Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fiffi, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 27/02/2006 07:46)
Maha-koditra !
Tsikaritra tato ho ato fa nalaza ny resaka fombafomba malagasy izay zary mifangaro amin’ny fanompoan-tsampy amin’ny ankapobeny. Manalasala amin’ny malagasy sasany ihany izy ity satria toa mbola ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2006 05:18
Fiffi ( 27/02/2006 07:28)
DIDIER SY MARC
Didier! Didier! Manao ahoana ianao izay? Didier! Didier! Mbola velona ve? Sa efa lanin’ny kalalao! Hay! Hay moa! hay tokoa! Mbola maro ao Paris ao, ireo boto sy zandrinao. Izay tsy sasatry, ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2006 19:58
Fiffi ( 27/02/2006 05:49)
Fiangonana mampitaraina ny manodidina
Misy trano fiangonana iray miorina eo akaikin’ny tsena vaovao ao amin’ny trano fitehirizan’entan’ny orinasa Sinpa taloha, ary dia mampimenomenona ny mponina manodidina ny kotaba sy ny horakora... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:38
Fiffi ( 27/02/2006 05:48)
Tazo any Toamasina , mahatratra 16 no maty
Be midina, ny zoma teo, no nentin’ny manam-pahefana nanehoana fa mandray an-tanana ilay resaka “dengue” any Toamasina izy. Tazo nampisy resabe tokoa, taorian’ny nahenoana fa misy koa izany “... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2006 21:27
Fiffi ( 26/02/2006 13:35)
Flan tsy misy atody
Amin'izao fahatahorana ny hinanana atody nohon'ny grippe aviaire izao dia mba fantatrareo ve fa azo hatao tsara ny fanaovana "flan na fond de tarte" tsy hampiasaina atody ? Inty ary misy recette kely:... tohiny
novalian'i mira ny 13/04/2006 12:13
Fiffi ( 26/02/2006 10:28)
Fanolanana zaza tsy ampy taona
[u]Inona no tsy voavidim-bola ? [/u] "Tsy azo anaovana raharaham-pihavanana" Mahazo vahana amin’izao fotoana izao ny fanolanana zaza tsy ampy taona, araka ny efa nitareran-tsika azy teto ombieny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2006 15:46
Fiffi ( 24/02/2006 06:44)
Vonjeo ny marary fa aza variana amin'ny fifidianana
Feno ny hopitaly, ny fanafody tsy hay vidiana, ny aretina ahiana hiparitaka manerana ny Nosy. Io no tonga ao an-tsain’ny rehetra raha mandre fa tsy mandray marary intsony ny hopitaly be ao Toamasina... tohiny
Fiffi ( 23/02/2006 10:26)
Vahinala
Vahinala aaaaaaaa !!! :(:(:(:(... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 17:06
Fiffi ( 23/02/2006 05:42)
Tonga ny nandrasana
Tapitra hatreo ny resabe izay nataon’ireo milaza azy ho mpanohitra ny fitondrana ankehitriny. Niantso ny mpanao gazety ny Filoham-pirenena Marc Ravalomanana omaly teny amin’ny Lapam-panjakan... tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 20:26
Fiffi ( 22/02/2006 05:28)
Rovan'i Manjakamiadana
Nandray anjara amin'ny fanarenana ny Rovan'i Manjakamiadana ny vondron'ny menavazana tia tanindrazana tamin'ny 1947 ( VMTTM 47 ) Nanolotra lelavola voaangon'ny fikambanana izy ireo , homeny ny komitim... tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 20:35
Fiffi ( 21/02/2006 16:16)
Malahelo aho izany.
Tsy aiko ry zareo fa indraindray aho dia malahelo. malahelo inona anefa ? malahelo an'iza ? fa misy inona ? betsaka ny fanontaniana hapetrako irery koa. Tsy mi-deprime aho an! fa tampotampoka eo dia m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 12:06
Fiffi ( 21/02/2006 07:13)
Ny daty nanombohan'ny fitondrana
Mino aho fa ny HCC no hamaritra ny daty nanombohan'ny fitondrana Ady hevitra tsy mety tapitra eo amin'ny mpanao politika ny daty niantombohan'ny fitondrana Marc Ravalomanana.Na ny 22 febroary na ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2006 21:47
Fiffi ( 20/02/2006 08:07)
Mahantra ve ny Malagasy?
Tsy aiko raha azo lazaina fa mahantra ny Gasy, marina aloha fa misy mihintsy ny mahantra saingy maro dia maro tokoa ny manana: Raha jerena ohatra ny mponina ao Tana firy , firy no manana ireny fiara m... tohiny
novalian'i TYNOS ny 28/03/2006 12:17
Fiffi ( 20/02/2006 05:46)
Analakely: Nanjavona
Nanjavona ilay rangahy rehefa avy nihinana ny ankihikeliny! Tsy mampino nefa zavatra nisy , nivoady ity mpangarom-paosy fa raha migadra fanintelony izy dia tapahany ny ankihikeliny.Nigadra fanintelon... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2006 19:39
Fiffi ( 19/02/2006 08:19)
Vaovao azo farany.
Communiqué de presse de la Présidence de la République de Madagascar. Tiako-i-Madagasikara Efa hatramin'ny Alarobia faha-15 febroary no efa nanomboka nitodi-doha nihazo an'i Madagasikara ny f... tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 20:53
Fiffi ( 19/02/2006 07:30)
TOUS VISÉS, TOUS CONCERNÉS TOUS LES ÉTRANGERS, Y COMPRIS LES
Association des Etudiants d’Origine Malgache – AEOM – 17, rue de l’Avre, 75015 Paris aeom@ras.eu.org et www.aeom.sgdg.org Etudiants, salariés, demandeurs d’emplois, personnes malades, ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2006 06:19
Fiffi ( 17/02/2006 05:56)
Tsy fahasalaman'ny Filiham-pirenena
Tsaho fanakorontanana saim-bahoaka amin'ny fanjakana Miala sasatra sa mitsabo tena ny Filohan'ny Repoblika , izay any ivelany amin'izao fotoana izao ? Lasa resabe ny momba ani'izany tao ho ato , mety... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/02/2006 05:40
Fiffi ( 16/02/2006 21:08)
Ny Fianakaviana
Iza no mba mahay milaza ny momba ny Fianakaviana: ohatra voalohany dia ny hoe inona no filaza ireo Dadabe sy Nenibe taloha izany an! alohan'ny dadabe sy nenibe . Dia atomboka koa ny zafikely Izany ho... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2006 20:45
Fiffi ( 16/02/2006 05:11)
Ny Fanahy
Zava-dehibe amin’ny malagasy ny atao hoe fanahy. Tsy ny fanahy araka ny fiheveran’ny firenena, na finoana hafa azy akory fa ilay lazainy ho maha-olona. Iza tamintsika tokoa moa no tsy mbola nandre... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/02/2006 05:43
Fiffi ( 14/02/2006 05:02)
Teny zato, kabary arivo…Tsy zaka marina.
Zary mifampitsetsetra ry be resaka ambony latabatra sa ny akon’ireo raharaha nampihoron-koditra ny Malagasy hatramin’izay teto amintsika... asa na ny fahasahiana mandray andraikitra no tsy misy ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0523