Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 23/06/2006 05:46)
Ny teny : saino ange
Nampitaina am-bava (tradition orale) ny tantaran'ny firenena malagasy satria tsy mba nanoratra ny Ntaolo. Ankehitriny dia mbola hita taratra io satria mbola tsy mahay manoratra ny maro an'isa amin'ny ... tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 11:43
rabaradaka ( 23/06/2006 05:42)
Tafatsangana ny biraon'ny AJUVA
Zay no malaza : tafatsangana ny birao vaovaon'ny Association des Jeunes Universitaires de Vakinankaratra ka mba manentana anareo mpianatra mpitsoka ovy avy any Vakina hanatevin-daharana.... tohiny
rabaradaka ( 23/06/2006 05:40)
Vao mianatra ordinatera ka ampio
Ahoana kay no hahaizako ordinatera haingana ry reto a ! Dia zao koa matahotra virosy (virus) aho dia inona no ataoko ?... tohiny
novalian'i bluewin ny 02/08/2006 14:55
rabaradaka ( 23/06/2006 05:16)
Atao fitadiavam-bola ny filatsahana kandidà
Zao dadatoa, nitety faritra maro rabaradaka herinandro lasa zay, dia nahita kandidà maromaro koa avy eo de hoy aho tamin-dry zareo hoe : raha izaho nareo de aza mandany vola fa tena mamim-bahoaka dad... tohiny
rabaradaka ( 22/06/2006 12:15)
Inona marina ny olana
Nisedra ary mbola misedra olana ny FJKM eo amin'ny fomba fandaminam-piangonana. Dia sanatria tanora fanahy ve ny mpitarika no mahatona izany satria 10 na 20 taona lasa dia nilamina tsara ny FJKM. Sao ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/07/2006 04:44
rabaradaka ( 22/06/2006 11:23)
Mety ve raha mampiasa économiseur d'energie
Lafo zao ny jiro, misy mahay mamboatra anefa ilay économiseur d'énergie. Sarotiny ve ny Jirama raha ampiasaina io fitaovana io. Mba diniho kely hoe radadatoa a... tohiny
rabaradaka ( 22/06/2006 11:13)
Tehihaino an'i Rossy
Zao lay izy dadatoa a, tehihaino an'ny tarika Rossy hono ingahy Ravalomanana saingy menatra dia tsy sahy mihaino. Marina e zany ? Sao mba mampiesona fotsiny radadatoa e... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:34
rabaradaka ( 18/06/2006 05:45)
Ny lalàna Sarkozy
Ny lalàna Sarkozy dia malaza eran-tany tato ho ato. Fa tena vazaha tokoa ve lay Sarkozy io e ? Zao mantsy toa voadaka am-bavafo daholo izay Gena (vahiny monina any Frantsa io) monina any Frantsa nefa... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:27
rabaradaka ( 07/05/2006 13:31)
Ampio i Lahiniriko hiverina amin'ny teniny
Fa hono hoy aho, i Lahiniriko Jean ve dia tena hilatsaka tokoa ? Efa fantany anefa ange fa tsy ho lany izy e ? Iza no afaka hanampy azy hamerina ny teniny hoe aza milatsaka. Rabaradaka... tohiny
rabaradaka ( 04/05/2006 10:58)
Mba lasa ny eritreritro ry zareo a
Mba lasa ny eritreritro manao hoe tsy misy afatsy xxx, fiffi, tovolahy 07, sy ireo efa "abonné"ve no manoratra sa ahoana e ? Za aloha tsy izy an ! Rabaradaka Jean Chrisostome... tohiny
novalian'i cutie ny 05/05/2006 20:10
rabaradaka ( 04/05/2006 10:53)
Hono hoy aho ry havana mety ve ny nataon'ny TIM ?
Mety hamaly avy hatrany ny mpomba ny fitondrana sy ny TIM toa anay hoe mety ny nanalana an'i Lahiniriko. Fa izao kosa e, mety ve ny nataon'ny TIM ? Rabaradaka... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:04
rabaradaka ( 30/04/2006 07:17)
Mpano-tsaina vazaha
Hono hoy aho, tamin'ny fitondran'Itpkl Tsiranana ve nisy mpanolo-tsaina vazaha nafarana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2006 19:44
rabaradaka ( 30/04/2006 06:38)
Tsy misy La gazette de grande Ile
Mba liana amin'ity famakiana gazety ny havanao, fa izao anefa : tsy misy La gazette de grande Ile (GDI) intsony eny ambony fiaramanidina Air Madagasikara. Fa nahoana kosa e ? Asa na mba fantatry dadat... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/04/2006 09:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.058