Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
10/03/2006 05:36)
RADO
RADO , poeta feno sy manan'amby: karazan-tononkalo maro no voasora-dRado.Sehatra tsy voafetra no hianahan'izany.Fo , saina , vatana , fanahy tsy voaisa no iantefany.Tsy nahitana trangan-javatra navaha...
tohiny
novalian'i ponita ny 28/03/2006 08:33
Fiffi
(
09/03/2006 09:36)
FAHANTRANA ARA-BATANA SY ARA-TSAINA :
FAHANTRANA ARA-BATANA SY ARA-TSAINA : andro tsy niasana nefa nandraisan-karama ny andro omaly 08 marsa 2006 , ho an'ny vehivavy rehetra.Noho ny fisian'ireo fitaovan-tserasera marobe sy fampiasana azy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2006 18:27
Fiffi
(
08/03/2006 06:20)
Tsy xxx intsony izany no hamaliana azy .
[size=7]E[/size][size=8]t[/size][size=9]o[/size][size=10] [/size][size=11]z[/size][size=12]a[/size][size=13]n[/size][size=14]y[/size][size=15] [/size][size=16]n[/size][size=17]o[/size][size=18] [/size...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/03/2006 04:29
Fiffi
(
08/03/2006 06:09)
Fa ahoana hiany ity ODY ity ?
Tamin’ny Sabotsy lasa teo no noravan’ny fifohazana sy ny mpitandro ny filaminana ny doany Ambohitranjomba, doany iray malaza ao Alatsinainy Bakaro, 50 km miala an’Ambatolampy. Nokasaina handova ...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 31/03/2006 02:55
Fiffi
(
08/03/2006 04:57)
CHIKUNGUNYA
Ny vahoaka foana no gisant: Ela ny ela ka niaiky ihany ny fitondram-panjakana, tamin’ny alalan’ny ministry ny fahasalamana, fa tena « chikungunya » tokoa io mamely ao amin’ny faritra atsinana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 08:28
Fiffi
(
07/03/2006 05:12)
Ny lehilahy mikasin-tanana ny vehivavy
Indrify fa mbola misy mihintsy ny lehilahy mbola mikapoka , mameta-tahimena na mamomno na mampijaly ny vehivavy rehefa miady na mifamaly . Hery tsy mitovy anefa , kely sandry ny vehivavy , indrindra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 11:54
Fiffi
(
04/03/2006 07:28)
Fitiavana-Fijaliana
Nahoana no ampijaliana
ity foko manirery ?
Lazao rahatoa tsy tiana.
Lazao fa tsy an-tery.
Dia ho nofiko ve ny lasa
ka ho rava ankehitrio ?
Hafaliana tsy homby tratra
dia ho sento manomboka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2006 20:02
Fiffi
(
03/03/2006 15:12)
AMBALAVELONA
Tsy fantatra na finoanoam-poana na ankasom-parana na aretina. Nanomboka ny 6 janoary teo dia nitrangan'aretina hafahafa tao Vavatenina. Sekolim-panjakana, EPP ao amin'ny fokontany Ambatoaranana no ten...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 31/03/2006 02:49
Fiffi
(
03/03/2006 06:33)
« SKY EASY »
Mitaraina ireo mpiasa eo anivon'ny « SKY EASY » Z.I Forello Tanjombato fa tsy voahaja ny zon'ireo mpiasa miasa eo anivon'ity orin'asa afaka haba ity. Ny alarobia lasa teo dia nandroaka mpiasa 350 ny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2006 06:40
Fiffi
(
02/03/2006 19:46)
Fitoriana Ray aman-dreny
Tena mba mampalahelo kosa aloha raha hoe ny ankizy , zanaka no mitory ny RAD eh! indrindra fa hoe raha vao nahazo 18 taona ilay ankizy dia maha-sahy mitory ny RAD , ao ny hoe tsy nahaloha ny fanampiam...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2006 19:07
Fiffi
(
02/03/2006 09:02)
Tsy maika ny fanaovana ny fifidianana
Tsy maika ny fanaovana ny fifidianana izay ho filohan'ny repoblika amin'ny taona ho avy, fa mila miroso amin'ny fitsapan-kevi-bahoaka aloha ny mpitondra ary hatsangana ny repoblika faha- efatra. Io no...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2006 19:23
Fiffi
(
02/03/2006 09:00)
Tafajoro ny Mutuelle de Madagasikara any Frantsa
Sahirana tanteraka ankehitriny ireo malagasy monina any ivelany raha sanatria ka maty any antanin'olona ireo mpiray tanindrazana amintsika amin'ny saran'ny fampodiana ny razana. Ny antony dia lafo dia...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2006 14:09
Fiffi
(
02/03/2006 08:54)
Tabou
Tadidiko taloha dia tsy afaka mihintsy ny miresaka ohatra: ny fahafatesana , ny fitiavana , ny fahasalamana indrindra fa ny an'ny tovovavy fa toa "tabou" daholo izany . Marina koa aloha fa hoe ao ny f...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 20:51
Fiffi
(
01/03/2006 05:43)
Vazaha « nanalika » Gasy
Teny an’avona, fanaovana tsinontsinona ary fanalikana: izany no nahazo ity mpizaha tany malagasy nipetraka tao amin’ny Hotely iray tany an-tampon-tanànan’i Mahajanga, tamin’ny tapaky ny volan...
tohiny
novalian'i benito ny 05/06/2006 00:07
Fiffi
(
01/03/2006 05:41)
Tsy mahatanty resy
Gaga ny rehetra fa isaky ny manakaiky ny resaka fifidianana eto amintsika dia ny ahiahy avy hatrany no tonga ao an-dohan'ny maro. Nahoana tokoa moa no tsy hitsirian'ny hevitra mamosavy ny tena t...
tohiny
Fiffi
(
01/03/2006 05:33)
Avy aiza ?
Iza no mahafantatra hoe avy @ firenena aiza ny ganagana no tsara sy otantika sy mahay moa izany eh! ny fanaovany ga! ga! ga! ga! ? amerika ? frantsa ? sns........(ohatrany akoholahy zao manao hoe coco...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2006 17:12
Fiffi
(
01/03/2006 05:27)
Ny Fiangonana sy ny vola
Mba lasa ny heritreritro @ ity fiangonana sy ny vola ity satria: misy fiangonana zay , tsy afaka mangataka ohatra hanaovana batisa ny zanakao ianao raha tsy azo lazaina ve hoe "mpikambana" ? satria mi...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
Fiffi
(
28/02/2006 14:18)
Fanampiana ny zazavavy kely
> "Nohon'ny fitahian'ny Tompo dia soa ihany fa misy itony fifandraisana itony. Mety
> ahagaga anao ny ahazo ity mailaka ity. tena mirakitra fahamarinana anefa izy ity
> :
> Manana ankizy kely ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/03/2006 20:39
Fiffi
(
28/02/2006 05:53)
SEFAFI
« Anelanelan’ny 6 marsa sy 6 avrily 2007 ny fifidianana » : Namoaka ny famakafakany momba ny fifidianana izay hi filohan’ny Repoblika ny Sefafi ( Sehatra fanaraha-maso ny fiainm-pirenena ) tamin...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2006 05:30
Fiffi
(
28/02/2006 05:41)
KABARY , OHABOLANA , HAINTENY
y « KABARY » : araka ny firaketana dia avy amin’ny teny Maley hoe “kabar” na Jahavanay sy arabo hoe” kabar “ na Soahily hoe “ khabary “ na “ H’abari “ izay filazam-baovao no hev...
tohiny
