Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 19/11/2006 18:07)
Ny fibebahana miaraka.
Ho avy tsy ho ela ny Noely . Hisy indray ny "veillée pénitentielle" na koa hatao hoe "sacrement du pardon" Ahoana ny fahitanareo ny fibebahana miaraka ? zany hoe : -Misy taratasy zaraina @ tsi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 21:16
Fiffi ( 18/11/2006 20:44)
Iza hiany ?
[url=http://img128.imageshack.us/my.php?image=p1201vm7.jpg][img=http://img128.imageshack.us/img128/8673/p1201vm7.th.jpg][/url] iza @ ireo ary no ho fidinareo ? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 17:23
Fiffi ( 15/11/2006 09:26)
BILAN : Kandida mafy ady no betsaka.
[b]Toa tsy nisy olana tamin'ireo kandida mpilatsaka ho fidiana amin'ny volana desambra izao ny nandrotsaka ilay vola 25 tapitrisa Ariary, natao antoka ho amin'io fifidianana io[/b] Niainga tamin'... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 21:44
Fiffi ( 13/11/2006 19:01)
Hitady namana ve ianao ?
Asa ianareo raha mba mikliky an'ireo PUB ato @ forum ato fa ity misy zavatra hitako ary nahitako soa bdb mihintsy . Misy PUB anelanelan'ny famaliana dinika de misy hoe "Copains d'avant" io de n... tohiny
novalian'i ragany ny 28/11/2006 05:37
Fiffi ( 13/11/2006 09:23)
Ady sipa niafara tamin’ny tsatok’antsy.
[b]Mbola tsy fantatra na ho faty na ho velona izy mirahalahy ireto, fa mbola tsaboina eny amin’ny hopitaly amin’izao fotoana izao. Resaka ady sipa no nahatonga ny fifamonoana ary niafara taminâ€... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/11/2006 19:52
Fiffi ( 12/11/2006 16:26)
TITRE= TRADUCTION LIBRE...TENA LIBRE
efa nalefako teto izy ity efa ela hiany fa naveriko indray sao misy mahafantatra hafa ? -bénéfice route pour lui= tombon-dalana ny azy. -sauterelle ne dort pas 2fois sur le portail=ny val... tohiny
novalian'i naej ny 01/03/2007 14:04
Fiffi ( 12/11/2006 15:31)
Ny Pub
Asa indray na zah irery no mahazo an'ity fa ireo pub miseho rehetra manelanelana ny famaliana ny dinika de mahaliana ahy daholo ka jereko daholo ! saingy... -isaky mi-kliky io pub io aho de very ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/11/2006 06:26
Fiffi ( 09/11/2006 08:03)
Saisir Jacques Chirac et Denis Sassou-Nguesso.
Lasa hiany ny heritreritro hoe fa maninona no any @ J.Chirac sy S.Nguesso no handefasana an'zao ttsy rehetra zao momba ny fifidianana sy ny fitarainana ? (miala tsiny raha @ teny frantsay fa tsy vo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:40
Fiffi ( 08/11/2006 10:19)
Averina tanteraka tahaka ny tamin’ny ifotony ny Rova .
Tonga nitsidika sy nizaha ifotony ny fizotry ny asa fanarenana ny Rovan’i Manjakamiadana, izay kilan’ny afo ny takarivan’ny 06 novambra 1995, teny Anatirova ny Filoham-pirenena Marc Ravaloman... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 17:10
Fiffi ( 07/11/2006 18:06)
Fanambadiana: aoka hitsangana izay mahita ny tsy maha mety i
Variana aho raha nahita an'ity lahatsoratra ity hoe [b]aoka hitsangana izay mahita ny tsy maha mety izao [/b] Nisavorovoro Ambohimangakely iray vohitra tamin’ny sabotsy teo. Fa misy inona, hoy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/11/2006 20:38
Fiffi ( 02/11/2006 16:04)
« Fotsy, mena, maitso ».
« Fotsy, mena, maitso ». Ces trois couleurs du drapeau national seront bientôt arborées par les écoliers malgaches. Les uniformes, - robe pour les filles ; pantalon et chemise pour les garçon... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:41
Fiffi ( 02/11/2006 07:42)
Ianareo lehilahy
Lasa hoe ny heritreritro ry zareo hoe : ny lehilahy eto @ sera2 de tsy mba misy (na misy aza , 1 na 2 angamba) mamaly dinika ao @ sakafo ka mba ny zavatra tiako hanontaniana de zao : -Ianareo ve ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/11/2006 15:57
Fiffi ( 01/11/2006 09:35)
Tia mitsaingotsaingotra ve ianao ?
Tia mitsaingotsaingotra ve nareo ? tsy lasa mihintsy fa mankao an-dakozia ao de ny hihinan-javatra foana no hatao ao ? na hoe mahatsiaro noana kely iny de haka biscuit na zay misy anaty frigo ao de ... tohiny
Fiffi ( 31/10/2006 07:15)
DECES DE RATSIRAKA ETIENNE.
DECES DE RATSIRAKA ETIENNE. Le grand frère de l’ancien président de la République est décédé à Paris dimanche à minuit. Didier Ratsiraka sera-t-il présent aux obsèques ? Arrivée de la dÃ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:42
Fiffi ( 28/10/2006 06:04)
I Dada sy i Neny
Ao ry zareo mba omeo tononkira mikasika an'i Dada sy Neny raha mba mahafantatra nareo an! Ohatra aiko kely hiany izy fa mba tohizo . Dada sy Neny rehefa miteny Tsy maintsy hajaina Fa fototrin'... tohiny
novalian'i ninih ny 08/11/2006 12:27
Fiffi ( 27/10/2006 07:30)
« Handriaka ny rà »
Tsy misy olona izay tsy mihoron-koditra raha vao hiditra amin'ny sehatry ny fifidianana indray ny tanin'ny repoblikan'i Madagasikara, satria leon'ny korontana lava amoizana ain'olona tokoa angaha ka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 07:56
Fiffi ( 26/10/2006 16:32)
Halloween sy ny Kristiana
Ho avy indray ity zao ny 31 Octobra zay hanaovan'ny olona an'ity halloween ity ! Nijery ny fihandoahan'io halowwen io aho ary ny "signification"-ny de hitako ao hoe io fomba io dia natao mba han... tohiny
novalian'i prime ny 04/12/2006 10:17
Fiffi ( 26/10/2006 07:55)
Fitim-baovao
Kandida Lahiniriako Jean Laharana faha roa nahavita ny fanaterana ny biletany tetsy amin'ny lapan'ny kolon-tsaina sy ny fanatanjahan-tena Mahamasina omaly ny kandida Lahiniriko Jean, ary feno ny fe... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/10/2006 10:17
Fiffi ( 19/10/2006 07:02)
14 sisa no tavela !
Omaly no namoaka ny vokatry ny sivana momba ireo kandida 18 ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana, ka 14 no sisa tavela tamin'ireo be finiavana ny ho filoham-pirenena. Ny telo dia ny jeneraly ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:43
Fiffi ( 18/10/2006 05:38)
Joyeux anniversaire .
[size=18][color=red][b]JOYEUX ANNIVERSAIRE WATAFON sy ny namana rehetra zay nitsingerana androany ny annif-ny ![/b][/color][/size] Dia faly miarahaba an'i wata Dokoterantsika eto @ sera2 manokana n... tohiny
novalian'i mimich ny 06/12/2006 07:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3096