Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bichette, milahatra araka ny daty
bichette ( 20/10/2005 08:10)
GRIPPE AVIAIRE SY M/KARA
Salama daholo o ! mba ahoana ny gasy amin'io grippe miely be io ? ... tohiny
novalian'i kally ny 20/10/2005 15:28
bichette ( 19/10/2005 06:33)
TSY MENDRIKA AHO EKEKO IZANY
mibolisatra indraindray na dia efa mitandrina tsara izao aza isika olombelona. victime matetika amin'ny fitsinjovana loatra ny hafa, manampy ny hafa kanjo ny tena no ao andavaka, tsy maninona fa assum... tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/10/2005 08:26
bichette ( 10/10/2005 06:46)
maraina sa hariva ny sport no tsara
ilay maraina vao mifoha mihitsy iny sa ny hariva not sara manao sport ? ilay vao mifoha mihintsy iny ve ?... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/10/2005 11:22
bichette ( 07/10/2005 07:05)
QUICHE
Inona no tokony hatao mba ho masaka tsara sy mikarepoka sy mafy ilay pate ambany iny rehefa mahandro quiche ? satria lena ve ilay legume na ilay fangarony dia mitera-drano ? ohatra hoe saumon, poireau... tohiny
novalian'i zoara ny 08/01/2006 13:18
bichette ( 27/09/2005 15:04)
cactus
efa in betsaka ihany aho no nanana an'izy io fa nony ela dia lo ny ao anatiny nefa zara raha tondrahana. Mba mila sosokevitra avy aminareo anie e ! Misaotra tompoko ... tohiny
bichette ( 12/09/2005 14:57)
NEMS
Ahoana ny fanaovana nems ry namako isany ? dia inona avy no tena atao ao anatiny azafady ? Niverina nijery ilay lohateny (voalohany indrindra hatramin'ny niforonan'ity lohahevitra ity)hoe nems sy samb... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 03:26
bichette ( 05/09/2005 15:24)
ireo mampiditra tononkira
mahafinaritra ny mapiditra tononkira ary hisaorana ny tsirairay kanefa tsara angamba raha ezahana mba tsy asiana diso ilay izy satria misy : - diso ny fehezan-teny - diso ny teny (ohatra hoe nan... tohiny
novalian'i bozimanga ny 20/10/2005 12:45
bichette ( 24/08/2005 14:48)
diso tsipelina ao tononkalo
sao dia mba tokony atao hoe :"tsy mbola misy naneho hevitra ....." ilay hoe "[u]mbola tsisy[/u]..." , toa misy fahadisoantsipelina maromaro ihany ato ....... tohiny
novalian'i booboo ny 31/08/2005 13:50
bichette ( 23/08/2005 15:10)
VARICE
inn no tokony atao hisoroana an'io ? - raha tsy mbola misy varice - raha efa misy varice ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:29
bichette ( 02/08/2005 14:12)
ny fototry ny merina, ny sata sns
mba avy aiza marina e ! ireo fomba toy ny didipoitra, ny malabary, ny famadihana sns... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 21:34
bichette ( 27/07/2005 06:46)
Judaisme
Inona avy no fantatrareo momba an'izy io ? ... tohiny
novalian'i bichette ny 29/08/2005 15:54
bichette ( 19/07/2005 15:24)
olona mahery fofona
misy karazan'olona mahery fofona, àsa na inona no mahatonga an'izany, dia inona no asaina ataon'ireny olona ireny, ilay izy tsy hoe voatery hoe fofona tsemboka ary tsy fofona tsemboka fa ilay vatan'... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/09/2005 20:16
bichette ( 16/06/2005 09:54)
CANCER : NY FISEHONY, IREO OLONA VOANY, ny ady atao, sn ...
mba lasa saina ihany aho hoe ahoana ny endrika hisehoany amin'ny voalohany ? misy fanaintainana ve ? efa hahita ol voany ve ianareo ka tena hoe sitrana tanteraka ? dia faritra inona no voany inty a... tohiny
novalian'i bodo14 ny 26/09/2014 14:50
bichette ( 26/05/2005 13:56)
tsy mety tsemboka ...
manezaka ihany misotro rano ara-dalana fa tena tsy mety tsemboka mihitsy na dia reraka sy avy manao sport aza, inona no antony ? ary sao dia mamparary izany ????:roll::roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2005 21:50
bichette ( 17/05/2005 07:26)
fahandro akoho
ahoana no fahandronareo akoho dia inona avy ny resety amin'ny akoho ? misaotra tompoko... tohiny
novalian'i larissa ny 15/12/2005 18:59
bichette ( 27/04/2005 06:46)
fihaonana tao 67ha
Nahafinaritra tokoa ilay fihaonana tamin'ny zoma hariva teo. Mahafinaritra ny mahita fa rehefa tena misy ny fifankatiavana dia tena miray hina tokoa, na ivelan'ny serasera aza dia tena mpinamana tokoa... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2005 21:07
bichette ( 15/03/2005 15:23)
karazan'olona ...
Mahagaga mihitsy ato fa misy karazana andian’olona maromaro. Ao ny mpampiditra lohahevitra, ao ny mpamaly sy maneho hevitra na inona na inona ny lohahevitra , ary dia mamaly foana foana mihitsy... tohiny
novalian'i vegas ny 08/04/2005 19:07
bichette ( 14/03/2005 14:00)
le lait
Le lait contient environ 87% d'eau, ce qui lui permet de contribuer de manière significative à l'apport hydrique journalier. Le saviez-vous? Le lait et les produits laitiers sont les aliments... tohiny
bichette ( 02/03/2005 08:26)
produits anti-age, anti-ride
rehefa firy taona marina no manao anti-age ? ny anti-ride ? misy pub mantsy toa mbola tanora dia manao anti-ride ... araky ny fantatro dia a partir de 30 na 32 ans no manao anti-age fa any amin'ny 5... tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:31
bichette ( 25/02/2005 08:59)
hodi-tava mandimandina
Inona no produits tena tsara ho an'ny hodintsika malagasy ? manala mony, manala ny mibontsibontsina sns ? inona ny marque ? ... tohiny
novalian'i rurik ny 09/09/2005 12:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0329