Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 04/04/2006 19:18)
Dada ah!
-Dada ah! hitanao ve itsy fiara itsy ? -Ie ! hitako ka ! -Dada ah! hitanao ve itsy ramatoa itsy ? -Ie ! hitako ka ! -Dada ah! hitanao ve io pankarta io ? -IE !!! hitako waaaaaaa!!!! -Dada ah! hi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 07:26
Fiffi ( 04/04/2006 19:05)
inona ary zany ?
Inona no hatao hoe lehilahy "prévoyant" ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:24
Fiffi ( 04/04/2006 11:16)
Inona no tokony hatao?
Mba te-handray anjara sy handefa tononkalo aho saingy tsy aiko hoe ahoana no fomba fandefasana azy . Ny hitako ao aloha dia toa efa misy lisitrin'ny mpanoratra sa mpandefa ao ka hisafidianana fotsiny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 15:00
Fiffi ( 04/04/2006 06:29)
Ho avy eto Madagasikara ny filoha Alemana
Hafa raha samy hafa ny firenena malagasy fa saika miaiky volana azy avokoa ny olo-manan-kaja avy any ivelany izay mandalo eto noho ny fahaizany mandray sy ny fanajany vahiny. rariny loatra izany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 11:50
Fiffi ( 01/04/2006 15:32)
Hay ve nisy an'izao taloha ?
Gaga hiany aho raha nahita an'ity site ity. Hay ve nisy an'izao taloha ? http://www.geocities.com/hiragasy/frantsa.html... tohiny
novalian'i xxx ny 06/04/2006 19:42
Fiffi ( 01/04/2006 08:36)
Mitovy fa tsy sahala
Sadasada manan-tsoratra ny fifandraisana amin’ny any ivelany, raha amin’izao fotoana izao. Manana masoivoho isuka, any rehetra any, saingy ny ankabeazan’izy ireo, raha ny marina dia ny 99%, ang... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2006 19:00
Fiffi ( 01/04/2006 08:12)
Ankizivavy kely naolana sady notapahin-doha
Bongatsara Faty tsy misy loha ary niboridana, izay no hitan'ny fokonolona tao anaty kirihitra tamin'iny faritr'Anjomakely iny, ny alakamisy teo. Ankizivavy kely manodidina ny fito taona eo izy io, ra... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 11:34
Fiffi ( 01/04/2006 05:50)
Fitandremana @ gripa aviaire
Tsy poisson d'avril akory ity fa tena marina an! Nahazo taratasy avy @ prefecture daholo ny olona rehetra hoe izay miompy akoho na vorona sns.... dia hatramin'ny faran'ny volana Mai dia tsy maintsy h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 19:19
Fiffi ( 31/03/2006 17:40)
Fa misy inona ?
[size=7]M[/size][size=8]a[/size][size=9]n[/size][size=10]o[/size][size=11]m[/size][size=12]b[/size][size=13]o[/size][size=14]k[/size][size=15]a[/size][size=16] [/size][size=17]a[/size][size=18]n[/size... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 09:57
Fiffi ( 31/03/2006 05:35)
Fivarotana fanafody mampiheritreritra
Pharmacie de Tana, à Antsahavola : Vente de médicaments douteux . http://www.lagazette-dgi.com/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:32
Fiffi ( 31/03/2006 05:28)
Lozam-piaramanidina
Nianjera tany an-tanimbary ny fiaramanidina nitondra minisitra sy DG maro. Tany anaty tanimbary no nifatratra ilay fiaramanidina Twin T A 31 nitondra ny minisitry ny toe-karena, ny vola ary ny teti-b... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 06:57
Fiffi ( 30/03/2006 09:03)
Katolika alohan’i Papa !
Mila tsy ho zakan’ireto mpanao hatsikana malaza ny fanomezan-tsiny nataon’ny tompon’andraikitra ao amin’ny fahitalavitra mpandefa ny sangan’asany isan-kariva, mikasika indrindra ny nalefanâ€... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:26
Fiffi ( 28/03/2006 10:06)
Raha te-hividy sakafo gasy dia jereo ity!
Eto ry namana no ahazahoantsika mividy sakafo gasy , andramo anie fa tena ho hafa-po mihintsy an!:miam: http://www.croissance.com/bazarbe.html... tohiny
novalian'i sanjila ny 12/04/2006 16:01
Fiffi ( 28/03/2006 06:24)
TANTARA SISA !
Feno 59 taona katroka rahampitso ny raharaha 29 Martsa 1947, fotoana nitondran’ny Malagasy ny mangidy nandritra ny fanjanahan-tany nataon’ny Frantsay azy. Tsy voatanisa ny isan’ny olona maty nan... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2006 05:19
Fiffi ( 27/03/2006 10:02)
Manja kosa rangaha eh ?
Tena manja kosa wa ny vhv gasy eh! sa ahoana hoy ianareo ? http://www.newmagazine.mg/archives/evelyne_fock.htm... tohiny
novalian'i bellla ny 21/04/2006 09:30
Fiffi ( 27/03/2006 06:16)
Ny anjara sy lahatra
Hoy ity hira ity: "izao ianao izao dia manana anjara fiadanana" ary ny fahazahoana an'io fiadanana io dia miankina @ tsika tsirairay hiany . Ary raha sanatria hoe nisy olana ohatra hoe fisaraham-panam... tohiny
novalian'i admin ny 22/07/2014 20:53
Fiffi ( 26/03/2006 07:48)
Raha manembona
Raha manembona ianareo dia tsidio ity , jereo kely anie ireo sakafo gasy eh! :miam::miam::miam::miam: http://rainizafimanga.free.fr/fr/Recette/SommaireRecette.htm ary ity ? http://membres.lycos.fr/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 05:54
Fiffi ( 25/03/2006 08:09)
Chacun pour soi, Dieu pour moi !
Y a-t-il une vie (politique) après la visite de Kofi Annan ? Franchement, c’est quoi cette opposition qui, au lieu de prendre le train en marche et imposer ses vues au pouvoir, à l’issue de sa r... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 13:07
Fiffi ( 24/03/2006 09:01)
Mba tsy mahazo resaka koa lery an!
Fa nahoana no novonoinao ho faty ny sakaizanao Rakoto ? - ka izy ihany no niteny hoe afoiny ho ahy hatramin'ny ainy hono koh , dia tonga dia novitaiko haingana sao miova hevitra eo indray izy koh ! h... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:24
Fiffi ( 24/03/2006 06:53)
Une baisse importante des malades des fièvres
Danger écarté. La fièvre forte à Toamasina (chikungunya, dengue, ...) semble être maîtrisée. Les statistiques publiées par le Centre hospitalier de référence régional de Toamasina (CHRRT) l... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 07:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.589