Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 17/02/2007 07:33)
Tsara raha atsahatra ny fanosoram-potaka be fahatany.
Efa vita vakisiny........ Tsara raha mba atsahatra amin’izay ny anganonganom-baovao foronin’eritreritra mifono endrika fanosoram-potaka tsotra izao. Efa vita vakisiny amin’izay lafiny izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2007 00:09
Fiffi ( 15/02/2007 15:17)
CLIP GASY mahatratra 200...
Ireo ry namana nahita an'ity zah ka mba zaraiko antsika rehetra.....hummmm......iza no tianaoreo ? Mahatratra 200 ny clips ao ka de mahazahoa fahafinaretana daholo .......:) http://klipgasy.blogspot.c... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2007 22:34
Fiffi ( 14/02/2007 09:17)
Naiditra am-ponja vonjy maika ry Kambana Metal .
Naiditra am-ponja vonjy maika omaly i R.H sy R. J noho ny resaka tsy fandoavana volan’olona. Tsy iza ireo fa izy roa lahy mpihira ao amin’ny Kambana Metal. Ny mpikarakara azy ireo (producteur) n... tohiny
novalian'i pimaso ny 02/03/2007 12:26
Fiffi ( 13/02/2007 09:02)
Tsy mitovy saranga .
Iza no nahita an'io film io fa tena ....:(:( :snif::snif: be le izy......... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 17:35
Fiffi ( 11/02/2007 07:57)
Mofo gasy , Ramanonaka , Menakely....
Ireo ry zareo misy recette fanaovana mofo gasy , menakely , ramanonaka .....sao de mba misy te hanandrana.....de mazotoa daholo . http://tattum.canalblog.com/archives/2006/09/29/2791204.html te-hana... tohiny
novalian'i rainiboto ny 07/04/2007 14:10
Fiffi ( 09/02/2007 09:08)
Mbola hafa hiany Madagasikara......Arbre plus rare.
(miala tsiny aloha raha @ teny frantsay fa tena tsy ho voadika) Sohisika », au Palais d’Iavoloha ! « Sohisika », connu par les scientifiques sous son appellation « Schizolaena tampo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 22:29
Fiffi ( 09/02/2007 07:31)
Rock Malagasy
hummm.....ahoana ny fahitanareo ny rock malagasy ? manja an ! http://hardrockmg.free.fr/modules.php?ModPath=hardrockmgvideo&ModStart=hardrockmgvideo&ontv=KIAKA%20-%20Mozika%20rock http://www.afropo... tohiny
novalian'i Bita ny 03/07/2007 17:51
Fiffi ( 08/02/2007 13:02)
Hafatra...
heu...asa enareo na voan'zao fa nahazo valin-k'hafatra maro de maro zah nefa tsy misy na inona na inona voasoratra ao.....Nandefa hafatra namaly an'ireo koh zah fa nohon'ny nojereko ny hafatra lasa de... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 07:37
Fiffi ( 08/02/2007 12:55)
AccèsBanque fait son entrée sur le marché malgache.
Microfinance. Dorénavant, Madagascar a sa première banque territoriale spécialisée en microfinance. Une solution aux difficultés d’accès aux crédits. Heureux. Les habitants du quartier d... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 18:30
Fiffi ( 07/02/2007 08:01)
Appel de détresse.
Elie a besoin d'aide...... Les yeux de Harizo Elie Andrianjato sont atteints d'une très grave affection depuis son enfance. Ses parents ont tout tenté pour soigner cet enfant âgé de 13 ans, m... tohiny
novalian'i kitjo ny 07/02/2007 14:35
Fiffi ( 06/02/2007 07:00)
Le passeport biométrique mis en service any Dago..
Hummmm.....io ary fa efa vita zany ny pasipaora biométrika ....(miala tsiny raha @ teny frantsay) Malalasoa Jackinah Rakotohasy est la première Malgache à recevoir son passeport biométrique. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/02/2007 23:09
Fiffi ( 05/02/2007 13:00)
Solafaka , volomborona , le masira ....
Iza no efa nahita an'ireo film ireo ? -Le masira -Volomborona -Sôl'afaka -Didin'ny Be sandry -Klinika fanaperana Fa tena miaky kosa aloha zah fa mahay ny gasy an ! milay eh ! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 16:06
Fiffi ( 03/02/2007 15:35)
ACTION........
Madagascar naturellement en action . L’association « Madagascar » naturellement France présidée par Cazal Solofo Andriambelo est actuellement en action dans la région Vakinankaratra. La sema... tohiny
novalian'i linjo ny 13/02/2007 16:32
Fiffi ( 01/02/2007 10:25)
Bourses étrangères
La commission de coopération universitaire des universités francophones de Belgique mettent à la disposition des étudiants malgaches 146 bourses d'études et 70 stages. Des offres sont disponi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:29
Fiffi ( 20/01/2007 16:36)
RETRAITE
Eo @ fiainana kristiana de mino ny olona fa ampy azy ny fivavahana , ampy azy ny fandehanana miangona ampy azy ny maha-kristiana azy ampy azy ny famakiana ny Baiboly ampy azy izany rehetra zany sa... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 10:23
Fiffi ( 15/01/2007 16:41)
Hiran'ny SERASERA
Lasa hoa ny heritreritro hoe fa maninona kay raha mba hasiana hiran'ny serasera ? Zany hoe misy hira iray de henaran'ny mpikambana eto @ sera2 na ohatra hoe foronina io hira io de alefa ao @ rad... tohiny
novalian'i caprio ny 24/01/2007 12:48
Fiffi ( 13/01/2007 08:30)
TROMBA....habibiana......
TROMBA. Tena nentin-javatra tokoa ve ilay tovolahy no nahavita habibiana sahala amin’izao ? Maty nokaikeriny teo amin’ny filahiany ilay zaza Tamin’ny faha-7 janoary teo no niseho ity zavat... tohiny
novalian'i rrgmt ny 03/02/2007 16:27
Fiffi ( 09/01/2007 07:46)
Calendrier Liturgique....
Raha jerena ny "calendrier Liturgique" dia hita fa tena maro tokoa ny zava-mitranga arahina mandritrin'ny taona ......saingy maharaka an'ireo ve isika ? Sao mba misy afaka manazava hoe inona marina ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 19:43
Fiffi ( 06/01/2007 21:34)
Fankalazan'TIM ny taona vaovao ....
de nisy zany ny fankalazan'ny TIM teto Paris ny taona vaovao 2007 ka jereo @ ity..... http://img408.imageshack.us/img408/2730/dcfc0003tg4.jpg... tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2007 22:47
Fiffi ( 03/01/2007 08:30)
Nisy nandoro ny “amphithéâtre” ao Ampefiloha.
May indray ny toerana fanaovam-pety eny Ampefiloha. Niniana nodorana ilay izy, raha ny fanazavan'ireo tompon'andraikitra tao. Ny fandoroana trano indray izao no mitady hanjaka. Ny “amphithéa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/01/2007 21:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5854