Anio ny fanadinana CEPE

1. Fiffi ( 19/06/2006 06:14)

Nanomboka ny maraina tamin’ny 7 ora teo ny fiatrehan’ireo mpianatra ny fanadinana CEPE sy hidirana ho amin’ny taona faha enina.

Ny taranja frantsay no atrehin’izy ireo voalohany amin’izany. Raha ho an’ny eto amin’ny distrikan’Antananarivo Renivohitra manokana, dia miisa 25.745 ny mpiadina. Mizara amin’ny toeram-panadinana 25 ireo, ka ny 14 amin’ny CEG ary ny 11 amin’ny EPP. Fa amin’ireo mpiadina voalaza eo ambony, ny 22.627 no hanala ny fanadinana CEPE -6 ème, ny 3.088 ambiny kosa dia ny mari-pahaizana CEPE ihany no alainy. Miisa 1900 ireo mpanara-maso sy mpitsara ity fanadinana ara-panjakana voalohany ity. Raha ny fantatra dia alohan’ny 26 jiona no hivoaka ny valim-panadinana.
A.J La Gazette de la Grande Ile
novalian'i Fiffi ny 15/10/2006 20:35
2. Fiffi ( 19/06/2006 06:16)
Dia mirary soa indrindra ho an'ireo ankizy zay hanala an'io fanadinana io an! Mbola hafa hiany zany CEPE zany an! (manimanina ny taloha):)
3. booboo ( 19/06/2006 06:39)
ié :)
4. sareraka ( 19/06/2006 07:19)
isan'ny candidat @ izany andriamatoa MARC RAVALOMANANA:°):°)
5. Fiffi ( 19/06/2006 09:15)
sareraka:
isan'ny candidat @ izany andriamatoa MARC RAVALOMANANA:°):°)
an3 kosa an! ny azy efa ambony lavitra noho io .


6. pika ( 19/06/2006 10:01)
koa asa na efa ho faramparana ny fisian'izany @ taona faha 5 fa rehefa kelikely ve tsy ilay atao 7 taona indray ny kilasy primaire manomboka eo @ 11ème io

7. pika ( 19/06/2006 10:05)
toa mampatsiahy ny taloha koa izy izany a
ny fihinana ..... :lol:

dia mirary soa ho an'ireo zandry kely izany, tongava @ dingana lavitra kokoa fa tsy dia misy valeurany intsony izany CEPE izany @zao fotoana izao
8. Fiffi ( 19/06/2006 11:11)
pika: fa ahoana no tsy misy valeur-ny tsony ? andray kosa eh! ndryyyy !! nefa de miheritreritra an'ireo zandry , zanaka manala an'io fanadinana io hoe nanao revision tsara mba ho afaka . Eny eh! mety hoe tsy misy valerany fa ho an'ny ankizy zay manala an'io no misy valerany bdb mihintsy.
9. MTN ( 19/06/2006 11:40)
sareraka:

isan'ny candidat @ izany andriamatoa MARC RAVALOMANANA:°):°)



Mahafinaritra anao mihitsy ny mamingavinga mpitondra an. Mba asio fetrany ihany indraindray. Raha mbola propagande na efa tsy eo amin'ny toerana maha-mpitondra azy intsony izy dia azo iafihana ihany.

Tsy mampihomehy.
10. Fiffi ( 19/06/2006 12:42)
MTN: indrisy fa efa mahazatra an'i sareraka mihintsy zao mamingavinga olona zao ! indrindra fa ny filoha! tena mampalahelo be le toe-tsaina eh! tokony hanala CEP mihintsy angamba izy mba hihanatra ny fanajana sy ny tsy famingavinganana ny filoha tahak'izao.
11. fasaly ( 20/06/2006 03:43)
hummm! tadidiko ery zà nanala CEPE! hendry ery mitondra ny trousse kely sady dobodoboka be ny fo hoe sao sarotra beuh:wink:
mirary fanadinana ho an'i kilonga kely rehetra manaàla cepe aza e!:-*
12. bimanoa ( 20/06/2006 04:26)
fa 6ans ny zandriny indrindra t@ ireo nanala cepe araka ny vaovao t@ matv omaly, firy taona ary izy izany no nanomboka nianatra ? 13ans izy izany no manala bac fa raha mbola misôty kilasy aza d mety ho 10 ans any !
13. Fiffi ( 20/06/2006 05:42)
ie ! hitako iny fa hummm mahay an! :)
14. Fiffi ( 15/10/2006 20:35)
vale: jereo ange ity eh ? http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44978c06603b3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0587