Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i saranga, milahatra araka ny daty
saranga
(
05/05/2008 08:32)
Hay ve mahay mihaino ihany Ravalo e
Efa hitan-dRavalo fa miharatsy ny resaka politika dia mba nihaino ny feon'ny sasany ihany izy, hay ve mahay matahotra ihany ilay ranamana e ! fa izao ireo mpisolelaka sy fanao tohatra fiakarana mba ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/05/2008 00:54
saranga
(
03/04/2008 11:48)
Tsy mety mahazo laka
Atahoran'ny moderateur TIM ve sa tsy mahatanty demokrasia ny TIM fa mba sendra nijery ny sity oeban'ny TIM aho dia tsy afaka nijanona mihoatra ny 1 andro ny hevitry rabaradaka. ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/04/2008 17:03
saranga
(
22/02/2008 11:46)
Gouvernemanta mahay mitsinjo lavitra
Mila gouvernement prévisionniste ny firenena
Hatramin’izay dia gouvernement executive araka ny anarany no teo. Mandray baiko dia misolelaka dia avy eo esorina. Fa tsy vao izao no nisy cyclone teto...
tohiny
novalian'i nandrianina1 ny 05/03/2008 08:01
saranga
(
22/02/2008 11:28)
Tsy mahomby intsony ny AREMA
Efa mazava nama ny resaka, tsy tian’ny olona intsony izany Houlder, Pierre Tsiranana, Voninahitsy Jean Ogène, Pierre Andrianantenaina, Alain Ramaroson, Marson Evariste, Zakahely Boniface, iza koa m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/02/2008 03:06
saranga
(
09/01/2008 11:22)
Rahoviana i Ravalo no hiala
Rahoviana no hiala Ravalo
Nolazaina fa tsy hijanona ela amin’ny fitondrana I Ravalo. Zao no marinamampitaha ny taona nijanonan’I dadatoa Deba teo amin’ny toerany izy fa eba nahavita 25 ans izy ...
tohiny
novalian'i jiolah ny 21/01/2008 12:17
saranga
(
09/01/2008 11:17)
Hiakatra avo roa heny hono ny vokatra
Ampiakarina avo roa heny ny vokatra
Hatramin’ny 1985 no nilaza ny Boky mena fa hampitombooina avo roa heny ny voka-bary, izao no zavamisy : 1985 rendement 2,13t/ha ary 2006 : 2,53t/ha. Dia hanao ma...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 14/01/2008 04:01
saranga
(
09/01/2008 11:15)
Hala-bato tsy misy toa izany
Hala-bato
Hatramin’izay nisian’ny fifidianana teto Mada (depuis 1958) dia ny tamin’ny deputations sy communales teo no tena halabato mahamenatra. Ohatra iray, tao Ambanja, nandresy i Soleimana ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:00
saranga
(
13/12/2007 07:52)
Iza ireo tsy miteny ireo
Iza ireo tsy miteny ireo ?:lol::oops:;-)...
tohiny
novalian'i Tenamarina ny 14/12/2007 19:45
saranga
(
08/12/2007 11:39)
Hiakatra hizaha propagandy
Ny propagandinay nama efa tsy mamely satria ny TIM efa be taimbava, fa tehahita an'ireo Ministre, député, sénateur ho voaroakan-dRavalo aho satria tsy ho lany Rafaly....
tohiny
saranga
(
01/12/2007 07:41)
Tena tsy rariny nama ity delestage
Asa akory nareo ao Tanà fa ny delestage aty maninay nama tena gravy sady tena leo ny vahoaka; Aiza lay tenin-dRavalo tamin'ny Juillet hoe octobre no faran'io delestage io. Ndao arodana nama Ravalo fa...
tohiny
novalian'i saranga ny 06/12/2007 06:07
saranga
(
11/10/2007 09:35)
Ny hevitry ny teny hoe saranga
Ny heviny dia maro, amin'ny hindoue dia hoe ilay mpanjakan'ny zanatsipika...
tohiny
novalian'i niainalynx ny 15/10/2007 10:13
saranga
(
11/10/2007 09:27)
Ny hevitry rabaradaka
Efa ela no nahateto ahy fa raha nandinika ny hevitr'ity antsoina hoe rabaradaka aho dia toa olona mahalala zavatra ao amin'ny administration de l'Etat. Ny idée sy hevitra avoakany eto dia toa mitombi...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2007 21:55
