Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i saranga, milahatra araka ny daty
saranga
(
15/04/2009 08:21)
Tena sahy tokoa ve Ravalomanana Marc
Ny hahatongavany aloha dia sahy izy ary tsy ho ela. Fa sahy hanao amnistie ve izy, sahy hanao gouvernement d'union na d'unité nationale ve izy, sahy hanao transition démocratique ve izy, sahy hanao ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 12:49
saranga
(
10/04/2009 07:35)
Hilamina ihany ve izy ity e ?
Tena misavoritaka ny sain'ny vahoaka ry reto a, hilamina rahoviana izy ity e ? ...
tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 07:40
saranga
(
02/04/2009 06:55)
Tsy aritro ty tao amina Ministera (MDAT)
Loza rey olona fa ireto mpanao politika AREMA, AKFM, Leader, UNDD, CRN sy ny sisa daholo no mamemo ny couloir-n'ny Ministera rehetra. Dia ny loza koa dia ity : mitady seza daholo ireo donto sy tsy nia...
tohiny
novalian'i Oay ny 02/04/2009 10:18
saranga
(
30/03/2009 08:26)
Vao maomboka de tendan-kanina be
Vao herinandro ve nama no ministre ry zalahy reo die efa tendan-kanina be. Fantatrareo ve fa nisy vadina ministre TGV naka 12 millions Ariary tany amin'ny banky iray tsy tononiko dia tsy nomen'ilay ba...
tohiny
novalian'i irihat ny 30/03/2009 13:50
saranga
(
25/03/2009 11:48)
Vao herinandro dia efa be afera ny ministra
Zaho nama mahita fa tsy ampy herinandro no voatendry ministra ilay ramatoa be ao amin'ny Fitsarana dia efa 1.500.000 Fmg sahady ny mamoaka didy ataon'ny mpitsara ao Anosy. Misy porofo io ary lazain'it...
tohiny
novalian'i tafondro ny 25/03/2009 23:45
saranga
(
19/03/2009 07:28)
Mitandrema isika
Asa na tsy matotra na be vazivazy na tsy alehany fa tena misy mpanely tsaho gaigy be eto amin'ity serasera ity. Mba matotra razoky a ! Enao io mihitsy no teneniko eto, enao mamaky an'ity hafatra ity...
tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 19/03/2009 08:14
saranga
(
19/03/2009 05:19)
declaration de l'armée malagasy
DECLARATION
Nous, militaire de la Base Aéronavale d’Ivato (BANI) et du Premier Régiment de la Force d’Intervention (1e RFI) d’Ivato, tout grade confondu déclare solennellement :
1- Nous con...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:43
saranga
(
17/03/2009 09:47)
Ho lavitrezaka ny tolona
Zao no lazaiko : na dia miala eo aza Ravalo dia tsy hilamina vetivety ity tanàna ity satria ny TIM indray no hisolo ny TGV eo amin'ny 13 mai. De tadidio fa tsy hisy filaminana hatramin'ny 2012 ity re...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 11:23
saranga
(
17/03/2009 07:05)
Ho sarotra amin'ny TGV ny raharaha
Tena ho sarotra amin'ny Andry TGV ny raharaha. Tsy hanaiky ny hipetrahany ho filohan'ny tetezamita izany ry zareo andrarezina mpanao politika. Henonareo ny tenin'i Ratsirahonana hoe ny assises nationa...
tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 10:48
saranga
(
10/03/2009 09:03)
Nizara basy tao Analakely i Alain Ramaroson
Mpanao gazety mihitsy no niteny fa nizara basy tao Analakely i Alain Ramaroson omaly. Misy porofo izany. Inona no hatao amin'izany ?...
tohiny
novalian'i peta83 ny 10/03/2009 13:46
saranga
(
04/03/2009 09:57)
Ismael ao amin'ny Antsiva no mpampiady samy malagasy
Tokony esorina tsy ho senateur i Rabetsitonta Tovonanahary satria azy io Radio Antsiva io. Ity Ismael ity dia tsy analyse na observation politique intsony no ataony fa tena fanaratsiana sy fampiadiana...
tohiny
novalian'i mpandalina ny 16/03/2009 07:14
saranga
(
22/01/2009 08:05)
Des saboteurs de haut niveau
Constatant la situation actuelle au sein du Ministère de l'aménagement du territoire, j'ose confirmer qu'il y a des saboteurs de haut niveau au sein du Cabinet de Ministre à commancer par son Chef ...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 25/01/2009 21:19
saranga
(
13/01/2009 06:30)
Raharaha tanin'ny DAEWO Logistics
En version malagasy.
Izao no marina mikasika ity resa-be ity. Ny Ministeran'ny fanana-tany sy ny fanajariana ny tany (MRFDAT) dia tsy namoaka lalàna mihitsy hahazoan'ny Daewo io tany io. Noporofoiko...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 17/01/2009 06:49
saranga
(
06/01/2009 09:29)
Mba misy mahay ny tary
Mahagaga mihitsy razoky ireto olonatendren-dRavalo ireto : misy tena olona tsy reven'ny bailleurs de fonds mihitsy (satria tsy mahay, hoy ny Banky mondialy sy ny U.E.) nefa dia omena toerana foana. Te...
tohiny
novalian'i penguin ny 09/01/2009 15:26
saranga
(
26/12/2008 09:05)
Mitady serial number JetAudio 7
Zay mba manana dia alefaso amiko ny numéro de série Jet AUdio v7. Merci dia ho ela velona e...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 10/03/2009 06:57
saranga
(
05/12/2008 08:21)
Tsy nampoiziko
Tsy nampoiziko ho nareo indray ity no mitsikera an-dRavalo, mba marina e ! Zaho mantsy tsy hoe mitsikera be fahatany fa mba manana vision plus objective, plus naturelle e ! De nareo ndray ity no manen...
tohiny
novalian'i saranga ny 29/12/2008 08:49
saranga
(
26/11/2008 07:45)
Tout est MAP maintenant
Hoy ny mpisotro toaka hoe Misotro Am-Pilaminana
Ny makorely hoe Miasa Amin'ny Protector
Ny vahoaka mijaly hoe Miharitra Am-Pitsanganana
Ry zalahy Ministra aza sahy miteny hoe Mangalatra Am-Pilamina...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:03
saranga
(
21/10/2008 12:07)
La biodiversite malgache sacrifiee a la plus grosse mine de
MORAMANGA (Madagascar) - A Moramanga, une énorme balafre entaille la forêt primaire. Malgré la biodiversité unique de cette région de Madagascar, la plus grande mine de nickel au monde et un giga...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/10/2008 21:11
saranga
(
17/07/2008 08:24)
Manja e
Manja ny presentation serasera mivolom-boasary izao. Tena tsara sady félicitation. Aiza re amin'izao rabaradaka raha mahita izao fiovan-doko izao e ! Vive l'orange...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/07/2008 16:23
saranga
(
17/07/2008 08:20)
Misy atahoran-dRavalo ve ?
Zaho zalahy efa ho 30 ans no naha-fonctionnaire ahy fa mbola tsy nisy karaha ity : misy ministère efa tamin'ny fin avril no voatendry ny ministre nefa mbola tsy misy staff : tsy misy SG, tsy misy DG,...
tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 01:15
