Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 03/06/2007 11:05)
leo be za @fitiavan-tena ny vadiko
bjr doly za reto manambady fa ny tena tsy tantiko de ty tena be izy tsy mahalala afa-tsy ny tenany sy ny familleny nefa ny ahy na ny reniko aza tsy rarahiny nefa mananintena ; tena leo be za ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2007 03:36
xxx ( 01/06/2007 13:52)
tomany
Mitomany a fa tsitako tsony wa fasaly!!!!... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 23:07
xxx ( 01/06/2007 11:44)
Mòdely @ fandraisana ny tenin'Andriamanitra i Masina Maria
Tao amin'i Maria, noho ny fiarahany niasa tamin'ny Fanahy Masina, no tonga nofo ilay Tenin'Andriamanitra (logos). 1 - Mòdely ny kristiana rehetra amin'ny fandraisana ny tenin'Andriamanitra izy: "i... tohiny
xxx ( 01/06/2007 09:28)
Fa tsy misy na dia iray aza avy amiko!
[size=13px][center]Fa na talenta na fahaizana na saina Sy izay rehetra azoko ampiasaina Dia voninahitrao na dia toa kilalao Fa tsy misy na iray aza avy amiko Fa Anao ireny no nindramiko...[/center... tohiny
novalian'i marozevo ny 04/06/2007 07:26
xxx ( 01/06/2007 07:29)
inona no ataoko?
mila fanampiana reto fa afaka 1 volana eo ho eo ny mariaziko, olona tiako b izy io, mifankafantatra tsara izahay ary fantatro fa tia ahy be koa izy, mahafohy ny rehetrany ho ahy, tendre sns, olona ten... tohiny
xxx ( 31/05/2007 20:16)
diso ve aho.....?
Raha nifankatia tamin'ny olona iray izay aho, dia tena tera-pitiavana tokoa moa izany.....izany no hatao hoe amoureuse.....tsy msy toa ahy. izahay aloha tamin'ny net no nifakahalalanay e! dia mivan... tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2007 12:09
xxx ( 31/05/2007 07:05)
champignons
tsy aiko na misy tratra ôtrana fa tsitako tsony ze atao, misy mangididy ny foufoune d misy coagulation fotsy, makany am gynéco d oe mila manao coton fa allergie io, d vita soamatsara ko ny traitemen... tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 00:18
xxx ( 30/05/2007 19:59)
za
Za reto vao mbola imbitsy kely no tany am-piangonana hatramizay niainako. Izaho mantsy mino an'Andriamanitra fa tsy mino loatra ny fiangonana satria ny mpiangona tany aminay tena naditra be. Dia izaho... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:22
xxx ( 30/05/2007 07:00)
vahaolana ve ny fikapohana ankizy?
Miarahaba ny mpiserasera rehetra indray, Vahaolana ve ny fikapohana ankizy rehefa misy hadalana ataony? ary ny fanaovana teny maharary? Tsy izany mantsy fa manome tsiny ahy mafy dia mafy neninay sa... tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2007 14:55
xxx ( 29/05/2007 15:09)
18
BOZYLOVE... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 15:50
xxx ( 28/05/2007 19:50)
niady be izy mivady
raikitra ny fiavonavonana tao an-trano,niatomboka t@ fifamaliana raikitra avonavona tsy nahatanty ramose ka sendra nitodika madama nasiany sakay ny sakafon'i madama ka (ah!!!ah!!!!ah!!!!!ah!!!!!ah!!!!... tohiny
novalian'i andrea ny 29/05/2007 10:01
xxx ( 28/05/2007 19:26)
1er amour tsy adino; nefa tsy maintsy hisaraka
! slt daholo! niaraka t@sipako 1 za ; 16 ans za t@zay ; mbola tsy tafiditra niroso t@ rapport nefa izahay raha tsy feno 18 ans za ! nandritra zay de niaraka teny fotsiny izy ko moa nanaiky ... tohiny
novalian'i kanota ny 04/07/2007 06:33
xxx ( 28/05/2007 16:57)
toky iray
zao . tsy kivy tsy ketraka re ny aty raha mbola ianao ko no ianao a,ny tanjoko dia izay ahasoa sy ahasambatra anao satria zay no voady efa nolazaiko t@ andriamanitra ka tsy mivadika @ zay nekena aho, ... tohiny
novalian'i arialy ny 07/06/2007 10:31
xxx ( 28/05/2007 12:38)
ampidirina ny a!
alatsaka ny zanatsoratra a ! sa alatsaka ny a ! ahainga ny zanatsoratra a ! sa ahainga ny a ! ampidirina ny zanatsoratra a ! sa ampidirina ny a ! esorina ny zanatsoratra a ! sa esorina ny a !... tohiny
novalian'i pimaso ny 30/05/2007 08:27
xxx ( 28/05/2007 08:42)
Ho an'i niryna
Matetika izahay eto no diso hevitra, na disona ny hevitra lazainay. Ifonana aminao ny amin'izany. Ekenanay ny hadisoanay, ary vonona ny hanintsy ny dianay izahay. Izao anefa: ny tsy fahalalana no mah... tohiny
novalian'i namanao ny 07/06/2007 15:24
xxx ( 27/05/2007 19:10)
tsy mampme
tsy mampme hihihihi!:x ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/05/2007 19:39
xxx ( 26/05/2007 18:40)
koaitra any cuba
Nisy akama be-ako avy any cuba dia hoy izy tamiko. - Raha mankany cuba ialahy ka hoe hiodina amin'ny koaitra dia aza maka an'ilay manja be ireny. - Fa ahoana hoy aho? - Na ratsy koa aza moa eh? -... tohiny
novalian'i hery ny 29/05/2007 07:12
xxx ( 26/05/2007 17:43)
Mahatsiaro mijaly eo aminy fitiavana!
Salama daholo ranamana a!mialatsiny betsaka aho raha soamary mba hitady hevitra aminareo e!ka miangavy mbva homeo hevitra fa tena sahirana e!izao ary ilay olana! Efa nanambady aho teo aloha fa efa ni... tohiny
novalian'i naej ny 28/06/2007 12:25
xxx ( 26/05/2007 14:15)
Mbola Kristiana, sady Kristiana Katolika?
1 - Raha jerena ny zava-misy dia tsy vitsy ireo olona no lasa tsy mino intsony. Ao ny milaza fa tsy misy Andriamanitra, ao ny miteny fa tsy ilaina intsony izany, angano io, sns.... Isika anefa mbola K... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2007 19:27
xxx ( 26/05/2007 12:12)
FANDINIHAN-TENA
Ny fandinihan-tena manokana miaraka amin'Andriamanitra no tsy ampy amintsika ka mahatonga ny maro ho diso hevitra indraindray. Miverina matetika ny teny hoe: MANDINIHANA TENA, MANAOVA FANDANJALANJANA,... tohiny
novalian'i linarako2 ny 01/06/2007 17:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2151