Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
11/02/2006 12:17)
Ny Tompo hivavahana dia iray hiany
Samy manana ny finohana daholo ny tsirairay. Aty tany lavitra aty aho ary Anglikana nefa dia hatramin'izao dia mbola tsy nahita fiangonana Anglikana @ teny gasy nefa mba te-hiangona mafy. Noho izany d...
tohiny
novalian'i marozevo ny 04/04/2006 22:54
Fiffi
(
11/02/2006 06:31)
Fitiavana hafahafa :Kambana roa vavy an’i nedala irery !
Roapolo taona izy roa vavy ankehitriny. Kambana izy ireo ary mbola mipetraka miaraka amin’ny ray aman-drenin’izy ireo eto an-drenivohitra. Aleo sady tsy tononina ny anaran’izy ireo no tsy ton...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:01
Fiffi
(
11/02/2006 06:28)
11 febroary 1975 : Iniana adinoina ve ?
mitsingerina anio ny faha-31 taona namonoan'ny sasany ny jeneraly Richard Ratsimandrava, Filohampanjakana Malagasy tetsy Ambohijatovo ambony ny alin'ny 11 febroary 1975.
31 taona aty aoriana, m...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:20
Fiffi
(
10/02/2006 05:18)
La Frantsa no hangalan'ny kandida tso-drano
Saika nandao an'i Madagasikara avokoa ankehitriny ireo kandida noheverina ho mpifaninana amin'ny fifidianana 2007 izay hatao eto amintsika. anisan'izany ingahy Rolland Ratsiraka, Herizo Razafimahaleo,...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 21:21
Fiffi
(
09/02/2006 16:55)
Mampalahelo
Mampalahelo be ny nanjoha ity ankizy lahy vao 10 taona. Raha nisakafo ny tao an-trano ary akoho ny laoka dia nikiky taolana izy ary nateliny ny taolana somary kely izany , saingy io taolana io dia ta...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2006 18:09
Fiffi
(
09/02/2006 04:44)
SAKAFO MIADY AMIN'NY VIH/SIDA
Tsy nisy nitsipaka ny voka-pikarohan'i Zaranaina
"Tokony efa hankatoavina ary ekena tsy misy fepetra ny fizaka-pikarohana nataonay mikasika ilay fanampin-tsakafo mampiakatra ny habetsaky ny hery fiar...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 14/02/2006 11:36
Fiffi
(
08/02/2006 06:01)
Be menomenona
Iza t@ tsika no tsy mba nimenomenona ? Na mety na tsy mety ilay zavatra natao dia tsy maintso ao foana aloha mimenomenona kely fa nahoana ary ? 8O...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2006 14:16
Fiffi
(
08/02/2006 05:26)
Raha halefa alohan'ny fotoana ny fifidianana Filohan'ny Repo
Raha halefa alohan'ny fotoana ny fifidianana Filohan'ny Repoblika , hisinda avy hatrany ny adihevitra samihafa mikasika ny fahataperan'ny fotoam-piasan'ny Filoha Marc Ravalomanana , ny amin'ny hoe " t...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2006 19:57
Fiffi
(
07/02/2006 05:01)
Tsy mandry ny heritreritra
Lasa indray ny heritreritro @ io hoe "tsy mandry ny heritreritra" Inona moa no mahatonga an'izany ? inona no vaha-olana mba hapandry azy ? ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2006 19:04
Fiffi
(
07/02/2006 04:35)
FIFIDIANANA FILOHAN'NY REPOBLIKA
Raha halefa alohan'ny fotoana ny fifidianana Filohan'ny Repoblika , hisinda avy hatrany ny adihevitra samihafa mikasika ny fahataperan'ny fotoam-piasan'ny Filoha Marc Ravalomanana , ny amin'ny hoe "...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2006 11:56
Fiffi
(
06/02/2006 05:01)
Izay vao tena raikitra : Miketrika ny fametrahana tetezamita
Mikonokonona fatratra ny tetikady hametrahana ny tetezamita izay takian’izy ireo ny 3FN amin’izao fotoana izao .Mifanesisesy ny fivoriana eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny telo tonta tamin’i...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 20:51
Fiffi
(
04/02/2006 05:40)
Ny olana eo @ firaisana ara-nofo
OLANA EO AMIN'NY FIFANDRAISANA.
Eo @ mpivady rehefa tsy mifandray ny tadin-dokanga dia mampiato ny filàna sy ny faniriana izany , na mitohana tanteraka mihintsy aza. Ny lehilahy moa @ ankapobean...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:13
Fiffi
(
04/02/2006 05:13)
Ny asa ihany no vahaolana
Tsaroantsika ny nolazain’ny Filoham-pirenena teny Iavoloha fa « ny tsirairay dia tokony samy hiezaka hiary ho an’ny tenany ary izany no antony hametrahana ny famatsiam-bola madinika » Eo indri...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:11
Fiffi
(
03/02/2006 07:51)
Fanajana ny ray aman-dreny.
Malaza isika Malagasy @ fomba fanajana ny ray aman-dreny ary tena tsara tokoa izany. Saingy lasa ny heritreritro raha namaky lahatsoratra anaty gazety aho hoe mbola misy foana ankehitriny ireo ray ama...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 16:32
Fiffi
(
03/02/2006 07:38)
Henri Ratsimbazafy
Henri Ratsimbazafy : Tompondakan’ny halterophilie : Malaza ankehitriny ny lalao baolina kitra hihaonan’ny mpanao gazety sy ny mpanakanto , hatao ny alahady 5 febroary izao etsy Mahamasina.tsy ho...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2006 20:01
Fiffi
(
03/02/2006 04:45)
SIDA
ZARANAINA : Afaka manasitrana ny sida : Volana maromaro lasa izay dia niteraka resa-be teto amin’ny firenena ny mikasika ilay fikarohana nataon’Andriamatoa Zaranaina , izay nilaza fa nahita ny fan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/02/2006 17:51
Fiffi
(
02/02/2006 06:28)
LALAM-PIFIDIANANA : « Mety hampisy krizy raha tsy hahitsy »
Mbola ifandroritana hatramin’izao ny momba ny hanitsiana na hanovana ny lalàm-pifidianana na tsia .Efa samy naneho ny heviny ny akolafin-kery samihafa.Ahoana ny fijerin’ny Komity mpanara-maso ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:13
Fiffi
(
01/02/2006 05:05)
« TSY HILATSAKA AMIN’NY FIFIDIANANA NY PASITERA MAILHOL »
Tamin’ny tafa nataon’ny pasitera Mailhol tamin’ny mpanao gazety nilazany ny zava-bitany no nanambarany fa tsy hilatsaka amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena ny tenany . 170 no isan’n...
tohiny
novalian'i Achia ny 09/03/2006 20:44
Fiffi
(
31/01/2006 05:00)
18 volana dia tafarina i Madagasikara
18 volana dia tafarina i Madagasikara raha ny tetik’ady hitan’ity mpikaroka ity. Efa mahita angovo hanoloana ny solika ny tenany sy ireo mpikaroka Malagasy miara-miasa aminy. Rehefa voavory ny fik...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:52
Fiffi
(
30/01/2006 04:11)
Ny daty any an-kibon’ny omby , ny kandidà efa efatra sahady
Kandidà efatra sahady izao no fantatra fa hirotsaka amin’ny fifidianana ho Filohan’ny Repoblika . Raha ny andiany voalohany dia ireo antoko mpanohitra no azo ampidirina ao anatiny . Mitaky teteza...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:53
