Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 24/03/2006 06:32)
omeo goûter
Nibedy an-janany ity raim-pianakaviana : Toa lasa ratsy be ny naoty azon'ialahy tato ho ato fa tsy toy ny tamin'ny volana ambony ? - Ka izaho tsy nomenareo vola nataoko "goûter " kah ! -Angaha raha... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:25
Fiffi ( 24/03/2006 06:27)
Tahotra re zany eh!
Misy bandy kely roa nifanena , mitomany be ny iray : fa inona no mampitomany an'ilahay ? Hanao analizy rà aho nefa hono tapahan'ny dokotera ny loha-rantsana hoy zokinay rehefa atao analizy! Nitoman... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:26
Fiffi ( 23/03/2006 07:01)
Ho ela velona anie ny fahamarinana sy ny fahamasinana
Ho ela velona anie ny fahamarinana sy ny fahamasinana eto amin`ny Tany sy ny Firenena malagasy. Teto andrenivohitra teto dia nisy trangan-javatra iray toy izao niseho izao miara-niasa nandritra ny f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 10:46
Fiffi ( 20/03/2006 07:30)
Nandalo izy ka nahita !
Naharitra efatra andro ny fitsidihana nataon’ny sekretera jeneralin’ny Firenana mikambana, Kofi Annan, mivady teto amintsika. Nandalo izy ireo, hoy izahay, ka dia nahita, saingy nahita tapany ihan... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 07:06
Fiffi ( 18/03/2006 11:51)
Forum : quand tu nous tiens.....
Lasa indray wa ny heritreritro ry namana rehetra eto @ forum eto fa tena voatana eto foana aho an! :-D raha vao manana fotoana kely aho dia tonga dia eto aloha mamaky ny dinika dia tsy lasa intsony mi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 03:41
Fiffi ( 18/03/2006 06:24)
Zaza menavava nariana tao an-dava-piringa.
Tao anatin’io lavaka io no nariana ilay zaza. Zazakely, (lahikely) menavava no nisy nanary tao an-davapiringa teny Soanierana atsinanana, omaly maraina vao mangiran-dratsy. Mbola nihoson-drà izy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 07:03
Fiffi ( 18/03/2006 06:17)
NAMPODIANA NY VAHINY MPANAO RATSY
Naverina any Frantsa ireo vahiny mpanao herisetra eran-tany. Tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity izao dia vahiny dimy no naverina any Frantsa, noho izy ireo nampiahiahy. Hentitra ny fanarahamas... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 12:07
Fiffi ( 17/03/2006 16:19)
Mahaleo : une année 2005 historique
Fa tena mahay kosa aloha ny tarika Mahaleo an! na ny fihirany , na ny zava-tsoa hataon'ny tsirairay ho an'ny Malagasy , tena deraina eh!http://www.madanight.com/viewarticle_663.htm ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 17:18
Fiffi ( 17/03/2006 12:37)
Jean , mainty.
Tadidiko taloha fa tsy nahazo natao mihintsy ny manao akanjo mainty fa natokana @ fisaonana io. Na dia ireny akanjo fanaovana @ fety ireny aza dia vitsy kely no mba ahitana loko mainty. Nefa @ izao fo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 14:47
Fiffi ( 17/03/2006 05:16)
Ny fijerin'ny maro
Miditra amin'ny litanian'ny fahantrana indray ny fijerin'ny maro, ary toa zezika nampitsiry ny hambom-pon'ny te hilaza ny fiheverana fa tao anatin'ny efa-taona no nampamoa ny raozin'ny fahantrana teto... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 07:19
Fiffi ( 16/03/2006 06:27)
KOFI ANNAN.
KOFI ANNAN. Attendue depuis des années, la visite du Secrétaire Général de l’ONU en terre malgache a commencé hier. Kofi Annan avait fait le voyage Johannesburg-Antananarivo à bord du « Forc... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 20:10
Fiffi ( 15/03/2006 16:13)
Tena gravy be !
Mailaka avy tany Dago ity voaraiko ity ka ataoko eto Tena grave be e! vao nisy olona nitantara fa 6 par jour ny olona halevina ao @ fasana ao tamatave ao. I roland ratsiraka koa lasa nitsaoka any i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 11:57
Fiffi ( 14/03/2006 19:51)
Ry Tanindrazanay malala ô !
tena tsy hitako ry zareo fa be loatra ny halahelo raha mahita an'izao zavatra rehetra mitranga any @ tanindrazantsika izao , ao ny haretina isan-karazany , ny dengue ,ny lèpre , ny chikungunya , ny v... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:35
Fiffi ( 14/03/2006 08:27)
Hilalao kely indray isika ary......
Izao indray ary: andao hoe mba lazaintsika tsirairay avy ny dikan'ny "ps" n'tsika . Ohatra zao hoe i pissoa= nety hoe piso kely izy :) na i diamondra=nety hoe nahazo diamondra ngeza be izy dia io no n... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 23/03/2006 11:52
Fiffi ( 13/03/2006 06:43)
Mampalahelo
Ambohimanambola Zazalahikely sahabo 12 taona, antsoina hoe Rivo kely, no maty nihantona tamin'ny tady teny Ambohimanambola, ny alakamisy tolakandro teo. Izy irery no tao an-tranony tamin'io fotoana ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 11:53
Fiffi ( 13/03/2006 06:37)
Nangidy tsy laitra ?
Ny manana fahitalavitra mahazo mivantana ny avy any ivelany dia nahita, ny alatsinainy 6 marsa teo, ny fandaharana « Faut pas rêver » izay nifantoka manokana tamin’i Madagasikara. Horona... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 09:42
Fiffi ( 12/03/2006 08:08)
Nakatona tanteraka ny fiangonana EURD
Raharaham-pinoana - Nakatona tanteraka ny fiangonana EURD Teo ivelan’ny fiangonana indray ny mpino no nanoko fivavahana. Nakaton’ny fanjakana tanteraka ny fiangonana Eurd na ny Eglise universe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 06:12
Fiffi ( 11/03/2006 14:58)
Toro-hevitra
tsy aiko aloha raha eto no tokony hasiako an'ity fa dia io fa dia miadry anareo zany aho raha mila toro-hevitra mikasika @ ireto manaraka ireto ianareo , zavatra fampihasaiko avokoa izany ary nahitako... tohiny
novalian'i titis ny 20/10/2006 19:30
Fiffi ( 11/03/2006 05:58)
400 ny isan'ny olona maty
La maladie du paludisme (ou dengue 1) frappe beaucoup de gens à Toamasina. Selon un communiqué qui nous a été donné, 400 personnes sont mortes et les malades ne restent que trois jours à l’hô... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/03/2006 07:28
Fiffi ( 11/03/2006 05:40)
FAMONOANA VADY (tohiny)
Notanan'ny Fampanoavana etsy Anosy am-ponja, omaly, ny lehilahy mpihira malaza iray noho ny resaka famonoana vady narahina fandrahonana ho faty. Ny vadiny mihitsy, araka izany, no voalaza fa nitondra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 05:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1936