Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rabaradaka, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 13/07/2006 09:49)
Ny fanandroana
Ny fanandroana teo amin'ny Ntaolo malagasy dia siansa toy ny astrologie, saingy taty aoriana dia nampiana ody ratsy sy famosaviana dia lasa niova ny heviny. I rabaradaka dadatoa tsy mahay manandro fa ... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 12:34
rabaradaka ( 13/07/2006 03:55)
Matory am-pitoerana ny Ben'ny tanànan'Antananarivo
Fako etsy, loto eroa, làlana sy lalan-kely simba tsy azo aleha, aretin-kibo mamely ny zaza, fivarotan-kena voretra, mpitsindroka fako mameno ny fanariam-pako, sy ny sisa tsy voatanisa no hita eto Ant... tohiny
novalian'i prime ny 03/08/2006 13:50
rabaradaka ( 13/07/2006 03:47)
Hilatsaka ho fidiana ho Filoham-pirenena koa, hono ...
Mampisavoritaka ny eo anivon'ny Governemanta ny hoe mety hilatsaka ho fidiana amin'ny 3 desambra i Me Jacques SYLLA. Efa misy sahoan-dresaka mandeha mihitsy aza hono fa hoe tsy mandeha manaraka an'Ato... tohiny
rabaradaka ( 11/07/2006 10:15)
Gadra nitsoaka sa nampitsoahana
Lasa ihany ny eritreritra hoe gadra 4 nitsoaka tao Antanimora avy eo ny ampitson'iny gadra 4 nitsoaka tany Toliary amin'izay samy gaigy lahy daholo, avy eo mpifankahalala daholo ry zalahy ireo. Sao mb... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 10:10
rabaradaka ( 09/07/2006 06:53)
Un OVNI dans le ciel d'Antananarivo en 1954
Le 16 août 1954, à 17:00 un événement stupéfie des dizaines de milliers de témoins à Tananarive, Madagascar (on estime à 200.000 le nombre de témoins potentiels). A 17:00, le personnel de... tohiny
novalian'i tsoupou ny 22/07/2006 06:27
rabaradaka ( 06/07/2006 11:07)
Mba misy site fianaran-davitra ve (formation à distance)
Zao dadatoa sy nenitoa a, mba liana amin'ireny sity oeba mampianatra ireny aho, io lay lazainareo mpahay azy hoe formation à distance. Mba omeo hoe zaho raha tsy manahirana anareo. Dia misaotra sahad... tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:36
rabaradaka ( 06/07/2006 11:02)
Milamina ny tany izany
Asa na varinan'ny mondialy ry dadatoa sy nenitoa mpanao politika fa toa nanginina ratsy ry zareo. Toa milamindamin-dratsy izany ny tanàna. Dia ho hita eo moa ny tohiny.... tohiny
novalian'i prime ny 13/09/2006 12:12
rabaradaka ( 06/07/2006 10:48)
Ahoana ny fampiasana yahoo messenger na messenger
Tsy mety mahay mampiasa azy io mihitsy aho sady ny téléchargement azy io elabe. Mba tehampiasa messenger aho fa tsy afaka sady tsy mahay. Iza no afaka hanampy dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i nambina ny 10/07/2006 11:27
rabaradaka ( 03/07/2006 10:45)
Mba vakio ange ry reto ity hoe mpikambana ao amin'ny lucifer
dadatoa a, sendra hitako ity dia mba asio commentaires kely hoe : Les Illuminatis sont des Membres des loges du Grand Orient qui ont été initié dans " L'Ordre et la secte des Illuminatis ". Ils son... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:33
rabaradaka ( 03/07/2006 10:39)
Ary inona ndray ny lions club, rotary club
Nahaliana ahy ilay fran maçon teo iny ry zareo a, hitanao fa tanavo moa ny tena. Fa misy ifandraisany ve ireto malaza be ireto toy ny lions club, vao tsy ela no teto amintsika ny président internati... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:21
rabaradaka ( 03/07/2006 10:17)
Mba mihaino 103.4 Fm ve nareo ?
Mba sendra tojo an'io 103.4 Fm io dadatoanay dia nantsoiny aho mba nihaino. Resaka re izany resaka izany, mba andramo mihaino an'io rehefa alahady atoandro iny fa dia sady manala hamohamo no mba manao... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2006 19:53
rabaradaka ( 30/06/2006 04:45)
Ho an'ny mpandrindra ny takelaka serasera
Mba eritreritra sendra mandalo ny ahy ity ry namana mpandrindra. Anisan'ny takelaka serasera tsara tokoa ity vitanareo ity ary mendri-piderana ianareo, tsara kah ! Saingy izao, misy mpiserasera na hev... tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:58
rabaradaka ( 28/06/2006 10:13)
Efa 80 taona ve mbola mitady seza
gaga aho fa radadatoa iray izay efa manodidina ny 80 taona mbola miady seza foana nefa ny fitombenana efa nifintina. Angaha tsy loza e!... tohiny
novalian'i prime ny 17/07/2006 13:02
rabaradaka ( 28/06/2006 09:54)
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ?
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ? Iza avy izy ireo ? Taiza no niforonan'izy ireo ? Anti-christ koa ve izy ireo ?... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:28
rabaradaka ( 28/06/2006 05:49)
F'angaha mainty ny frantsay
Eto Iarivo zao dadatoanay dia mba nijery télé izy. Akory ny hagagany sy ny horakorakany nahita ny ekipa frantsay mainty daholo. Nanontany izy hoe f'angaha r'ise mainty zany frantsay zany a ? Tsotra ... tohiny
novalian'i pissoa ny 01/07/2006 09:16
rabaradaka ( 25/06/2006 05:59)
Ndao hanao arendrina
Ny anrendrina na fanala dia fetin'ny ankizy aloha no sady fihaonan'ny lehibe koa. Ndao hanao arendrina e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 06:27
rabaradaka ( 25/06/2006 05:44)
Mba saino iray minitra fotsiny
Tao amin'ny site web rencontre iray izay nisy an'izao soratra izao : "jeune fille manlgache chèrche un homme européen pour relation sexuelle". Tonga saina aho namaky an'io ary dia hoy aho hoe dia i... tohiny
novalian'i pissoa ny 26/06/2006 11:56
rabaradaka ( 24/06/2006 09:27)
La France « noire » qualifiée pour la huitième de finale
La France « noire » qualifiée pour la huitième de finale Vainqueurs de la République du Togo à Cologne par 2 buts à 0, la France « noire » termine deuxième du Groupe G et retrouvera l’Esp... tohiny
novalian'i rapala ny 29/06/2006 06:24
rabaradaka ( 23/06/2006 11:30)
Hanompo ihany ve dia ny hafa no tompoiko ?
Resakay ity dadatoa fa aza atao mahatezitra a ! Hoy mantsy ilay gasy lahy nonina tany Frantsa taloha hoe hanompo ihany ve leretsy dia mbola hanompo vazaha fa tsy aleo manompo ny mpiray tanindrazana ? ... tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 07:03
rabaradaka ( 23/06/2006 05:51)
Misy tena kely fofona'ina kay
Mba gaga aho ry dadatoa fa mba eritreritra mandalo ny ahy ity : kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina. Zao no ... tohiny
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0435