Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 19/06/2006 06:14)
Anio ny fanadinana CEPE
Nanomboka ny maraina tamin’ny 7 ora teo ny fiatrehan’ireo mpianatra ny fanadinana CEPE sy hidirana ho amin’ny taona faha enina. Ny taranja frantsay no atrehin’izy ireo voalohany amin’iz... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/10/2006 20:35
Fiffi ( 18/06/2006 02:41)
FETIN'NY RAY
Dia faly miarahaba anareo [b]RAY sy izay ho RAY [/b] rehetra . Ho tahian'Andriamanitra daholo @ adidy aman-draikitra izay hatao . Mirary soa ô ! :-*:-*:-*... tohiny
Fiffi ( 16/06/2006 07:16)
Un Malgache de 8 ans sera expulsé.
Miala tsiny raha @ teny frantsay. Loi Sarkozy : un Malgache de 8 ans sera expulsé, selon le « Washington Post » La loi Sarkozy fait toujours des vagues. Jusqu’aux Etats-Unis, au Congrè... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/08/2006 13:56
Fiffi ( 15/06/2006 07:25)
Immigration en France et visa « Schengen »
Dans le cadre d'une mondialisation toujours plus poussée, la maîtrise de l'accès à notre territoire est une priorité. Cela suppose une action énergique pour empêcher à la source les entrées... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 15:18
Fiffi ( 10/06/2006 07:22)
Ahoana indray ity ?
hummmm ! ahoana indray no fahitanareo an'ity fiara ity ? manja eh ? hummm :) de iza indray no mba tianareo ato ? http://www.passion-tuning.fr/modules.php?name=coppermine&file=displayimage&meta=lastup&... tohiny
novalian'i azerty ny 16/07/2006 21:29
Fiffi ( 08/06/2006 07:09)
«Enjeho Ratsiraka !»
Nitondra fanampim-baovao Ingahy Ratsimba Georges Sylvain mikasika ny lahatsoratra nivoaka teto omaly. Mikasika ny famotsoran-keloka moa no nambarany ary nanipihany fa tsy tokony hisy na hatao izy io... tohiny
novalian'i gaba ny 17/08/2006 10:25
Fiffi ( 03/06/2006 13:20)
CLANDESTINS MALGACHES EN FRANCE.
CLANDESTINS MALGACHES EN FRANCE. La fin de ce mois, est une date fatidique pour les immigrés malgaches en situation irrégulière en France. Menacés d’expulsion à partir du 30 juin. La fi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 15:19
Fiffi ( 03/06/2006 05:18)
FIRARIANTSOA
[b]Mirary soa antsika rehetra tsy misy ankanavaka[/b] -Mirary soa ho an'ireo ray aman-dreny. -Mirary soa ho an'ireo nahazo fara sy dimby. -Mirary soa ho an'ireo mpivady. -Mirary soa ho a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:17
Fiffi ( 31/05/2006 08:35)
Serasera endrika vaovao
Niova endrika ny serasera sa diso aho ? Hummmm ! tsy hay ny tsy hisaotra anao ry hery @ fanatsarana lalandava ity serasera antsika Malagasy rehetra tsy hankanavaka ity an! waouuuuuuuuuuuuu manja... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 05:17
Fiffi ( 30/05/2006 04:44)
FANGATAHANA" VISA ".mankany Frantsa:Misy hafahafa ao .
Nisy fianakaviana iray, efa-mianaka, izany hoe mpivady miaraka amin’ny zanany roa, nanao fangatahana « visa » hitsangantsangana any Frantsa. Nolavin’ny « consulat » frantsay anefa izany fang... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 11:44
Fiffi ( 29/05/2006 12:50)
Fampatokisana
Raha manana namana ianao , dia matoky azy ianao , de miresaka aminy , de mitantara ny zavatra manjoa anao. Normal daholo zany satria izany no maha-mpinamana anao azy. -Saingy hatraiza , na misy f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:09
Fiffi ( 27/05/2006 21:33)
Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra. CHORALIE
[b]Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra[/b] Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hànkalaza Anao , eny , hàankalaza ny anaranao izy. (salamo faha-66) Ho Choralie mandrakizay an... tohiny
novalian'i Zazabe ny 06/06/2006 01:57
Fiffi ( 26/05/2006 06:38)
Sempotry ny rivotra politika ny firenena
Mafana tanteraka ny raharaha politika eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, izay toa hifampiderana fahaizana milalao azy, na ho an’ny antoko politika rehetra na mpanohana na mpanohitra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:19
Fiffi ( 24/05/2006 08:57)
Ianareo ve mba nahatsikaritra ?
Ianareo ve mba nahatsikaritra na mba mijery ny site Radio Vazo Gasy n'tsika eto io fa tena bdb mihintsy ny zavatra mahaliana ao an! -Misy dedicace ery ambony ery -Misy ny spectacle rehetra za... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 20:24
Fiffi ( 24/05/2006 08:13)
Hisaraka isika .....
Mba mangataka ny tonon'ireto hira ireto aho sao dia mba misy mahalala . Dia hisaorako anareo mialoha.:-* Hisaraka isika ka andeha hifanahafatra Hifampi-tso-drano ary koa hifandao............. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 11:08
Fiffi ( 24/05/2006 06:51)
Mbola ilaina ve ny Praiministra ?
Mbola ilaina ve ny Praiministra ? Toy izany koa ny filan-kevitry ny tanàna ? Ny depiote ve manana ny hazon-damosiny ? Toa fanontaniana hafahafa ireo napetraka ireo, saingy manana ny maha izy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 06:41
Fiffi ( 23/05/2006 04:42)
Ny nenina
Hoy zay hira zay hoe: Tsy neniko anefa , lala ô ny nitia anao......... de hoy indray ity hira ity hoe: Tsia ! tsy misy hanenenako ..... Ny ho avy no tandremako. -Raha resaka fanenenana aram-p... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 18:48
Fiffi ( 22/05/2006 14:03)
Sary notsongaina
Somary gaga hiany zah fa mijery ireo sary notsongaina de mi-kliky eo ambany hoe "ny momba azy" nefa tsy ny momba ilay sary notsongaina no miseho fa momba an'olon-kafa. ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2006 09:06
Fiffi ( 20/05/2006 04:44)
Ho antsika namana rehetra tsy misy hakanavaka.
[img]http://yelims1.free.fr/Alphabet/H.gif[/img][img]http://yelims1.free.fr/Alphabet/O.gif[/img] [img]http://yelims1.free.fr/Alphabet/A.gif[/img][img]http://yelims1.free.fr/Alphabet/N.gif[/img][img... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 11:53
Fiffi ( 15/05/2006 06:16)
Ho avy i Rossy
Ho avy tsy ho ela i Rossy, dia inona no olana hoy ny sasany ? Io no mety ho fanontaniana hipetraka ao am-bavan'ny maro raha nandre fa milaza ho avy tsy ho ela eto an-tanindrazana ity mpanan-kanto nala... tohiny
novalian'i bibilax ny 15/09/2006 22:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0506