Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx ( 10/06/2007 14:53)
Fianarana Baiboly
Isany miteraka olana matetika ny fandraisana izay voasoratra ao anatin'ny Baiboly noho ny tsy fitoviana misy. Ao no miseho mahay Baiboly, ary ao kosa no heverina fa tsy mba mahay. Dia eo no mipetaka n... tohiny
xxx ( 10/06/2007 13:14)
hody définitif any dago
manao aona daol an! za zany naika anontany hoe ahona no atao,inn ny démarches administratives tokony atao ra anD hody any dago définitif,ny tna malagasy ihany fa tsis paps,hihihi! ... tohiny
novalian'i dombolo ny 03/07/2007 06:35
xxx ( 10/06/2007 10:38)
Kristianisma sy ny famadihana!
Afaka miaraka ve ny kristianisma sy ny famadihana na ny fomba nataon'ny razana taloha? Maro ihany mantsy ny milaza ho kristiana nefa manatanteraka ireny fomba isan-karzany ireny ka io no mahalasa ny ... tohiny
novalian'i Lyset ny 05/08/2017 14:23
xxx ( 10/06/2007 05:45)
Jehovah sa Bala no Andriamanitrao?
Ary ankehitriny maniraha hamory ny Isiraely rehetra hihaona amiko any an-tendrombohitra Karmela,ary ny mpaminanin'i Bala dimam-polo amby efa-jato,izay mihinana eo amin'ny latabatr'i Jezebela.Ary nanke... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2007 15:27
xxx ( 09/06/2007 22:22)
lehilahy mikôty vehivavy
ny lehilahy rehefa mikôty vehivavy an-tsoratra ve sa am-bava sa ankitika inona no tianareo @reo? ny ahy alo de tsy voako le mikitikitika e! tonga de omeko ny tehamaina, manao ahoana indry hoy izy ... tohiny
novalian'i Boaygasy ny 11/09/2007 12:23
xxx ( 09/06/2007 12:45)
maladies nosocomiales
azo sokajiana ho "maladie nosocomiale" ve ny "staphylocoque doré"? raha eny, dia inona no tokony ho ataoko, satria voa io karazana microbe io aho izao. il y a 3 mois exactement no nivoahako ny hôpit... tohiny
novalian'i watafon ny 11/06/2007 15:41
xxx ( 07/06/2007 18:28)
azo sotroina ve ny toaka?
Arak'ity voasoratra ity dia iza no afaka mba hanazava fohifohy. Deo14/25-26 "Dia hamidinao vola izany,ary hofonosinao ny vola ka ho entinao eo an-tànanao hankany amin'ny tany izay hofidin'i Jehov... tohiny
novalian'i marozevo ny 27/06/2007 18:50
xxx ( 07/06/2007 17:46)
Manaova tahaka ireny zazakely ireny dia.....
Tsy fantatro na ato no tokony hanoratako ity na any @ hatsikana fa saingy nampisaina ahy dia hoy aho hoe: mety @ finoana ilay izy. Indray andro niditra tao @ magazay lehibe ireny ireto mivady niarak... tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 10:34
xxx ( 07/06/2007 17:46)
Portugaise
ataoko am teny frantsay raha tsy izany tsy lmampmé fa miala tsiny indrindra o! Une portugaise arrive au commisariat: - bonchour! che fiens me plaindre que che me chui fé fiolé dans le buche.... tohiny
novalian'i sympa ny 09/06/2007 16:49
xxx ( 07/06/2007 16:59)
Aza mitondra anay @ fakampanahy fa manafaha anay @ ratsy
Nisy Monpera hono nandeha train. Rehefa nijanona t@ arret ilay train dia indro fa niakatra sipa manja be ary dia nitady toerana ary tsy nahita raha tsy teo akaikin'ilay Monpera. Samy nisahirakirana ih... tohiny
novalian'i cbd ny 12/06/2007 16:35
xxx ( 07/06/2007 14:48)
firy
ireo manatalenta eo amin'ny hira eto @ serasera... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 17:13
xxx ( 06/06/2007 14:10)
tsy mis
aza manadino ny tznindrazana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 06:14
xxx ( 05/06/2007 18:39)
Ento am-bavaka ny kristianina any Irak
Tato ho ato dia voahenjika mafy ireo havana kristianina any Irak.T@ Alahady teo, raha sendra avy nanao lamesa ity pretra iray ity dia notifirin'ny sasany niaraka t@ Diakra anankiroa. Maty teo no ho eo... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2007 20:48
xxx ( 05/06/2007 11:53)
inona...
...no mahasamy hafa ny schyzophrenie sy ny mythomanie?... tohiny
xxx ( 05/06/2007 08:44)
Gasoil Leclerc frantsa
Aza mba mividy gasoil @ Leclerc fa maloto manimba fiara. Mifandimby citerne @ zavatra hafa angamba ireny.... tohiny
novalian'i mutombo ny 17/07/2011 15:42
xxx ( 04/06/2007 20:19)
de ahoana indray izao tendance izao ry zalahy a!
[img]http://www.madanight.com/articles/mode/806-lingerie-fine-ony-devoile-les-tendances-tres-sexy.html[/img]... tohiny
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:21
xxx ( 04/06/2007 19:37)
baby fone
Loza ry reto saika tapaka ny lalandran'ilay rahavaviko fa hay mifampi capte ireto antsoina hoe baby fone.....:roll::roll: raha nisakafo tany ambany ny olona ny zazakely matory any ambony any am chamb... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2007 20:46
xxx ( 04/06/2007 13:01)
slt daholo
mba toroy hevitra ry reto hanalana mony a, efa mba miezaka fa tsy misy fiovana e,... tohiny
xxx ( 04/06/2007 10:38)
Ahoana ny atao refa maditra be ny lehilahy
Maditra be ny sipako de tsy hitako rsony ny ataoko anazy.Tiako izy nefa tsy zakako ny ataony.De tsy haiko oe inona ny tokony ataoko.Ampio eh:P ... tohiny
xxx ( 04/06/2007 04:39)
qui ma mantie!
ahoana ny fahiatanareo ny dihy hip hop eto amin ny tanana ,mba milay ihany ve?hafa ihany rangaha ilay avy any ivelany an! sa ahoana fa ilay IM'S BOYS aloa tsy milay tsy ampi an'ilay up the rap an! ... tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0888