Liste des messages
Liste des messages, inserés par Fiffi, par ordre de date
Fiffi
(
03/04/2007 08:51)
Herinandro masina........
[img]http://img72.imageshack.us/img72/1941/564d44414e75aa52664ede5bs2.jpg[/img]
Vita iny ny "rameaux [i]l'entrée de Jésus à Jérusalem et le jour eschatologique ou l'humanité entrera définitiv...
suite
répondu par Fiffi le 18/04/2007 07:44
Fiffi
(
31/03/2007 22:16)
HIKATONA NY SERASERA
[size=20][color=red][b]Hikatona mandritrin'ny andro vitsivitsy ny SERASERA manomboka zao ka ho lazaina eto hiany ny fisokafany @ manaraka ![/b][/color][/size]
...
suite
répondu par Fiffi le 04/04/2007 12:17
Fiffi
(
31/03/2007 14:41)
Un mariage très insolite !
[i]Description: L'homme le plus grand du monde, qui mesure 2m 36, s'est marié Jeudi 29 mars avec une femme mesurant 1m 55 ![/i] Fa de tena mahagaga mihintsy an ! 2m36......lava beeeeeeee le bandy.......
suite
répondu par sitlo le 05/04/2007 21:05
Fiffi
(
30/03/2007 07:25)
Rameaux.....
[img]http://img90.imageshack.us/img90/208/rameauxrj6.jpg[/img]
Hiditra @ fotoanan'ny Rameaux isika zao @ Alahady zao.....Ohatran'zao ny fankalazana an'io andro io aty @ misy ahy aty fa ny anarao mba ...
suite
répondu par Fiffi le 17/04/2007 17:22
Fiffi
(
29/03/2007 06:07)
Samoana......
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire01.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire02.gif[/img] [img]http://yelims2.free.f...
suite
répondu par Fiffi le 03/04/2007 19:16
Fiffi
(
27/03/2007 10:47)
Quand un malgache immigré et naturalisé français a ........
(miala tsiny raha @ teny frantsay)
Quand un malgache immigré et naturalisé français a de l’admiration pour Nicolas Sarkozy
Je suis un malgache naturalisé français. Je vis en France depuis...
suite
répondu par xxx le 12/06/2007 12:41
Fiffi
(
26/03/2007 07:21)
Mikalo Fideràna
Nahita an'ity zah de mba zaraiko anareo eto raha mba te-hikalo fideràna an'Andriamanitra nareo.....Protestanta , Katolika de ao daholo....de mazotoa mikalo aza ... :)
http://membres.lycos.fr/hiraf...
suite
répondu par Fiffi le 28/03/2007 06:00
Fiffi
(
26/03/2007 05:59)
300
iza no efa nahita an'io film io ?
http://www.allocine.fr/video/player_gen_cmedia=18704950&cfilm=57529&hd=1.html...
suite
répondu par kelly13 le 27/03/2007 17:51
Fiffi
(
19/03/2007 07:40)
Ndao hasiana tantara kely......La naissance du MDRM.
(miala tsiny raha @ teny frantsay......)
Cette année, Madagascar célébrera la 60e anniversaire de l’Insurrection de 1947-1948. Et comme à l’accoutumée depuis 1967(*), l’Etat veut marquer...
suite
répondu par Fiffi le 01/04/2007 18:00
Fiffi
(
14/03/2007 23:40)
Ravatorano , Sipagasy....bon annnnniiiiifffffff .....
Miarahaba an'i ravatorano sy sipagasy ary ireo namana zay androany ny annif-ny.....de samy ho tahian'Andriamanitra daholo.
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] [img]http://yelims2.fr...
suite
répondu par Fiffi le 24/03/2007 17:25
Fiffi
(
14/03/2007 16:09)
Batisa.
Nahalasa ny heritreritro ireto fanontaniana hitako ireto :
1. Afaka ho vonjena ve isika raha tsisy ny batisa?
2. Midika inona ny “batisa”?
a) Fianianana?
b) Fafy rano?
c) Finoana?...
suite
répondu par niryna le 22/03/2007 16:27
Fiffi
(
13/03/2007 08:31)
« La population musulmane, mise à l’index.
Miala tsiny raha @ teny frantsay.....
Réagissant au projet de Constitution élaboré par l’actuel régime, le président du parti PFDM Pierre Tsiranana a fustigé l’équipe de Ravalomanana d...
suite
répondu par Fiffi le 14/03/2007 06:56
Fiffi
(
12/03/2007 08:23)
Nambenana polisy ny fanompom-pivavahana.
Polisy marobe, nanao fanamiana maha polisy azy ary nanao fitafy sivily, omaly maraina, no tonga teny amin'ny FJKM Anosivavaka Ambohimanarina, nanara-maso ny fizotry ny fanompoam-pivavahana tao amin'...
suite
répondu par VdS le 20/03/2007 08:41
Fiffi
(
05/03/2007 14:06)
Les aides aux sinistrés affluent.
Tonga daholo hono zao nyfanampiana avy @ firenen-kafa hanampy an'i madagasikara t@ ireny nahazo azy ireny ....(miala tsiny fa @ teny frantsay)
Réception samedi dernier des dons du Royaume du Mar...
suite
répondu par sakaizakely le 07/03/2007 16:03
Fiffi
(
01/03/2007 07:21)
Annif 31 Fevrier ?
heu.....somary gaga hiany zah mahita an'ity:
kinaoly(30/2)
simplex(30/2)
Gassla(30/2)
Nayssa(30/2)
bogosssy(31/2)
belaza(31/2)
jp(31/2)
aandrian(31/2)
cooper(31/2)
...
suite
répondu par pissoa le 05/03/2007 16:24
Fiffi
(
28/02/2007 18:28)
Hono hoa......
Hono hoa ry namana mahafantatra ny lalana any dago:
-azo hatao ve ny hiditra ho mpifaninana amin'ny filatsahana depiote raha olona efa niditra am-ponja ? efa voaheloka ?
zany hoe gaga hiany za...
suite
répondu par bonaventure le 12/05/2007 14:47
Fiffi
(
28/02/2007 08:53)
Voazara tamin'ny filoha ny alahelo.
Niaka-dapa tetsy Ambohitsirohitra io atoandro io ireo loholon'i Madagasikara, izay namaly ny antson'ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana, mba hifampizara izay alahelo na hafaliana momba ny fanitsia...
suite
répondu par xl le 28/02/2007 13:43
Fiffi
(
22/02/2007 18:20)
Natokana ho antsika vehivahy hiany ity an !
[IMG]http://membres.lycos.fr/caendras/02/Glits_029c9e88b4cd7b591fa090c8891960b3.gif[/IMG]
anadao isika hiaraka hanala azy ato ry zavavy rehetra an ! de hataontsika tambabe zay lhl mamaly ato an ...
suite
répondu par Fiffi le 24/02/2007 19:09
Fiffi
(
20/02/2007 15:43)
Film hafa indray.....
iza indray no efa nahita an'ireto film ireto ?
Saranga tsy mitovy
Malok'Ila
Ambalavelona
Mila voa
fa milay an ! mahay ny gasy kah! =D=D=D=D...
suite
répondu par Fiffi le 02/03/2007 10:37
Fiffi
(
18/02/2007 22:07)
Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .
Hiditra @ karemy indray isika zao...@ Alarobia zao io ary andron'ny lavenona....
[i]Ny Karemy koa dia mampahatsiahy ny kristianina fa i Kristy raha nandresy ny fahafatesana dia tsy nampiasa hery ma...
suite
répondu par ikaretsaka le 04/03/2007 02:10
