Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
14/05/2007 16:46)
mahamenatra ry reto a!
fa inona loatra ty mahazo? mba jereo wanadoo.mg, forum,"tsy rariny kosa e!" vakio ny an'i zembla, gasy tsisy paps...
tohiny
novalian'i wtf10 ny 26/05/2007 12:01
xxx
(
13/05/2007 12:23)
omeo torohevitra o! te hiova specialités malagasy
mba mangataka torohevitra,e! mba te hanao restaurant za ka mety mande ve reto ny specialitétsika gasy, izany hoe hanao sakafo gasy mihitsy hitako ireny restaurant gasy any paris sns ireny fa fantatro...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2007 11:36
xxx
(
13/05/2007 09:50)
tia
manambady efa ho 10taona za , manan_janaka 2, miandry anilay vadiko hiova za fa ee , tsy mety miova mihintsy ! , izy aloha tsy miodina fa tsy attentionné mihintsy , fa za foana no manao ezaka , anaty...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2007 20:10
xxx
(
12/05/2007 15:29)
sos allergie
mba miangavy vonjy maika hevitra avy aminareo fa zanaky zokiko lasa mangana sy simba ny endriny hilany saika nanakotra ny masony potika bé ny endriny,mampataotra zaza efa taona ary efa manao vaccin,n...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 18/05/2007 07:25
xxx
(
11/05/2007 17:20)
lhl misy volokelika
Nijery ito aho http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary&asa=tsikera&saryid=s463a0fe5e8e89 dia gaga hoe angaha koa ny lhl mila manala volokelika?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/06/2007 03:57
xxx
(
10/05/2007 19:22)
autohypnotisme
Miala tsiny tsy maintsy fa nataoko xxx.
Misy toetrako tiako ovana be izay. Dia tsy mety afaka mihitsy ilay izy fa efa raiki-tapisaka.
Dia namaky boky aho dia hoe "autohypnotisme" no fomba ahafahan...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 14/05/2007 20:05
xxx
(
10/05/2007 16:23)
Ahoana ihany ity afo fandiovana ity.Aiza isika no mandeha?
Maro ny olana mipetraka eto fa mba namaky ihany aho.Ahoana marina tokoa ity afo fandiovana lazaina lava ity e.Afo izany ve tsy efa kila koa diovina amin'ny rano ahoana angaha any amin'ny afobe misy ra...
tohiny
novalian'i pissoa ny 01/06/2007 05:59
xxx
(
09/05/2007 21:18)
tia ve izany????
Ianao,
ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako
Ianao,
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako
ianao,
ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako
ka ianao,
no fihiniko sy antenaiko fa ho...
tohiny
novalian'i fasaly ny 16/05/2007 10:57
xxx
(
09/05/2007 13:35)
glaire acide
manona doly sao de misy afka mamaha ny olako nareo ! ahona kay no ahafantarana fa manana glaire acide ! de mety miteraka ihany ve...
tohiny
novalian'i booboo ny 15/05/2007 15:08
xxx
(
08/05/2007 09:46)
vaovao mba te hahafantatra olona
za mitady namana vhv hifanoratra mail amiko fotsiny aloha eto mada, mpianatra eny @ anjery. ts zan fa mba t hafatatra ol @ty site ty za, hoe mba manahoan ny ol mifanerasera @ty site ty, a+...
tohiny
novalian'i veromanitra2 ny 06/06/2007 11:02
xxx
(
07/05/2007 15:10)
Raikitra ny ady saritaky ny zaza madinika ato ...
Manoatra noho ny any @ kilasy maternelle marina !!!
- I anona kanjo a milaza hoe ...
- poy, tsy izaho fa i anona no niteny voalohany
- Je vais dire à ma maman
- t'es pas ma copine ...
Aoka iz...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/05/2007 18:30
xxx
(
07/05/2007 12:53)
Rakipiainana
Hono hoa mba misy manaraka ilay tantaran'i Soanja ve ianareo? Mba lazao ny hevitrareo momba io...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/07/2007 14:17
xxx
(
05/05/2007 07:32)
naratra ny fony
vonon'izy ny andao ny hafaliana sy tsiky fa nilaozany ilay tiany, milay izy fa hoavy ilay andro mety hafoy izao tontolo izao....
tohiny
novalian'i gasymanja ny 16/07/2007 17:41
xxx
(
04/05/2007 18:29)
Mendrika ve Ségolène ?
misy resaka ity nandeha tao amin' ny radio RTL (radio N° 1 eto France ) : Les auditeurs ont la parole ...interview an' i Ségolène ary ny réactions an' ny olona (démocratie participative ???):
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2007 18:14
xxx
(
03/05/2007 20:31)
kapaoty!
Misy amintsika vehivavy ny manatsofoka kapaoty anatin'ny paosy ny vadiny, handeha mission tsy ho eo ankilany mandritra ny andro maromaro; sao hono...ka tsi hotondra arentina an-trano! ary koa hoe:"Ny ...
tohiny
novalian'i ragabany ny 30/07/2007 10:40
xxx
(
02/05/2007 19:37)
Aiza ny tandrifinao sy ny sehatra tianao?????
Tonga nisoratra ho mpikambana eto amin'ny namana serasera.org ianao....inona no zavatra tena mahafinaritra anao ato ary aiza no tena sehatra manintona anao???, ohatra any aminny blaogy sa karajia sa f...
tohiny
novalian'i cute ny 24/06/2007 00:20
xxx
(
01/05/2007 07:13)
toky fitaka
:-D
http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1ujrg_r-clee-toky-fitiaka-cheri...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 10:43
xxx
(
30/04/2007 19:48)
maty tanora le Gregory Le Marchal star academy mampalahelo
vao henoko teo hoe maty androany maraina i Gregory Le Marchal mapalahelo tsy de mpanaraka star academy aho fa mbo henoko ko ny hirany mazana le aretina...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 08:20
xxx
(
29/04/2007 18:34)
mila vonjy
reni-mpianakaviana aho mianadahy ny zanko,ny zanako vavy nihinana pilules,nijanona efa tamin'ny novembre lasa teo,tonga ny fotoanany roa volana tao aoriana ny nijanononany,natahotra ho bevoka izy ary ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2007 10:41
xxx
(
28/04/2007 11:33)
Déléstage MAHAVARIANA TOKOA!!!!!
Mahalasa saina ihany rey olona raha efa @ izao taon-jato vaovao izao ary ny fandrosoana dia efa mbà azo atao hoe tonga ao @ tanàna ihany , fa dia NAHOANA RE no dia ampijaliana toy izao ny vahoaka @...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 30/04/2007 03:44
