Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
01/09/2006 17:32)
FALIFALY
[b]FALIFALY[/b]
[b]Faly aho
Ary ianao ?
Maninona moa ?
No tsy toy izany koa ?
Hafaliana tsy homby tratra
Sady tsara no tsy maratra
Ity fo feno hafaliana
Fa nanjavona ny hakiviana
Fali...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2007 14:19
Fiffi
(
01/09/2006 10:38)
FOMBA FISAONANA .
Lasa ny heritreritro raha namaky an'izay lahatsoratra hitako zay hoe mbola misy mihintsy ny Malagasy rehefa misaona de [b]6 volana misaona mainty ranoray , 6 volana misaona "pied de poule" [/b] zany...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/09/2006 20:52
Fiffi
(
31/08/2006 07:29)
Kitro , Votsy , Nofo kely .
Hono hoa ry zareo , inona kay no mahatonga an'ireny kitro , votsy , na nofo kely maniry ireny ?
Inona no fanafody na fomba hanalana azy ?
Misy nofo kely zay eto @ tanako , ohatran'ny hoe manir...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2006 16:17
Fiffi
(
29/08/2006 16:52)
Microcephalie
Mety ho sitrana ve ny zaza voan'ny microcephalie ?
Azo operena ve ? ny zaza voan'io de any Dago , 9 volana izy zao !
Inona no zavatra azo hatao satria tara be izy @ rehetra ? ohatran'ny hoe ...
tohiny
novalian'i lamie ny 15/01/2007 11:05
Fiffi
(
29/08/2006 10:50)
Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika mamorona zavatra .
-Ohatra hoe inona no zavatra azo na azo hatao @ ambona savony ?
-Inona no azontsika hatao @ ambona labozia ?
-Inona no azontsika...
tohiny
novalian'i ondinion ny 12/10/2006 13:06
Fiffi
(
29/08/2006 10:01)
Sao dia tsy mba rariny kosa ?
Nahita article zay zah milaza ny fandehan'ny fangatahana visa hankanesana aty ivelany.
-Ny tena marina dia ny Malagasy dia tia mandray vahiny .
-Ny Malagsy dia tsy miteny hoe "[b]etrangers[/b] i...
tohiny
novalian'i titis ny 22/10/2006 00:12
Fiffi
(
28/08/2006 08:41)
Tongotra notapahina .
Napongatry ny alika ny tongotra notapahina.
Nisavoritaka ny tao Toamasina ny alarobia faha-23 aogositra lasa teo fa nisy fatin'olona indray tao ambanin'ny tetezana mihazo ny hôpitaly be. Tonga ...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 12:46
Fiffi
(
25/08/2006 07:47)
Fanapoahana grenady.
[b]« Tsy asan-jiolahy fa resaka politika », hoy ny AVI[/b]
Manoloana ny fisehoan-javatra omaly tamin'ny nanipazan'ny sasany grenady ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana etsy Ambohidahy, ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/08/2006 16:00
Fiffi
(
24/08/2006 08:11)
L’objectif : toujours moins d’étrangers en France et un tri
[b]Tena miala tsiny aloha raha @ teny frantsay fa tsy vitako ny nandika azy @ teny Malagasy.[/b]
-Les mariages français-étrangers sont aussi dans le collimateur de l’actuel gouvernement, a-...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 13:06
Fiffi
(
21/08/2006 05:27)
Kandidà faha 16 .
Hirotsaka ho fidiana ny Pasitera Randrianjoary Jules.
Ny Pasitera Randrianjoary Jules, mpitondra Fiangonana “évangélique” Tsimiankina no kandidà faha 16 amin’ny fifidianana izay ho Filoh...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/08/2006 14:50
Fiffi
(
16/08/2006 14:04)
Izaho no zanaky ny jeneraly Ramananarivo Claude.
[b]Lozam-pifamoivoizana tany Mahajanga:Nizahozaho ho zanaka jeneraly ilay mpamily diso [/b]
[b]" Izaho no zanaky ny jeneraly Ramananarivo Claude, kômandin'ny zandarmaria eran'i Madagasikara. A...
tohiny
novalian'i prime ny 03/10/2006 13:05
Fiffi
(
12/08/2006 12:15)
500 sonia.
Tena heritreritra mandalo ity an! Hono hoa ry zareo ! mandinika sy manaraka an'reo olona rehetra hilatsaka @ fifidianana ireo zah an!
Fa ahoana kay ny fandehany any Dago ? Ny aty manko de tsy af...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 13:35
Fiffi
(
12/08/2006 06:21)
Ratsirahonana sy Ravalomanana.
Horaisiko ny andraikitra fa nihaino aho ka nandre”, hoy ny filohan'ny antoko Avi Norbert Lala Ratsirahonana, omaly, taorian'ny fangatahan'ireo mpikambana maro azy ho filohan'ny repoblika. Vita ny ...
tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 14:13
Fiffi
(
10/08/2006 17:39)
namana vaovao
hihihihi somary gaga be zah nahita an'ireto namana vao2 ireto an! heu... tongasoa aloha ianareo !
sera15 (10/08/2006)
sera14 (10/08/2006)
sera13 (10/08/2006)
sera12 (10/08/2006)
sera11 (...
tohiny
novalian'i arson ny 17/08/2006 06:50
Fiffi
(
09/08/2006 07:08)
15 ans de travaux forcés .
Voaheloka hanao asa an-terivozona 15 taona i Pierrot Rajaonarivelo.
Nilatsaka indray, nanampy ny sazy telo taona teo aloha, ny fanamelohana an'i Pierrot Rajaonarivelo tao amin'ny Fitsarana heloka...
tohiny
novalian'i prime ny 20/10/2006 08:23
Fiffi
(
09/08/2006 05:45)
Porofo
Hono hoa ry zareo : mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ?
Lasa manko ny heritreritro hoe : raha tena tia , raha tena nisy marina ilay fitiavana , nahoana no hangatahana porofo ? na le...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 10:43
Fiffi
(
04/08/2006 13:15)
Fahasahiana manao hoe TSIA !!
Misy namako zay mahita hevitra foana izy hahatongavany aty amiko . Tsy misy maharatsy an'izany aloha fa mahafinaritra hoe mba misy namana mamangy.
Saingy zao: ohatra @ 8ora alina izy miantso hoe ho...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:16
Fiffi
(
03/08/2006 07:07)
Hody ireo nitsoa-ponenana.
Injay ary ? Inona koa no tana ho lazaina amin'izany ? Fanontaniana be mpametraka ny mety hiverenan'ireo nitsoa-ponenana tany ivelany momba ny zava-doza nitranga tamin'ny 2002 ireny.
Dia inona n...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 12:13
Fiffi
(
03/08/2006 04:34)
Fandefasana hafatra.
Nandefa hafatra aho , misy le hoe "andraso kely" nefa de mijanona eo mandritrin'ny 5mn de hidiko indray aloha de manokatra serasera indray , de mijery aho fa tsy misy lasa ireo hafatra ? ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 09:54
Fiffi
(
02/08/2006 07:59)
Tsy avelan’ny mpampiasa ny ankamaroany:
Malagasy any Liban: Tsy avelan’ny mpampiasa ny ankamaroany:
Efa tomombana ny fampodiana ireo teratany Malagasy any Liban, na dia tsy nahenoana fitarainana loatra aza, manoloana ny ady misy any ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2006 09:28
