Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
16/10/2006 20:13)
LISITRA FIFIDIANANA
Dia ireto zany ny lisitrin'ny olona nilatsaka @ fifidianana ka de ahoana @ zay ny pronostika ?
1-Marc Ravalomanana
2-Jean Lahiniriko
3-Norbert Lala Ratsirahonana
4-Roland Ratsiraka
5- Herizo R...
tohiny
novalian'i tenagasy ny 21/10/2006 23:35
Fiffi
(
13/10/2006 07:02)
Vendredi 13 et superstition.
Lasa indray ny heritreritro @ ity Vendredi 13 ity !
Mino an'zany ve ianareo fa andro ratsy io ? Ny heritreritro aloha de hoe raha toa ka mino hoe tena andro hisehoan'ny ratsy , na loza na zavatr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/10/2006 15:01
Fiffi
(
12/10/2006 17:28)
Salon de l'automobile 2006 .
Hummm ! andao indray isika hitsidika kely ny salon de l'automobile 2006 an! iza no tianareo ? :)http://fr.cars.yahoo.com/mondial-auto-2006/photos/...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 29/12/2006 21:43
Fiffi
(
11/10/2006 16:20)
Hummmm ! jereo aloha !
Hummmm ! tena milay kosa aloha le mamaly hafatra de io misy hoe [b]Jereo aloha[/b] ! milay ry Hery fa dia misaotra anao indrindra @ fanatsarana lalandava an'ity site ho antsika Malagasy tsy hankanavak...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 19:25
Fiffi
(
11/10/2006 07:08)
Retour de Pierrot Rajaonarivelo: Vendredi à Ivato !
Io indray zany ny vao2 farany fa hiverina @ Zoma zao zany Pierrot an ! Miala tsiny fa @ teny frantsay fa tsy voadika an!
[i]Pierrot Rajaonarivelo remet çà ! Après son retour raté de samedi d...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/10/2006 17:57
Fiffi
(
06/10/2006 06:57)
Inona no hitranga ao Toamasina ?
Roso ka tsy mipody intsony ny fanapahan-kevitra izay noraisin’Ingahy Pierrot Rajaonarivelo hiverina sy hitodi-doha an-tanindrazana. Tsy kivazivazy ny raharaham-pirenena sy ny fanaovana pôlitika, ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/10/2006 17:59
Fiffi
(
03/10/2006 11:50)
Pierrot Rajaonarivelo: Appel à M. Chirac.
[b]Miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy voadika @ teny Malagasy .[/b]
M. Rajaonarivelo n’a cependant pas peur du sort que lui réserve le régime. «Mon inquiétude ne porte pas sur ma perso...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/10/2006 18:00
Fiffi
(
02/10/2006 13:36)
SUR LA PISTE DES CISTES
[b]Ary raha hiaraka hilalao kely indray isika ?[/b]
Ity zany misy site zay hahazahoantsika miaraka milalao ! ka raha efa vonona ianareo de hatomboka le izy ! Mila misoratra anarana aloha satria t...
tohiny
novalian'i tisera ny 05/10/2006 10:38
Fiffi
(
02/10/2006 08:11)
Manana "Guichet unique" vaovao .
Amin'ny alalan'ny fitsidihina ny tranonkalam-pifandraisana "www2.gaf.de/bpgrm", dia ho mora kokoa ho an'ireo maniry hampiasa vola sy hitrandraka ny harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara ny hahafa...
tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 07:52
Fiffi
(
29/09/2006 17:01)
Porc sauté
Ity mba misy resety vao nataoko ka tiako zaraina @ nareo de handramo fa tena :miam::miam::miam:
-filet de porc
-poivron
-tongolo raviny
-sakamalaho
-coriandre
-Tetehina manify ny hena de ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/10/2006 05:20
Fiffi
(
28/09/2006 07:30)
Tsy vita dimy taona ny fampandrosoana.
Mipoitra tsikelikely ny vondron'olona na miankina amin'ny antoko na tsia, milaza fa hanohana tsy misy fepetra ny kandida Ravalomanana amin'ny 3 desambra ho avy izao, ka anisan'izany ny VTMMR (Vondro...
tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 07:54
Fiffi
(
26/09/2006 10:14)
Nosy Maorisy: Be mpivarotena malagasy !
[b]Mampalahelo ny toe-zavatra tahak'izao nefa atao ahoana moa ?[/b]
"Manao ahoana ?". Vao niditra ilay toeram-pandihizana iray ao Grand Baie (Maorisy) ireto andiana lehilahy Malagasy vitsivitsy, ...
tohiny
novalian'i prime ny 25/10/2006 15:01
Fiffi
(
25/09/2006 17:24)
Amboa ! Velona ! à tes souhaits .
Iza no mba mahafantatra ny antony hilazana hoe [b]amboa , velona na (à tes souhaits)[/b](ho an'ny vazaha) rehefa mihevona ? Misaotra anareo :)
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/09/2006 18:24
Fiffi
(
25/09/2006 13:45)
20Q.net
Andao hoe mba jerena kely raha nahavaly ny fanontaniana mipetraka ? de mazotoa daholo ary.
http://y.20q.net/anon-fr?OSSBo7CA7YAczXV_JpT6,5l2aEz25H6AzAPvKRUzp...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/09/2006 15:58
Fiffi
(
12/09/2006 08:07)
Fiarahamonina: Zary fomba ny manary zaza .
[b]Saro-pady ny ain'olombelona[/b]
Efa tsy tahotra tsy henatra intsony ny ray aman-dreny sasany ankehitriny, fa dia ny menaky ny ainy mihitsy no zary sahiny ariana etsy sy eroa. Tao anatin'ny ha...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:12
Fiffi
(
11/09/2006 08:51)
ROVA : Ar 5.039.844.382,67
Tsy hitako ilay dinika nilaza fa hoe hamidy ny Rova nefa raha jerena ity vao2 ity toa tsy misy an'zany akory ?
Tetibola ho fanarenana ny Rova: 30% no voaangona hatreto
Hatramin’ny 1 septambra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 08:02
Fiffi
(
11/09/2006 08:39)
Tsara raha hoe salama tsara saingy....
tena mahaliana mihintsy ny fijery an'ity zazakely ity an!
Tsara raha hoe salama tsara ny zaza saingy....raha zao angamba nohitohy de ahoana ? http://media.koreus.com/200609/12image-insolite05.jpg...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/09/2006 07:06
Fiffi
(
11/09/2006 07:48)
Loi Sarkozy . Mpivady Malagasy niteny tao amin'ny RFI
[b]Miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy ho vita ny nandika azy @ teny Malagasy.[/b]
Entendu l’après midi du samedi sur les ondes de la RFI (Radio France Internationale), un couple malgache ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:06
Fiffi
(
09/09/2006 08:23)
Felaka nahafaty.
Kôlônely mamo …namono olona .
Mpivarotra zava-pisotro iray eny antampon-tsena Sabotsy Namehana eny no fantatra fa namoy ny ainy, vokatry ny fikasihan-tanana nataona kôlônely iray. Raha ny v...
tohiny
novalian'i bhen ny 12/08/2009 00:12
Fiffi
(
04/09/2006 20:47)
Bloqueur de fenêtres intempestives
Ahoana kay no hi-desinstaléna ny bloqueur-ny pc ? ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 17:01
