Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
13/05/2006 05:15)
13 Mai :
Tsangam-baton’ny seza
Feno 34 taona androany ny nahazoana niantso ho kianjan’ny 13 Mai ny etsy amin’ny araben’ny fahaleovan-tena Analakely noho ny tolona nataon’ny vahoaka teo niato...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 13:08
Fiffi
(
10/05/2006 06:33)
Andao isika hivavaka.
Andriamanitra ô , Hianao no fototry ny fiadanana sady tia fiadanana , ny fahalalana Anao no fiainana mandrakizay , ny fanompoana Anao no fahafahana tanteraka ; Arovy amin'ny fahavalonay rehetra izaha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 18:41
Fiffi
(
07/05/2006 16:46)
L'homme le plus petit du monde.
Tena mahavariana eh! http://www.pooxi.com/player.php?testck=1&ref=http%3A%2F%2Fwww.google.fr%2Fsearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dl%2527homme%2Ble%2Bplus%2Bpetit%2Bdu%2Bmonde%26meta%3D&video=homme-petit-monde...
tohiny
novalian'i Popety ny 10/10/2006 14:57
Fiffi
(
06/05/2006 19:31)
Tsy hita intsony...........
Tsy hita intsony ry zareo izay hiheritreretana fa:
-VOAHOZONA VE ISIKA GASY?----xxx
-NY TENA MAHAVOA NY MPITONDRA MANDRAK'IZAO!-----petsambava
-Bé ny te hanao zavatra eto MADAGASIKARA be koa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/05/2006 03:51
Fiffi
(
05/05/2006 07:57)
Fa maninona ny lehilahy no....... ?
Raha nijery ny gazety androany aho dia izao no zavatra hitako ao:
Ampitatafika - Tovolahy nanolana ny zandriny valo taona
Teny Ampitatafika, ny 1 mey teo, tovolahy iray, 25 taona, no nahavita nano...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/05/2006 12:45
Fiffi
(
03/05/2006 17:55)
EFA NMBA NANDINIKA VE NAREO? ?
Tsy isan'andro no hahitana an'izo :
[b]Jeudi 4 mai prochain à 1 heure, 2 minutes et 3 secondes[/b]
"nous aurons le
temps marqué de la manière suivante" :
[b]01:02:03 04/05/06
[/b]
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/05/2006 18:37
Fiffi
(
29/04/2006 18:05)
PSG contre OM
Ahoana ry zalaha aaaahhhhh ! ahoana ny fijerinareo ity match PSG contre OM ity eh ? Iza no mety handresy @ ireo raha ny fijerinareo azy ?...
tohiny
novalian'i vale ny 06/05/2006 20:11
Fiffi
(
24/04/2006 12:36)
Mahaleo "Ny Film"
Ho antsika izay mbola tsy nahita ilay [b]Film MAHALEO[/b] dia handeha ao @ [b]canal+[/b] manomboka @ Alarobia 3 Mai diffusion en VO
Zoma 19 May , Alarobia 24 May , Alatsinainy 29 , Talata 30 ary ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2006 08:47
Fiffi
(
24/04/2006 06:40)
Namely mafy ny havandra nohon'ny hadalan'ny mpitondra.
Hoy Pasitera Daniel Rajakoba:
Nisafidy ny hijanona eto an-toerana mandra-pahitana izay mangirana eo amin’ity toe-draharaham-pirenena hafahafa ity ny pasitera Daniel Rajakoba. Ny tenany moa dia...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 16:29
Fiffi
(
22/04/2006 14:23)
Andao hifaly daholo.
Andao isika hifaly daholo , hataontsika hafa-kely mihintsy an! hanadinohana kely ny fahasahiranana izay nisy sy ny adin-tsiana satria hilaina koa ny mifaly sy mampifaly sy mihira sns.....
[img]http:/...
tohiny
novalian'i totofy ny 05/05/2006 17:52
Fiffi
(
22/04/2006 07:11)
Raha vao maraina
Raha vao maraina
Manaitra matory
Be tabataba
Ka manorisory
Raha vao maraina
Dia lasa ny fisainana
Mifantoka ato an-tsaina
Ny tena adim-pihainana
Raha mijery ireo hira 2 irao aho dia las...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 08/05/2006 08:10
Fiffi
(
21/04/2006 16:04)
Ny mpanampy an-trano.
Nisy mpivady lasa tonga tany Dago ka raha nandeha namangy ity anabaviny ity lhl sy ny vadiny dia nohetin-hatezerana ity vadiny ka niteny hoe "tsy rariny kosa izao hataonao izao satria izao no hatao ho...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2008 13:07
Fiffi
(
11/04/2006 13:19)
Manja eh!
zah ry zareo dia tena anisan'ny mpankafia ny fiara taloha ireny an! tena milay mihintsy sady ohatran'ny mampanofinofy ahy mihintsy ka raha nijery aho dia ity no tena nambabo ahy eh! ary ny anareo mba ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 11:55
Fiffi
(
11/04/2006 07:45)
Trangan-javatra - Zaza sivy taona ipetrahan-dolo.
Ny tanànan’Ankazotoho - Anosizato.
Zazavavy kely sivy taona, antsoina hoe C ... monina eny Anosizato, no mahavita manao fihetsika hafahafa rehefa “mihetsika” : ny lohany tafahodina any an-da...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 30/01/2015 05:08
Fiffi
(
10/04/2006 09:08)
Paska
"Fa izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao: Nomeny ny Zanany lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay" (Jaona 3:16)
Noho izao fahatongavan'n...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 12:17
Fiffi
(
08/04/2006 08:36)
RAMEAUX
Dimanche des Rameaux
et de la Passion du Seigneur
"Ce jour, l'Église entre dans le mystère de son Seigneur crucifié, mis au tombeau et ressuscité, qui par son entrée à Jérusalem a donné le p...
tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 09:58
Fiffi
(
07/04/2006 20:04)
Judas Iscariote
Nijery vao2 tao @ TF1 20h aho dia naheno an'ity: "Ce n'est pas Judas qui a livré Jésus mais c'est Jésus lui même qui a demandé à Judas de le livrer" Ahoana indray ary io ? nefa dia nomena vola i...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:10
Fiffi
(
07/04/2006 08:16)
ANKAMANTATRA
1-"Inona ary izany? Feno, feno, kanefa tapany ihany?"
2-"manendry toa filo, tendrena toa menaka? "
3-"Inona ary izany ? Ny mandefitra ihany no folaka?"
4-"Inona ary izany? Ny reniny manao hoe...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/04/2006 13:27
Fiffi
(
06/04/2006 05:46)
L'incinération (crémation)
"Vovoka no niandohanao ary vovoka no hihafaranao."
Raha tena heritreretina sy dinihina ity voalaza io dia maha-lasa saina hiany ny olona mangataka ny hanaovana "L'incinération (crémation)" satria...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:16
Fiffi
(
06/04/2006 04:57)
Mihinana ny tsy fihinany ny Malagasy .
Tsy ampy ny fampiharana ara-bakiteny ny lalàna mifehy ny fanaraha-maso ny hena amidy, eto Madagasikara. Nidina an-tselika tamin’ny toerana vitsivitsy ny MAEP sy ny ministeran’ny Varotra, omaly...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 07:46
