaka ve sa tsy hilatsaka dadatoa Ravalomanana. Mba valio moa e... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:21
rabaradaka ( 01/08/2006 11:17)
Mba vakio dia ahoana ny hevitrao
http://www.monde-diplomatique.fr/2006/03/PIGEAUD/13258... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:17
rabaradaka ( 24/07/2006 06:35)
Toa mivarilavo ny fanabeazana olom-pirenena eto amintsika
Raha mijery TV ianao dia mahita fa tsy ahitana endrim-panabeazana mihitsy fa lasa pub sy film ary horreur avokoa. Any an-dakilasy indray tsy mampita fahaiza-miaina intsony ramose sy madama fa dia ny l... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 04:51
rabaradaka ( 24/07/2006 06:17)
azafadyn esory ny saina tia fiatsarambelatsihy
Zao dadatoa, matoa tsy nandroso ity firenena ity dia feno saina miatsaravelatsihy, ohatra efa hita izao ve fa maloto ny rano sotroin'ny vahoaka ao Antsirabe na ratsy ny làlan-kelin'Antananarivo dia l... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:28
rabaradaka ( 24/07/2006 06:05)
Miresaka amin'ny maty
Ny“médiumnité” na ny fifandraisana amin’ireo nodimandry izay mbola saro-pady tokoa eto amintsika kanefa dia misy tokoa ka azo tsinjaraina ho “roa”, raha azo lazaina. Voalohany, ny olona it... tohiny
novalian'i soanja ny 03/10/2006 02:05
rabaradaka ( 24/07/2006 06:03)
Miady an-trano ny AREMA
Tsy takona afenina intsony dadatoa ny ady an-tranon'ny AREMA. Angamba dia izay no vita amin'izy ireo satria totohondry sisa no tsy nitefoka teny Soanierana, inona ny antony, hoy ianao, tsy inona fa ny... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:14
rabaradaka ( 18/07/2006 10:56)
Nanao ahoana toko izay i dadatoa Jaojoby sy Ifanihy
Mba nanao ahoanatokoa re izay i dadatoa Jaojoby sy Ifanihy e ? ... tohiny
novalian'i boboly ny 25/07/2006 08:33
rabaradaka ( 17/07/2006 12:31)
Inona tokoa moa ny logo an'ity serasera ity
Mba liana re ry dadatoa ka manontany : io ambony io ve zany ny logo an'ity takelakatsika ity. Fa de misaotra sahady amin'ny valin-teninao... tohiny
novalian'i mahni ny 11/01/2007 19:35
rabaradaka ( 17/07/2006 11:02)
Ny osy sy ny bokin'ny faminaniana ao amin'ny Baiboly
Misy ifandraisany tokoa ve ny osy sy ny asan-devoly ?... tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 12:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0431