Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 29/01/2006 05:00)
ANARAN-JAZA ARAKA NY TONON’ANDRO
Teraka ALAHADY : andro voalohany : ILAHADY , ANDRIAMASINORO 2- Teraka ALATSINAINY : andro mafy , mainty toy ny alahasaty : RAMIERA , ANDRIAMIERA 3- Teraka TALATA : andro gorobaka , a... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:53
Fiffi ( 28/01/2006 07:11)
Fa maninona kay?
Lasa indray ny heritreritro satria misy namako vavy iray feno 50 taona izy t@ Novembre lasa iny ka hatramin'izao dia hita mihintsy ny fijaliany fa tsy mahatanty izy hoe feno 50 taona , eny na dia tsy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 16:33
Fiffi ( 28/01/2006 05:24)
RANO sy VARY
« Fahavaloko ny mosary , ny tondra-drano … » Izaho sy ny vary dia iray ihany …. Ireo no hafatry ny Ombalahibemaso . Manana ny toerany tokoa ny rano sy ny vary eo amin’ny fiaraha-monina ,... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:54
Fiffi ( 27/01/2006 06:15)
Tsy marim-pototra ny tetika
Be filaza fa kanosa ny ankamaroan'ny mpitari-tolona aty amin'ny mpifamandrina amin'ny fanjakana ka raha raikitra ny fidinana an-dalambe dia ny mifitsaka any an-trano no ataon'ny sasany fa ilay vahoaka... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:56
Fiffi ( 23/01/2006 11:40)
1 million de dolara
Lasa indray ny saiko ato ry namana fa vao nijery vao2 teo aho dia nahita an'ity hoe " akanjo iray vidiny 1 million de dolara " akanjo iray hoy aho , ary efa naheno koa fa nisy akanjo koa lafo vidy be ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/01/2006 18:53
Fiffi ( 23/01/2006 05:57)
Fifanakalozana
Soa dia mba misy @ nareo mba te-hanakalo zavatra? ohatra : manao collection timbra aho ka mba soa dia misy @ nareo manao an'io koa ? sao dia mba afaka mifanakalo isika ? misy hiany manko ary maro ny "... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2006 04:30
Fiffi ( 21/01/2006 18:09)
Hambom-po
Lasa indray ny heritreritro hoe mety efa naheno ary angamba efa samy niteny an'ity isika hoe " hambom-po" na koa hoe " mba manana hambo " na hoe " tsy mana-kambo , nefa moa inona marina no tena tandri... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 05:37
Fiffi ( 21/01/2006 06:39)
Vaovao
Mba manontany aho hoe mba misy hevitra ve no ahazoana andefasana vaovao @ alalan'ny gazety eto @ dinika. Izany hoe mba te-hampafantatra ny namana rehetra izay mitranga avy any Dago ny zava-miseho . As... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/01/2006 05:52
Fiffi ( 14/01/2006 10:51)
Inona avy @ nareo no hatao hoe" les 7 merveilles du monde"
Hapetrako ary ny fanontaniana , inona avy @ nareo no hatao hoe " les 7 merveilles du monde " ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/01/2006 04:57
Fiffi ( 14/01/2006 06:55)
Fa maninona kay?
Lasa ny saiko mahita ireto Gasy na lahy na vavy manambady vazaha lasa niova tanteraka ny toetran'izy ireo ( tsy ny rehetra akory an ) fa tena variana aho satria lasa mihavonavona , tsy mety miteny gas... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/01/2006 04:54
Fiffi ( 04/01/2006 05:24)
Horoscope
Ianareo ve mba mino ireny "horoscope" ireny ? misy manko ny olona raha vao mifoha maraina mihintsy dia mandefa radio aloha henoina ny horoscope-ny izay vao hoe afaka manao izay tokony hataony , dia ho... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:19
Fiffi ( 23/12/2005 07:54)
Havotra ilay namana
Talanjona aho ry zareo fa havotra tsara ilay namana.Tsy miasa manambady , zaza 2 , Nankany @ magasin grande surface izy nangataka asa . Tsy voaray na dia impiry aza nanao fangatahana. Isan'andro izy ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/12/2005 04:37
Fiffi ( 17/12/2005 18:14)
FOTOAN-GASY
Hono hoa: mba variana mihintsy aho miheritreritra io "fotoan-gasintsika" io satria efa tena mba betsaka ny nadehanako , na anniversaire , na fanasana isan-karazany nalehako. Ny tena nahatalanjona ahy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/12/2005 14:43
Fiffi ( 13/12/2005 10:23)
Vanitika kely aloha e!
TITRE= TRADUCTION LIBRE...TENA LIBRE -bénéfice route pour lui= tombon-dalana ny azy. -sauterelle ne dort pas 2fois sur le portail=ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady. -fils du boe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2006 19:15
Fiffi ( 09/12/2005 15:54)
Olon-dehibe indray (tohin'ny fahazazana sy hatanorana)
Eny hoa , samy itantsika teto daholo izany ireo fahatsiarovana ny fahazazantsika , avy eo ny fahatanorana. Nialehibe indray ary isika izao ka mba inona no zavatra ni-marqué anao hatramin'izao aloha a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/12/2005 15:50
Fiffi ( 09/12/2005 07:51)
Fa nankaiza ?
Tsy aiko ry namana na izaho no diso na tsy aiko fa gaga aho satria t@ izaho niditra ho mpikambana ho namana eto dia nahita hoe " mihisa 10123 ny namana" na mety ho mihoatra na mihena fa itako io nahat... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/12/2005 13:45
Fiffi ( 03/12/2005 20:20)
LE CHACUN POUR SOI
Miarahaba antsika rehetra eto indray. Misy zavatra tena mahalasa ny saiko @ ity fiainana ity. Raha mijery ny fianam-bazaha aho dia tsy mampitonga saina ahy mihintsy fa raha hiakatra tohatra teny @ CDG... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:39
Fiffi ( 01/12/2005 16:05)
Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana
Manahoana daholo indray . Samy hitatsika teto daholo izany ireo tsianjery , lalao hirahira fony isika t@ fahazazana . Andao indray isika hiresaka kely : inona no zavatra tadididnao ary (ny-marqué an... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/01/2006 10:49
Fiffi ( 19/11/2005 08:51)
Mahatsiaro ny fahazazana
Manahoana daholo , andao ary isika hiverina kely t@ fahazazana , dia mba tohizo izay mahay ...... O! i! o! ndeha hianatra izahay Ny andronay tanora No andro mahamora Ny fianaranay Nedeha hianat... tohiny
novalian'i efamira ny 21/09/2015 10:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0511