cactus

1. bichette ( 27/09/2005 15:04)
efa in betsaka ihany aho no nanana an'izy io fa nony ela dia lo ny ao anatiny nefa zara raha tondrahana. Mba mila sosokevitra avy aminareo anie e ! Misaotra tompoko
2. zakony ( 27/09/2005 15:15)
ny maha lo azy dia ilay "zara raha tondrahana" satria tokony tsy tondrahana ny cactus. Arakaraka ny karazana sy ny habeny aloha e, inona ilay cactus nao izay
3. fasaly ( 27/09/2005 17:50)
ny ahy raha mitondraka de une fois tous les six mois ihany raha hitondrakaaza , fa velona eo foana.
sao de voatondraka loatra marina???
4. fijo ( 27/09/2005 20:37)
aryu bi bi izany tia tsindrona an.hi hi hi
izao atao,avohay eo ivelany lavarangana ahazo hainandro,dia aza tondrahana matetika,fa indray mandeha isaky ny iray volana,ary tsy atao be rano.
5. Liltax ( 28/09/2005 04:13)
avoahy hahazo masoandro de tsy tondrahana matetika , nefa koa sao de le tany any mintsy ndray no tsy mety aminy le cactus .
6. bichette ( 28/09/2005 06:43)
nefa matahoatra ndray aho sao maty maina loatra ? hi hi hi !!!! kely anie zany rano nataoko zany e ! andramako tsy tondrahana mihintsy araky ny teninareo rehetra indray !
otra chozy, marina ve fa ny cactus hono tsara atao ambonin'ny micro-onde :?:
7. zakony ( 28/09/2005 09:09)
bichette>
toa mampahatsiahy ahy rafotsibe nanasa chien de salon tao anaty machine a laver ianao zany...:°)
8. belo ( 28/09/2005 10:44)
amiko koa aloha dia tokony tsy ho tondrahina mihintsy ny cactus. atao mahazo hain'andro dia avela miaina ho azy eo.
9. bichette ( 28/09/2005 12:14)
eny aza e !
zakony hi hi hi
10. Nananie ( 28/09/2005 13:23)
Ko refa hiver anie tsy misy masoandro mihintsy e! Dia aôna ndray?! sa tsy maninn koa raha atao akaikin'ny radiateur?
11. bichette ( 03/10/2005 15:25)
dé àsa aky !
12. Herimiafina ( 04/10/2005 04:08)
Jereo ny tany nasianao azy sao tany be tsy mifaditrovana, jereo ny tany hanirian'ny cactus any amin'ny milieu naturel misy azy: misy stress d'eau, riche chimiquement, sol alcalins sy fasipasihana. dia izay ampiasaina, asio vatokely.

Sao aloha dia Opuntia izany fa tsy cactus e? Afangaron'ny olona foana mantsy ireo. Cactus le otran'ireny amin'ny dessin animé an'i Lucky Luke ireny, any texas zany, fa opuntia le boribory ravina mifampitohitohy otran'ilay any Dago ireny.

Fa na de zany aza misy cactus any Dago an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.804